Zavatra hitako

1. cyril ( 09/01/2011 01:21)
Misy akama izay efa ho dimy taona no nanambadiany ,mananjanaka roa ankehitriny, vhv nihaona taminy tany @ soiréé , tzay hoy ilay ranamana be t@ ireo fianakaviany no tsy nankasitraka ny hoe alaina vady ramatoa , misy aza milaza fa hoe makossa hono e , sy ny karazany.....................
Raha niheno an'ireo resak'olona mpanaratsy ireto angamba rangahy dia tsy nisy ny tonkananony izay miadana am-panambadiana hoy isika izay

Ny namany indray anefa tao @ koraly no nifanintona voalohany ny tsirim-pitiavany, dia vita t@ volana jiona taona lasa teo ny mariaziny , fantatra anefa fa hay ramatoa efa nanambady tao Antananarivo fa niova anarana , ny iray t@ ireo fianakaviany ihany moa no nanao an'ilay fanamariahany
Naroson'ialy LHL ary ny fanadihadiana .............
Hatreto dia en instance de divorce ry zareo

Marina fa mety mitranga na aiza na aiza ny coup de foudre fa aiza no tena mety azo antoka kokoa ; mpiara-miasa ve?? mpifanila-bodotrano ve??? any @ bal??? any @ spaoro , meetic sy site rencontre sa any am-piangonana ???

Sa dia anjara fotsiny no arahina ???? horoscope................
novalian'i stysane ny 14/01/2011 16:01
2. stysane ( 09/01/2011 07:28)
miarahaba anao lo cyrl a! fa nanaiky niverina eto indray a!
fa ony oa tena ianao marina ve lo io sa tsy e!
ra ianao io ; de toizo ny fiseraserana e!
mazoto mitsidika ny tekelaka sy ny fandaharana rehetra e!
stysane iany e!
3. cyril ( 13/01/2011 09:29)
mitandrema iany enao ry stysane fa misy amampolony latsaka ny cyril ato aminizao fotoana a , ka ze nikozy taminao omaly zanak'ondry , mety ilay amboadia foudre ndray no mikozy aminao anio atasio tonton !
4. stysane ( 14/01/2011 16:01)
misaotra letsy ry cyril @ fanomezana torimarika a! maro toko mantsy no milaza hpo zanak ondry nefa tena amboady toko e! fa misaotra letsy lo niverina a! de mazoto e! asio sarin la fona refa mamaly ela de ho fantatro fa ialahy io mamaly io e! merci e! stysane
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4086