Efa voambara ny hanana vhv maro ny lhl1
1. Mirananirina
(
13/03/2009 13:33)
Amiko dia tsy ho afaka aminy lhl mihitsy ny hijanona aminy vhv 1.
2 na 3 na+aza mbola tsy ampy.Matanjaka mihitsy nareo ka.Aiza ve ka ireo mpanjakan-tsika taloha,manambady firy?vady voalohany ,faharoa sns........
Taloha tany dia manambady maro ny lhl:misy mpirahavavy mihitsy aza ny vadiny.
izay mbola misy hatramin'izao io fiarahana aminy vhv maro io,fa hafenina satria voarara.Tsy aleo ve miharihary toy ny ataony musulman,toa izany manao nefa hafenina.
Mbola tsy nisy lhl tsy nampirafy angamba o?Tokony hahatsapa izany isika vhv.
2. pikatti
(
13/03/2009 14:14)
fa iza ndray no hananan'i mirananirina alahelo ato klé :-D :-D :-D :-D
i andrywui anie efa nilaza hoe manabandy koa mbola niditra foana ve enao é :-D :-D :-D
3. mmmhh
(
19/03/2009 12:36)
ohatrany efa nateraka ho hampirafy ngamba ny lehilahy ka,
4. Mirananirina
(
20/03/2009 17:34)
izay indrindra e,dia tsy sahy mamaly ry zalahy
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1934