Resa-dehilahy

fasaly ( 02/08/2006 15:44)
Misy foana ny sipa bonaika , maotina , mangatsiaka be tsy dia hay hoe ahoana no handraisana azy misy indray anefa ny sipa tena "vivante" ny fiantsoana azy, pelika, tia miresaka be, mpandrehitra mihin... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 13:24
Silo ( 21/07/2006 08:06)
Hono hoa nareo lhlhy ireto, Raha misy sipa miaraka aminareo nefa sendra tratrany mampirafy ianareo, de sahinareo ve ny milaza @ iny sipa nahatratra iny rehefa miady ianareo vokatr'iny zavatra nataon... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2006 19:00
Noslid ( 16/07/2006 09:42)
mbo ampio zalahy fa tena loza ah! Tsy misy volombava mihitsy aho sady tsy misy volon-tratra de atao'ny sipa fihomehezana foana nefa mba efa 30 taona hany. Inona no tokony hataoko fa mba efa mampiasa r... tohiny
novalian'i tywa68 ny 03/09/2006 09:22
fens ( 11/07/2006 10:08)
Aona l'ty ny hevitra'ilasny am bandy voadona, misy ve sa rehefa kofy de be mokony daholo.... tohiny
novalian'i melody ny 21/11/2006 23:04
xxx ( 08/07/2006 02:05)
ahona kay ry zalahy no hinoana hoe tiana ano ny bandy iray fa misalasa be ihany mantsy za @ zao fotoana zao ..nefa izy tiako nefa tys reveko lay miesona8O8O... tohiny
novalian'i sechat ny 13/07/2006 14:36
xxx ( 06/07/2006 13:03)
Izaho mpanoratra dia vehivavy fa mba saika haka hevitra aminareo lehilahy aho. Tsy izany mantsy fa ny fikan'ny vadiko dia kely dia kely. Rehefa mijery ireny film x reny izahay dia lasa ohatra ny menat... tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:55
herilalaina ( 29/06/2006 14:00)
salama daholo e! ny mondial zao no malaza fa mba asiana teny kely e! ny ahy aloha dia bresil hatramin'ny farany e! rehefa resy 3 et 0 ny ghana dia aleo maka ny mahazatra indray e! sa ahoana hoy ianar... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 11:01
xxx ( 28/06/2006 09:39)
tiako fantarina we ahoana ny fipetrakin'ny volanareo lhl tsy manambady fa manana sipa , hirevenareo sy angoninareo sa mba hamalifaliana ny sipanareo koa?tsy we sipasipa fa sipa ho alaina vady io resah... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 11:15
Aino ( 23/06/2006 11:11)
mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?... tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 21:00
jajaf401 ( 18/06/2006 08:40)
Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manin... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 13:55
xxx ( 13/06/2006 06:15)
mba misy fanotaniana kely tiako ampetraka aminareo lehilahy ity satria nareo no tena mety havaly azy , zao an nanao tam na bandy zay za , dia tam ny voalohany dia vetivety kely dia tonga ny azy , di... tohiny
novalian'i nikopol ny 05/09/2006 13:43
rhaingo ( 01/06/2006 09:24)
rehefa misaraka, mbola mijanona ho mpinamana sa samy maka ho azy... tohiny
novalian'i cabot ny 01/11/2006 22:04
4mimananelatra ( 26/05/2006 17:40)
Nahalasa saina ihany ny zavatra hita tao @ GLACIER indray zomà alina, mahita vazaha lahy efa antitra be miady lohalika ifandrombahan'ireo zavavy ..MAHANTRA TOKOA ny firenena. Izaho sur fa any @ tany ... tohiny
amleoui ( 23/05/2006 09:03)
Za d mahita fa maro n vhv(...sasantsasany) no tena infidèle noho ny lhl(mody oe n lhl no tena mampirafy) na manambady na tsia indrindra moa any am-piasana any... dia ts mionona @ bandy iray, de av eo... tohiny
novalian'i raphael16 ny 13/01/2016 18:45
xxx ( 17/05/2006 12:41)
betsaka ny lehilahy izao tsy mitia vehivavy fa samy lehilahy no miaraka, ahitana daholo na ankizy na antitra na tanora, na artista na sportif na mpivavaka na mpivarotra na saranga inona na saranga ino... tohiny
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:17
eisy ( 17/05/2006 04:58)
Lisany nga l'ty efa nahita sipa gasy..... tamin'ny site mitanjaka... tohiny
novalian'i bozycate ny 28/11/2006 11:23
poupousa ( 12/05/2006 07:58)
Bobaka ny kofa koboko refa matory na varina de zatra milalao fika(ny an'azy ihany fa tsy an ol hafa an!) de gaga za fa maninona ny mahatonga an zany PS:samihafa @ masturbation io an... tohiny
novalian'i teffy ny 21/11/2006 19:23
labomba ( 09/05/2006 16:33)
http://media.skoopy.com/misc/parking/... tohiny
novalian'i Aino ny 01/06/2006 08:53
bellla ( 08/05/2006 15:25)
Marina ve fa ny lhl hono raha tsy misotro toaka dia mifoka refa tsy ireo indray de tsy andalovan'ny vehivavy (zany hoe tea ampela)?... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:55
poupousa ( 08/05/2006 11:13)
=))Lisany ve lty tsy mahita fa milay ihany koa ny joba be NONO.Tsy haiko alo fa raha za de reveko kokoa ny joba be nono noho ny kely nono e8)... tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5552