cadeau

1. xxx ( 07/04/2006 18:08)
Mba inona kay ny cadeau tian'reny lehilahy reny refa aniversaire e. Ny lehilahy manko sarotra itadiavana cadeau mitsy tsy ohatran'ny vehivavy.
Mba omeo sopapa ry reto a ankoatran'ny cravate a:wink:
novalian'i rama ny 30/04/2006 13:19
2. Herimiafina ( 07/04/2006 18:18)
-Eau de cologne, apres rasage.
-Pins.
-Ba kiraro sy lobaka.
-Jeux video X-Box.
-Kapôty.
-Chocolat robert.
-Sodina sy farara.
-kitapo sy sac banane....
sns
arakarak'ilay olona sy ny fifandraisanao aminy.
Raha izaho ilay izy dia CD an'i PERXON atolotra anah! ahummm ahummm :-w:-w
3. hery ( 07/04/2006 18:59)
zavatra elektronika... jeux - ordi sns...
4. xxx ( 07/04/2006 19:09)
hanandrana an'zany zavatra elektronika zany ndray za8-)
5. labomba ( 07/04/2006 19:15)
- Disk Dur Exterieur
- Balladeur mp3
- T.Shirt na Sweet Shirt (baobab, carambol, sobika, caméléon, ...)
- Guitare
6. Fiffi ( 07/04/2006 19:20)
-famataranandro
-echarpe fa le manja be ireny an
-peratra (chevalière)
-collier chaine io an! volamena na volafotsy tsara daholo

7. sakaizakely ( 07/04/2006 19:35)
une entrée au lido
8. diamondra27 ( 07/04/2006 21:11)
poste DVD atao anaty auto
voiture
tour mongolfière
raha mpanao collection izy de iny objet iny tadiavina
stylo à plume
tél portable
entina any @ tatoo hatao tatouage
proposition percing
9. fiaritiana ( 07/04/2006 21:20)
sady ny an ny lhl reto lafo daolo a!:-D:-D
10. labomba ( 07/04/2006 22:42)
aina koa no very aminareo, tsy mahagaga ra lafo daolo :-o
11. kiali ( 08/04/2006 07:34)
diamondra27:

poste DVD atao anaty auto
voiture
tour mongolfière
raha mpanao collection izy de iny objet iny tadiavina
stylo à plume
tél portable
entina any @ tatoo hatao tatouage
proposition percing



tena hainao mintsy ny zavatra tiko ry diamondra an!!

Nahitsin'i lanto
novalian'i kiali ny 08/04/2006 09:07
12. kiali ( 08/04/2006 07:34)
fa le percing kosa aloh tsy de voako eh
13. innorky ( 08/04/2006 07:41)
xxx:

Mba inona kay ny cadeau tian'reny lehilahy reny refa aniversaire e. Ny lehilahy manko sarotra itadiavana cadeau mitsy tsy ohatran'ny vehivavy.
Mba omeo sopapa ry reto a ankoatran'ny cravate a:wink:



:*omeobizou dd vita fa ra tsy izany de soloy olonkaf
14. diamondra27 ( 08/04/2006 08:56)
innorky: de siora ve enao fa ampy io biz io
15. kala ( 08/04/2006 09:15)
xxx > efa andron'ny mangarahara zao de raha zà aloha de anontaniako izy ê!8)8)8)

nefa raha misy ny atao de maro sy tsara reo toro-hevitry ny namana reo:roll::roll:

indrindra fa le an'i diam :wink: saingy mila matevina ny porte-feuille de aza laniana daholo ny any banky fa tsinjovy ny fiainana ao ariana:wink::oops:
16. fasaly ( 08/04/2006 09:22)
bdb ny K.DO azo omena e!
miankina amzay zavtra manque azy ao ihany e!:wink:
17. nolalaina ( 08/04/2006 09:40)
xxx:

Mba inona kay ny cadeau tian'reny lehilahy reny refa aniversaire e. Ny lehilahy manko sarotra itadiavana cadeau mitsy tsy ohatran'ny vehivavy.
Mba omeo sopapa ry reto a ankoatran'ny cravate a:wink:



Tsy misy otran'ny fitiavana no tiny sy tsara indrindra!! :wink:
Ka inn no atao oé fitiavana???? mmmmm :roll: eo njinja tsika zao!! :*
18. andry08 ( 08/04/2006 10:30)
Boky
19. xxx ( 08/04/2006 10:53)
fitiavana ve ? krik krak boum boum :*
20. Fiffi ( 08/04/2006 12:35)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3676