cadeau

21. xxx ( 08/04/2006 15:37)
misaotra anareo rehetra nanome hevitra.
le cadeau tsy de andaniam-bola loatra aloha zao no tena tadiaviko.
22. Herimiafina ( 08/04/2006 15:47)
carte misy sarisary fo omena fa iny mora be fa le fitiavana no mameno ny ambiny, fa asivo poeme kely nandranadra eo fa ho tohina ny fony e! ahan, :@
23. fasaly ( 08/04/2006 16:46)
andrahoy sakafo matsiro "plat préferé-ny" izy e!
de mba atovy romantik kely asio labozia sns...
de aza adino ny gateau avy eo hummm miam!:wink:
24. diamondra27 ( 08/04/2006 17:26)
raha KDO tsy mandany vola de misy ny atao, raha mahay manao dessin njy de ataovy ny portrait n'i lery , de asio cadre tsara de efa milamina ny @iny

raha tsy zany de manaova bracelet brésilien de asio anarany

de collier en perle(vrai na fausse) koa azo omena asiana de asiana ny nom-ny

tasse de café na thé asiana ny nom-ny

mouchoir asiana motif

ze rehetra azo atao vitan'ny tanana de mety doly e!
de faranana @ fiaraha-misakafo anareo mitsam irery de aterina any antrano lery de raikitra ny kozy

25. chipie1 ( 08/04/2006 17:31)
ento izy de ataovy oe inn no tinao e! amizay tsy sahirana ianao !
26. xxx ( 08/04/2006 18:00)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 08-04-2006 21:46:56
Lohateny : Re : cadeau
andrahoy sakafo matsiro "plat préferé-ny" izy e!
de mba atovy romantik kely asio labozia sns...
de aza adino ny gateau avy eo hummm miam!

Io zao no tena milay dia ampiana an'ty koa
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 08-04-2006 20:47:01
Lohateny : Re : cadeau
carte misy sarisary fo omena fa iny mora be fa le fitiavana no mameno ny ambiny, fa asivo poeme kely nandranadra eo fa ho tohina ny fony e! ahan,
27. fasaly ( 08/04/2006 18:13)
hummmmmm! tena milay io ka! diner tete à tete de tolorana lay carte kely feno sonia sy zétémmmmm bdb de sarina kéra bdb:wink::P
28. vegas ( 08/04/2006 18:54)
Tsy efa lé fanao isanandro ve zany e? Mba anniv mb hafa kosa e.
29. xxx ( 08/04/2006 18:56)
Na entina any @ resto tiany zany.
30. vegas ( 08/04/2006 19:15)
Efa isanandro koa
31. vegas ( 08/04/2006 19:16)
Ra azoko tsara zany de nareo tsy mba midiner tete é tete mintsy an. Sady tsy mande resto mintsy koa? ca va ou bieeeenn? lol
32. fasaly ( 08/04/2006 20:41)
vegas ooo! vakio tsara kalou lay voasoratry i xxx fa anniv tsy andaniambola firy hono no tedaviny donko io no hitako tsy mandany vola fa ny fandaminan'ny latabatsa ao antsano no hatao hafa am andavan'andro:wink: raha misy veuh ny vola afaka manao zavatsa milay beuh nge e! ohatra voyage en croisière:wink: azon'ny toi veuh:°):°):°):°):°)
33. Herimiafina ( 08/04/2006 20:48)
Ny ahy izao no mba hangatahako rehefa anniverserako dia Dzamanjar be eran'ny tavoahangy de asiana tsaky tsa-tsiou kely de raha mbola misy de ampiana Vodka iray litattra hi-couper-ko ilay Djamandzar.

de ny faniriako de mba hisotro avokoa izay tonga eo de velezina amin'izay ny gitara, ahann :@:@
34. fasaly ( 09/04/2006 10:58)
:-D:-D:-D:-D ny toaka wa! mazàna aaa!.......
tia raha mangotra anie i hery ity e! ahummm ahummm!:lol::P:-*:*
35. diamondra27 ( 09/04/2006 12:09)
:-D:-D:-D ento any @ plage naturiste izy fa any sady tsy mividy akanjo no gratuit ny sakafo: manjono de mitango hazo fihinamboa toa ny nataon'ny ntaolo fahiny e! mioty cerise na voasary sy poma ary paiso dans la forêt:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. dadabe ( 09/04/2006 12:36)
:°):°):°):°)
37. fasaly ( 09/04/2006 13:25)
diam: hanao inona any anaty ala ????hanao robinson krizy aho wé! veuh....?????;-);-);-);-);-)
38. xxx ( 09/04/2006 18:06)
lasa bdb ny choix ato
merci daholo :-*
39. Fiffi ( 10/04/2006 05:09)
ity hatao eh! de avy eo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/coeur8.gif[/IMG] de avy eo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/gars_fille1.gif[/IMG] de avy eo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0010.gif[/IMG]
40. fasaly ( 10/04/2006 05:51)
hummmmm! zao mahintry lay lazaiko ry fiffi, ntsonanie! reto izy:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3054