cadeau

41. diamondra27 ( 10/04/2006 08:34)
xxx: ka tsy tsara ary ve raha be ny choix, mbola saika hanampy anefa za fa aleo hijananona indray izany koa

Ny resaka cadeau de tsy ferana fa arakaraka ze hanananao ihany io, raha tsy mahatakatra arabola de azo atao ny mamorina idée

FA AZA ADINO LE Miteny HOE: JOYEUX ANNIVERSAIRE AN de arahina fihetsika

fa ho an'iza aloha le cadeau d'anniversaire e? namana tsotra sa havana sa vady sa iza
42. kala ( 10/04/2006 11:28)
:?:

fiffi > hoatsany io no hitako manja raha tsy te-handany vola ê!:-* :-* :-*

HM > tsy mbola ampy reo raha aniverseranao ka! asiana zvt hafa :-$ de avia ataoko bonaniversera sahady :-D:-D:-D
43. fasaly ( 10/04/2006 14:04)
fiffi: mbola try almpy lay sary mikofokoka anaty lamba aky io sary io a! mamarana ny fety d'anniv e!:wink:
44. diamondra27 ( 10/04/2006 15:05)
45. fasaly ( 10/04/2006 15:30)
hummmm ny an'i diam mbola miampy bien etre kely kalé:-D:-D:-D:-D ary tena mandrofy mahindtry ny savony amzao an! ary aiza lery???? voiatsinjy ao ambaninjy ao veuh!:-D:-D:-D:-D
46. Fiffi ( 10/04/2006 15:50)


de aza hadino ity an!
47. Herimiafina ( 10/04/2006 17:38)
Inona io tsy adino io ry Fiffi? Ka raha reraka le olona? Manjeraka anie io e1 Sady cadeau empoisonné. ahan :@:@
48. fasaly ( 10/04/2006 18:33)
hery: ka tsy maintsy mba faranana am lanona "intime"kocha ange lay izy e!:-D:-D:-D
49. Fiffi ( 10/04/2006 19:07)
Herimiafina: io koa ve de handreraka eh! raha misotro J&B aloha dia ho reraka kosa an! fa raha 1 coupe de champagne ve de handreraka ? sa tsy izany ry fasaly ? :-D:-D
50. Herimiafina ( 10/04/2006 19:30)
Ahan :@:@
Tsy ho anah anie izany fa ho an'ilay sipa e! Reraka eo izy, efa misy emotion mbola asiana tsy emotion ihany koa tsy tonga de ataky kardiaka be tsy mifaditrovana an!
Asio J&B kely any marina aloha ry Fiffi fa tena ngomangoma klé1 ahan :@:@
51. diamondra27 ( 10/04/2006 20:35)
miala pas njay raHM klé, nde ho aiza elah fa tsy avelan'ny sipa mitsoka zany e! Io ry fasaly sy fiffi hazony mafy eo de kala mangitikitika fa za mbola manaramaso le masikita a!

Fa taiza indray aloha ty JB sy moly ty e!tsy nahahendry mitsy le mandede fa vao maika mivaro lavo an! ahummmm ahummm o^oo^oo^o

52. kala ( 11/04/2006 06:09)
diam > bedeso mitry akia io fa sady manao an'ile ahummmmmmmmmmmmm no mi ahan ka tsy hitako tsony zay handraisako azy!:-D:oops::wink:
53. ravatorano ( 11/04/2006 06:48)
tsy andaniana sosy b anie ny manao kaly tena ankafiziny eh ary enao ihany manao anzy fa sao d entina &avy any amin ny resto d tdsy milay
zao koa ilay izy anefa natao ho fahatsiarovana d mbatena fahatsiarovana miraikitra ho tadidiny atolotra anazy eh ohatra hoe raha tsy mety potika miitsy dia ilay Fitiavana gondabe zany eh=D=((
54. diamondra27 ( 11/04/2006 07:52)
fasaly: mbola manao ankisitrika akia lery a!:lol:
HM:mba hajanony @izay izany hono le ahan sy ahummm ary le :@:@:@:@, efa ampy dozy doly ny peuple, sy le J&B .
Aleo anamboaran'i kala sy ari ary mamz betsasetsa na dzama mba produit local fa zany JB zany tsy alehany e!na de pur aza tsy misy ohatran'ny dzama ihany:wink:
Hafa ihany ny any @ faritra nord=nosy be+ Plage:-D:-D
55. Fiffi ( 11/04/2006 08:09)
Herimiafina: tchin aloha zany !
diamondra: de hatao tambabe ve akia ? :-D:-D:-D
56. fasaly ( 11/04/2006 10:31)
:-D:-D:-D:-Dinona io ankanondro tananabeuh ionjay fiffi njy ty mahita mlintsy ka!
57. diamondra27 ( 11/04/2006 11:10)
fiffi &fasaly: zay ihany ve le nahatonaga nareo mitsam nitady ahy, le mampime 'zay, mdr:-D:-D:-D
58. fasaly ( 11/04/2006 12:58)
diam: try mampmé ihany fa manafàna ihany kou!8):P:°):°):-*
59. diamondra27 ( 11/04/2006 16:46)
fasaly::-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
60. mamzelkely ( 12/04/2006 08:12)
diams betsabetsa mitry veuuu de mbola miampy an'io :@ sô de hamono olona eto ky zay ry diams :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6489