Sipa tsy ho adino mandrakizay

1. vegas ( 12/06/2004 23:58)
Hono hoa ry zalahy, refa maninona ny sipa no tsy ho adinon'lisany mandrakizay?
novalian'i ramaso ny 21/07/2004 05:32
2. jhouhlambout ( 13/06/2004 06:16)
Rehefa manao sady hita fa tsy niodina mihintsy tany ambadika tany.......
3. aladin ( 13/06/2004 15:48)
nenah refa tiko tena tiko.tsisy resaka sexe sy blabla fa tena tiko fotsiny ary hitako fa manaja ahy.
de ny fitia voarara kou tsy mety adino.
4. ramoul ( 13/06/2004 20:08)
mitovy nitsika ry aladin!
Zah tsy mba manadino sipa niaraka tamiko ka tsara an aloha mariako eto an!!!
5. vegas ( 13/06/2004 21:40)
jhouhlambout> ny jôba tsy hiodina eo imason'la zany dada a. Fa lé oe refa manao io no tsy azoko, misy jôba tsy manao angaha?
ramoul> tsy manadino nge ramoul samy tsisy manadino e, fa lé tena oe mandrakizay mintsy. De ho izy retraretra ve de tafajanona ao antsain'la daolo kosa?
6. six ( 14/06/2004 09:47)
nenà tsisy adinoko!! hihi ???????
za aza gaga
7. ravatorano ( 14/06/2004 13:16)
six ka elah ndray hafa mihitsy kah
nefa toa mitovy ihany sika selaFa maninn kosa ary izy no hadinoina nefa joba nandalo teo amin ny fiainan elah zao eny na dia mainà minitsa aza.Aza adino fa anisan ny nadrafitra ny tantarampianao ireny.
8. xxx ( 14/06/2004 13:26)
Sambatra lesy laisany efa nahazaka sipa bedebe teo @ fiainana . Nena mbola tsisy azo adinoina akory satria mbola zéro ny akama e !
9. kally ( 14/06/2004 13:45)
F'angaha ry reto misy izany fanadinoana izany ho an'ny olona tsy voan'ny alzheimer?
10. xxx ( 14/06/2004 13:54)
tsy alzheimera anie fa alzheipera no lazaina eto e ! Rizalà no manadino fa tsy ry zavavy !
11. fijo ( 14/06/2004 23:56)
sady aza hadino izany izy fa mbola misy hilana azy any aoriana.
12. aladin ( 15/06/2004 05:48)
nenah 'zao io refa tsy adinoko oatr'izay de tsy ho adinoko tsony.niaraka mantsy izahay de eritrereto fa vao 2 erinandro izahay no niaraka an!ngamba vao in4 nifanoroka raha be de hatreo ihany de nosarahan'ny olona.fa 'ze niaraka tamiko rehetra de tsy nisy nahasolo azy.Ary taty aoriana de nitady ahy indray izy.'zah mbola nisy niaraka tamiko.de tonga de nosarahako avy hatrany le sipa niarahako io de niverina t@ le taloha aho.
13. aladin ( 15/06/2004 05:52)

14. aladin ( 15/06/2004 05:54)

15. jhouhlambout ( 15/06/2004 11:13)
vegas> Marina izany kanefa misy fomba ahafantarana io fiodonana io foana e! Na mahay manafina toa inona ary.... Ié misy tsy manao...
16. vegas ( 15/06/2004 13:36)
Aladin> kay lety e! ary tô milay be zany fifankatiavan'lisany zany? aona alou lé oe nosarahan'ny olona fa tsy azonay? amin'ny fomba ahoana?
17. bichette ( 15/06/2004 15:44)
eise re olona e !!!!
18. fijo ( 15/06/2004 22:23)
aoka moa ry bichette a,jereo zao i aladin fa tena tia dia naveriny intelo mihintsy.izany ka fitiavana an.
19. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:37)
he he eh
20. aladin ( 16/06/2004 15:30)
vegas>nosarahan'ny ray amandreniny fa hoe mbola kely loatra hono ny zanany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118