ny zavatra tena mankaleo ny bandy
1. joa
(
22/05/2004 14:14)
mba valio azafady ny tena zavatra tena tsy tianareo bandy aminay sipa na de miezaka ihany ary izahay
novalian'i ranjaniainajasminoh ny 14/10/2016 05:10
5. yonikafopl
(
22/05/2004 16:45)
ka izahay ange tsy mpaminany e! mba te hanao izay tsy mankaleo anareo ange le sipa e !
lema: nareo nga tsy tia tena?
lema: nareo nga tsy tia tena?
6. foozkely
(
22/05/2004 17:03)
Ny sipa tsy tiako lou de le be sitrapo be reny e!Kay de le mitondra anah miantsena kou tena tsy reveko mintsss! le adiny firy miantsena eo foana de idirana dôly 'ze magaz1 isaky ny 1metatra
9. sejianis
(
23/05/2004 09:03)
generaliste be izany question izany, ngah moa voatery ho tsy maintsy misy tsy tiana foana? Za klo tsy mahita e!...Ah si, ny fosafosa, tena halako io
10. chipie1
(
23/05/2004 09:12)
sejianis: ny fosa tsy maintsy ataony sipa ?? de ho alanao daolo zany izahay hihihihihii
14. xxx
(
24/05/2004 09:22)
bandy aza no tena saro-piaro b kou!sady égoïste!
ny tsy tiany kofa ra za alo no mandinika d refa t-hanao zao ilay kofa k ilay sipa tsy t-hanao mitsy!d tsy tiany kofa mitsy zany!! fa oh ny zay tiany kofa ihany no atao @ zao fiainana zao!!
ny tsy tiany kofa ra za alo no mandinika d refa t-hanao zao ilay kofa k ilay sipa tsy t-hanao mitsy!d tsy tiany kofa mitsy zany!! fa oh ny zay tiany kofa ihany no atao @ zao fiainana zao!!
15. ari.malala
(
24/05/2004 11:56)
na hiezaka tahakan'ny in eo koa aza anie ny vhv rehafa te hiala nareo lhl tsy misy azo atao ê!
16. jhouhlambout
(
24/05/2004 13:26)
Fa rehafa te hiala nareo vhv de nga mbola misy azo atao koa le?
17. samoina
(
24/05/2004 13:48)
Ny sipa mpiteny lava hoe " rehefa mivady isika an..." anefa ny bandy tsy mbola mieritreritra izany mihintsy...( taloha )
18. ikaretsaka
(
24/05/2004 15:22)
ny sipa saropiaro amiko dia ireny indrndra no tena tsy mahatoky ny tenany sy tia tena fatratra
19. yonikafopl
(
24/05/2004 16:09)
hendry , ka raha mifanoroka eo imasonao @ vehivavy hafa izany ny olon-tianao dia tsy hampaninona anao ve satria tsy saro-piaro ianao e? ny hasarotam-piaro misy fa ny lanjany no tsy mitovy e!
ikaretsaka, dia ahoana ary ny eritreritrao raha ny sipanap tsy miraika mihintsy na dia efa hitany mifanorokoroka @ vhv hafa ianao e! tsy ohatran'ny hafahafa ihany ve hoe tena tsy tia izy na manana hafa dia tsy mivaky loha intsony ?
asa aloha e! za aloha saro-piaro fa misy limite ilay izy e! tsy hoe rehefa miresaka @ vehivavy akory dia tezitra aho fa rehefa misy fihetsika tafahoatra eo imasoko no tsy zakako e!

20. donemaskit
(
24/05/2004 16:46)
vehivavy misidintsidina reny ny ahy tena tsy voako mihitsy ! tsy mahalala menatra, tsy manaja tena..........................