ny zavatra tena mankaleo ny bandy

41. booboo ( 27/05/2004 09:37)
voadona mafy angah jhoul izany ?
42. xxx ( 27/05/2004 09:42)
Ny ataoko amin ireo voalazan i jhoul ireo izao ilay tia mijerijery sipa hafa.
43. xxx ( 27/05/2004 09:49)
Ilay jaloux be fa mody fanina raha vao mahita hafa dia manankambo be ry angie.
44. jhouhlambout ( 27/05/2004 11:03)
chipie1> f'angaha misy lehilahy mifosa?

booboo> ié ;-)
45. mumu ( 27/05/2004 11:27)
jhouhl : miova taranja raha izany e!!
46. chipie1 ( 27/05/2004 11:36)
jhouhl: oadray betsaka ny lelà mifosa ...
47. fijo ( 27/05/2004 21:06)
ny resak'i angie an;dia manaratsy lahy fotsiny.
ny an'i jhiul an dia resaka tena misy ataon'ny sipa.
48. jhouhlambout ( 28/05/2004 07:26)
zay mahintsiny!
49. booboo ( 28/05/2004 07:42)
hihihi. Tena ataon'ny lelà mihitsy ireo tenenin'i Angie ireo ara !
50. chipie1 ( 28/05/2004 09:03)
zany mahintsiny !!
51. ari.malala ( 28/05/2004 09:29)
Ny lehilahy no tena loza raha hifosa vehivavy ko! Fa samy mifosa daolo alo na izany aza. Ny hoe be famaliana indray, dia tsy maintsy ho ianareo lehilahy foana kosa ve no tompon'ny teny farany? ao ambonimbony ao misy hoe za no lohany, d'accord, fa tsy hoe lohany ianao d tsy manana hotenenina mintsy le 1 fa enao ihany no tompon'ny vava sy ny decision!
52. jhouhlambout ( 28/05/2004 11:02)
ty ny 3ème partie:
-materialy
-mpamitaka
-mpiodina
-raciste
-mpiteny maloto
-superficielle
-jalouse
-possessive
-b Zezt
-Allumeuse
-mpiatsar-vel-tsih
-mpigafy
-mitaraina lava
-voretra
-tia mijerijery bandy hafa
-kizitina
-mpifosa
Afa-po ve ô!?
53. mumu ( 28/05/2004 11:06)
jhouhl tao manao copier coller fotsiny enao zany?

tsy mahita zavatra ho foronona momba ny sipa tsony nga?
54. jhouhlambout ( 28/05/2004 12:19)
an-3! Mbola vao: Synthèse ny zavatra voalazako fotsiny io aloha. Fa rehefa avy eo vao atao ny conclusion!
55. booboo ( 28/05/2004 12:23)
ô ry jhoul ! aleo hombohiko izay oul nahavôdona an'ingahy tany fa lasa ny vevavy rehetra no indray hombohin'ingahy !
56. samoina ( 28/05/2004 12:59)
ary booboo izany hoa tena tia mihombokombok'oul e ! Mamay mintsy ze azonao 'ty kah ! hihi
57. pitchou ( 28/05/2004 16:09)
jhoul> manahy aho fa tsy tia vhv ianao ity ka! marina mou ou!
58. chipie1 ( 28/05/2004 17:34)
manao copier coller i jhoul
pitchou> hihihii
59. ikaretsaka ( 28/05/2004 19:30)
4 eme partie
-miditra mitsirika ny fiainan'ny olona
-mpamorona zavatra tsy mi existe
-mitaraina lava
-manontany lava
-tsy mahatoky mhitsy
60. nikopol ( 28/05/2004 20:31)
Ilay sipa manontany (na miteny )foana hoe :
- tena tia ahy ve ianao?
- fa maninona no za no tianao?
- mitovy aminao mihintsy iny namanao iny
- handao ianao hampisehoko an'i Dadanay;
- dadanay sy mamanay niteny an'izao....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3773