ny zavatra tena mankaleo ny bandy

21. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:36)
yonika> misy limittes ka .. fa tsy ilay heo vao mananona kely dia raikitra ny kombaka... io ilay jalousie maladive ...
22. yonikafopl ( 25/05/2004 01:37)
ikaretsaka ka izay ange e! misy ny hasarotam-piaro fa asiana limite.
23. ari.malala ( 25/05/2004 10:48)
jhoul, eny ê! tsy misy azo atao koa anie rehefa te hiala ny vhv ê!, fa na tapitra hitanisaina eto daolo azea izay hoe tsy tian'ny lhl, ka hataon'ny vhv ka rehefa tsy tia ianareo na te hiala, afaka ataon'ny vhv ahoana moa?!
24. lema ( 25/05/2004 11:07)
lé fotsy varavarana reny ahona?
tena tsy masaka ireny sy mpampiady @ tsisy dikany
25. pitchou ( 25/05/2004 15:24)
za aloha vhv fa tsy tiako ny lhl mieritreritra hoe tsy tokony hanao zavatra tsy tiany ny vhv nefa izy tsy te-hahalala izay izavatra tsy tian'ilay vhv e!
26. xxx ( 25/05/2004 18:50)
Raha vao izy fotsiny no midrikina matetika eo alohako dia izay no tsy tiako indrindra.Mankaleo ahy izany ami farany.Satria izaho no lohany dia raha samy ho lohany daholo dia aiza indray ny vatany?
27. fijo ( 25/05/2004 23:34)
sipa saropiaro,masiaka,kizitina,be famaliana,fotsy varavarana,ary kamolava.
28. angie ( 26/05/2004 07:36)
za alou dia tsy ao anatin'ireo nefa manana caractère hafa ratsy aho. Zany hoe mbola azo lazaina zany hoe mety ho zakan'ny lhl ihany angamba. Fa na izany aza mikofesy fa za dia tia matory ka rehefa week-end dia gravy ihany zany hifoha zany ka raha zay mahazo kamovavy de za zay.
29. chipie1 ( 26/05/2004 09:51)
o ry fijo:
misy amina sipa daolo reo teneninao reo ...
tsy maintsy saropiaro kely ny sipa, masiaka kely kou ndrainadray,misy fotoana kizitinjitina iny normal be,
ilay oe be famaliana fa de hanaiky izay teneninareo fôna ve fa tsy mba hamaly??, ny fotsy varavarana sy kamolava ngamba de mety ho ekeko...
30. betty ( 26/05/2004 11:53)
zah alou tsy hiandry anareo eo antrano lava eo eh!... zah kou mba mandeh kou :p
31. mumu ( 26/05/2004 12:16)
tsy description na bandy ve io ataon'ny fijo io???
32. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:04)
Ny tena mankaleo(1 ère partie):
-materialy
-mpamitaka
-mpiodina
-raciste
-mpiteny maloto
-superficielle
-jalouse
-possessive
-b Zezt
-Allumeuse
-mpiatsar-vel-tsih
-
Mbola ho avy ny 2ème parite fa aza malahelo.
33. booboo ( 26/05/2004 15:51)
hihihi
34. chipie1 ( 26/05/2004 18:45)
misy zvt ataony i bandy kou reo lazainao reo ry jhoul...
tairo oe ilay 2ème partie jerena...
35. fijo ( 26/05/2004 22:04)
mumu an ny bandy tsy saropiaro.
ankoatra izay tsy koi raha bandy no manao azy,fa ratsy raha sipa.ih,ih,ih
36. mumu ( 26/05/2004 22:08)
fijo ountsssss
ny bandy indrindra no tena saropiaro fa mody gisa fotsiny!!
37. angie ( 27/05/2004 07:11)
mbola sendra ny mody gisa zany fa aziza izy le tonga dia hoe andao hody dia eny andalàna tsy misy resaka afatsy iny.
Ary ny bandy koa no tena
materialy
-mpamitaka rehefa hikoty sipa bla be
-mpiodina aoka fotsiny
-mpiteny ratsy
-superficiel
-jaloux be fa mody fanina
-possessif kou zany
-b Zezt be
38. mumu ( 27/05/2004 07:17)
angie ekena!!! bravo njy tena hain'njy tsara nanao an'ilay description!
39. jhouhlambout ( 27/05/2004 07:20)
(2ème partie):
-mpigafy
-mitaraina lava
-voretra
-tia mijerijery bandy hafa
-kizitina
-mpifosa
-
Jamais 2 sans 3 hono. Ka mbola ho avy ny 3ème partie!
40. chipie1 ( 27/05/2004 08:26)
jhioul:
ataony lelà kou reo lazainao reo fa tsy ny sipa irery...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3814