ny zavatra tena mankaleo ny bandy
63. ikaretsaka
(
29/05/2004 20:08)
nareo notokony hiova taranja fa efa io nolazainay io daholo ny torolalana hovaina ko.. tsy izay ve ny mora kokoa
67. nikopol
(
30/05/2004 09:30)
Mumu,chopie1,booboo, ny vehivavy mankaleo fa tahaky ny mihinanana voamadilo io, marikivy fa mahate-hihinana foana. Lay asiana sira no tsara, sa siramamy moa?
68. ikaretsaka
(
31/05/2004 03:38)
izay mihintsy manko.. tsy hoe leo de tsy maka intsony fa hoe mba totohevitra hampihenana ilay mankaleo ireo ...
70. kinaoly
(
31/05/2004 10:26)
jhoul> tsy ho feno mintsy io liste io fa refa tena tia le sipa ingahy hono de ekendrangahy mban'ny toetra ratsiny koa , lol
xxxxx> le miady lohany, sao tokony hiverina any @taona fahagola nareo alou, fiteny ny hoe ny lahy no lohan'ny vavy fa efa nivotra koa ny fiaraha-monina. samy manana ny teneniny ny lahy sy vavy na efa mpivady na mbola vao miaraka. ny fomba fiteny no tsy mitovy sy azo amboarina.
ny vehivavy diplomaty kokoa noho nareo lehilahy, lol. nefa mbola betsaka ny lehilahy miteny masika zay le sipa, lazaina fa hoe miseho midrikina .....

71. jhouhlambout
(
31/05/2004 16:51)
kinaoly> Ekena izany, kanefa natao io mba hampiova ny toetran'izay mbola tavela ao anatin'ireo zava-dratsy ireo!!
72. fijo
(
31/05/2004 22:58)
ny fanontaniana anie ry sipa isany ka hoe:"ny zavatra tena mankaleo ny bandy "e.fa tsy hoe:"aza mitia sipa intsony"ka noho izany dia ireo voalaza ireo ny mankaleo ny bandy,dia anjaranareo izany no miala amin'ireo.namaly fanontaniana fotsiny izahay fa tsy hoe tsy tia anareo.ry mumu,chipie1,sns
73. angie
(
01/06/2004 08:50)
marina ny an'i Fijo fa ny indrony kely dia toa tsy tsapanareo fa ny ankabeazan'ireo dia tsy tian'ny vhv aminareo kou satria ataonareo fa saingy ao ihany lay hoe za tsinona lhl dia sy maninona.
Raha ny tena marina dia samy tokony miezaka ny ts11 mandinika hoe inona @ reo moa no tena ataoko ary tokony hialako ary inona kosa no tsy dia maninona loatra. Isika anie olombelona ka tsy misy tonga lafatra e noho izany samy manao ireo ihany:
-materialista daholo en générale
-mandainga indraindray na dia hoe tsy gravy aza
-miodina alou dia tipikan'ny bandy fa misy sipa maivana kou manao an'io
-raciste no comment
-mpiteny ratsy, mixte kou
-superficiel tsy maintsy misy kely foana io @ voalohany vao miaraka araky ny hevitro
-jaloux isika aby io fa misy hoe be sy kely fotsiny.
-be gezt ny rehetra kou angamba dia samy manao izay hikarakarany ny tenany fa raha geste bla fotsiny dia hafa indray iny
-mitaraina lava, ny bandy kou dia mitaraina fa sao nareo dia mihevitra hoe mafy be, zay mbola tsy nitaraina dia aza malahelo fa mbola ho avy ny anjaranao
-voretra mampalahelo zay voakasikizany. Tandremo ry namana lahy sy vavy fa ny fahadiovana no zava-dehibe indrindra.
-tia mijerijery bandy hafa hono ny sipa aoka fotsiny re ny momba ny bandy hiara-manao io e mahatatesa fotsiny.
--ny hoe mifosa indray dia matetika lazaina fa ny vhv no manao an'io fa ny lhl koa aza indrindra fa rehefa misy sipa mandalo eo aloanay: milay kosa ny... na hoe raha mba iny zao no... hihihihi

74. nikopol
(
01/06/2004 09:17)
Ny anisan'ny mankaleo ny bandy dia ny vehivahy te hitovy amin'ny lehilahy.
75. ari.malala
(
01/06/2004 10:18)
Amin'ny lafiny inona io r'i nikopol?
marina daolo ireo notenenin'i angie ambony ireo, fa ny tena mahakamo anie d hoe rehefa ny lehilahy no manao ilay izy dia ohatran'ny mandrha ho azy ê! fa raha vao ny vehivavy... aoka fotsiny! mandeha daolo izao adjectif qualificatif rehetra izao! mpamitaka ê!.. aranak'i Eva ê... tsy hita intsony! Tokony samy hijery ny tenany dia tsy atao @ olona izay manafintohina anao dia mirindra ny fiainana ê! sady raha tena fitiavana koa tsisy tokony hankaleo izany fa mifampiteny no tsara ê!

76. angie
(
01/06/2004 10:23)
za alou tsy te hitovy @ lhl zany e, misaotra ny Tompo aho fa vhv, saingy ny tsy tiako dia lay lhl mihevitra ny tenany ho ambony foana ka rehefa izy no manao dia mety fa raha ny vhv dia tonga dia hoe ka zay ange lhl e.
Rehefa zareo oh no mijery vhv tsy maninona fa rhfa zahay no mijery lhl aoka fotsiny... nefa ange ny maso mitovy ihany.
Aza tia tena zareo a. samy hijinja izay nafafiny io ka samia mandinin-tena fotsiny.

77. booboo
(
01/06/2004 17:33)
nikopol, jhoul sy ny sisa koa> milay rehefa atao critiques constructives ilay raha fa tsy tonga tratatatatatatatatatatatatata beeeeee ohatra ny tery ambony :)
79. fijo
(
01/06/2004 21:08)
o ry sipa an,mety homarina ireo voalazan'i angie ireo,atao hoe mety homarina e,fa ianareo anie wa no nanontany anay e.ny hevitray no hilaina eto.raha ny hevitrareo indray dia handraso aloha hisy hanontany,dia avy amin'izay hianareo sy ny bala.
80. fijo
(
01/06/2004 21:10)
fanitsiana kely fotsiny,izahay tsy mifosa sipa mandalo,fa mifantasme amin'izay mety hoatao raha toa ka mba miaraka aminy.tsy manaratsy akory izahay e.minoa fotsiny.