ny zavatra tena mankaleo ny bandy

101. booboo ( 04/06/2004 13:21)
chipie1>ekena. sady tsy oe rehefa manontany ange dé tsy maintsy jalouse fôna zay !
102. yonikafopl ( 04/06/2004 21:28)
aleo hono manontanitany foana toy izay manaonao foana kou, aleo manontany hoe iza iny toy izay tonga dia mangarika be ilay sipa hi hi hi
103. ikaretsaka ( 04/06/2004 21:32)
ny ao ambadik'ilay fanontaniana hoe iza iny mbol azavatra hafa an...
mila ampiana ny voambolana ao @ dico de femmes
104. mumu ( 05/06/2004 08:49)
nareo bandy indrindra raha vao mahita ny sipanareo miresaka amin'ny bandy hafa de tonga de mivindina be tahak'in!! na bandy namanareo zany na iza!!
105. jhouhlambout ( 05/06/2004 11:21)
Aiza kosa e!
106. mumu ( 05/06/2004 19:08)
marina zany!!
tonga de gera be tonga any an trano!!
107. ralipo ( 05/06/2004 22:27)
Tena tsy hitako ze ambara anao fa miankina @ relation nao sy le bandy io ary ny estime ny @ nao.

En général matoa ny couple iray lazaina fa mifamaly lava dia tena complémentaire izy zay (Bon signe io)

Fa raha izy no mangingina sy mila effort de misy miodina ao zay.
108. jhouhlambout ( 07/06/2004 09:38)
dia zay zany, izay mangina miodina hihihi....
109. angie ( 07/06/2004 10:21)
Normal be na ho an'ny lhl na ny vhv no manontany hoe iza iny raha tsy fantany lay oul resahana, midika izany fa mi-interesser anao izay ataon'ilay oul tianao, saingy miankina @ ton ampiasaina io sy ny réaction avy eo. zany hoe raha ex, na mpiara mianatra, chorale... ilay oul.
110. angie ( 07/06/2004 10:21)
Azo atao tsara koa anefa ary izay no tokony ho izy ny mi-presenter an'ilay oul avy hatrany. Io no tena tsara indrindra hoy aho satria hahitana fa tsy misy olana ny miresaka @ olon-kafa sy mba fanajana ilay oul tianao koa.
111. booboo ( 07/06/2004 10:33)
ekena tanteraka
112. ari.malala ( 07/06/2004 14:29)
manala tena ndray r'i fijo satria tratra ny marina!
113. jhouhlambout ( 07/06/2004 14:39)
angie> tsy fanajana satria tonga dia manapaka ny resak'olona!
114. chipie1 ( 07/06/2004 18:31)
jhoul > oadray!! fahalalapomba ny manao presentation refa miaona !!
ny any jhoul ngamba efa miresaka adiny 1 @ ilay oul vao hanao presentation @ ilay sipa !!raha izay de tsy fanajana !!
115. kinaoly ( 07/06/2004 19:18)
116. fijo ( 07/06/2004 23:03)
malala>manala tena inona fa tsss.ianareo avy dia manaratsy anay fotsiny nefa izahay variana mitsiriritra anreo.izay anie no olana e.
ilay hasarotampiaro moa doa tsy lazaina intsony.
117. joda ( 18/06/2004 06:26)
NY AHY NY TSY TIAKO NY JO .. MPANADAINGA SY MIJERIJERY BANDY
118. mimich ( 18/06/2004 06:47)
fa inona indray no tokony hojerena !
119. angie ( 18/06/2004 08:05)
Joda> nefa toi ve mahazo mijerijery sipa?? tsy milay zany fa égoisme.
sady maso mijery tsy mitondra mody aleo aza miara-mijery toy izay mangalam-pijery.
120. jhouhlambout ( 18/06/2004 09:06)
chipie1> Ka ny tiako tenenina dia hoe alohan'ny resaka no atao ny présentation fa tsy rehefa miresaka fa manapaka feeling.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5052