ny zavatra tena mankaleo ny bandy

81. mumu ( 02/06/2004 07:52)
fijo ountssss
82. chipie1 ( 02/06/2004 08:47)
ouay kounkou ty fijo> ny bandy betsaka no mifosa fa tssss...
83. ari.malala ( 02/06/2004 10:59)
ô! r'i fijo â! manana namana lehilahy bdb aho fa ianareo lehilahy no tena loza raha hifosa anay vehivavy! sady raha hanaratsy!!!! aoka fotsiny!
84. jhouhlambout ( 02/06/2004 15:12)
ari.malala > Sure amin'izany ve ianao? Sao dia miezaka mamorona monde à l'envers?
85. fijo ( 02/06/2004 23:00)
eny wa rajhouhl,efa lazaina fa tsy manaratsy izahay fa maminavina hoe raha azoko iny dia ....tralalala,blablablab syny sisa.manaratsy indray ve ny mitsiriritra anareo??
86. ikaretsaka ( 02/06/2004 23:58)
ary misy mamorona ato le
87. mumu ( 03/06/2004 08:03)
ie fijo jhoul de ikaretsaka tena mamorona ato klé!!
88. chipie1 ( 03/06/2004 09:31)
zavamarina io teneniny i ari-malala io an . Za kounkou mahafantatra bandy mpifosa ...
tsy misy mamorona mintsy ato ...
89. ari.malala ( 03/06/2004 11:05)
Tsy mamorona mintsy aho fa zava marina no teneniko ê! mety hoe maminavina angamba ianareo, fa ny tena ataonareo koa dia ny mifosa! indrindra moa ka hoe no kôtina ilaysipa ka ohatra hoe namilafila vao nanaiky... aoka fotsiny! "iny anie lety miseho milay nefa azoko ihany ê!.. " na hoe tsy nanaiky ilay sipa!... "miseho milay nefa ratsy..." nefa nahita azy tsy nahatan damba fa nony tsy nekeny vao hoe ratsy izy, na koa hoe efa nahazo tany @ le sipa d nisaraka, iny no tena ratsy! iny efa voako... tsy mahay manao... nsn bdb ê! d mahaiza ndray mandà ry lehilahy isany ô!
90. booboo ( 03/06/2004 11:15)
ari.malala> ekena :)
91. jhouhlambout ( 03/06/2004 15:17)
Fa cas exeptionel izany e! Mihinam-bary hono misy latsaka!!
92. fijo ( 03/06/2004 20:46)
izay mantsy,ny saojo iray lohasaha tsy hilaozan'ny iray mamarara,ny omby iray vala tsy indray mifoha,bandy iray tanana samy manana ny heviny,sipa tsy azo tsy atao ampalazo.ih,ih,ih aleo ajanoko eo fa kivy eo ry chipie sy ny tariny.
93. mumu ( 03/06/2004 21:16)
fijo tohizo e!!!!
94. chipie1 ( 04/06/2004 08:56)
tapaka e! hihihi
95. booboo ( 04/06/2004 10:25)
hihihi
96. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:07)
zay mihintsy!
97. booboo ( 04/06/2004 11:09)
ka iza kosa iny kou hihihihi
98. chipie1 ( 04/06/2004 12:09)
ramaso> ka tsy maintsy asiana presentation kousa lou.
Ka raha oe mifampiresaka matetika nefa tsy fantatrilay sipa oe iza iny , normal be izy raha hanotany...
99. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:24)
an-3, tsy normal izy raha manontany satria midika izany fa jalouse izy!
100. chipie1 ( 04/06/2004 12:47)
tsy midika mintsy zany oe jalouse ilay sipa!!
efa nomarihiko io oe matetika wa fa tsy ilay voalohany vao mifampiresaka iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228