Taranak'i EVE ny vehivavy.

1. vegas ( 14/06/2004 22:20)
Mino an'izany ve lisany? Mety nilamina kokoa ve ny tany ra tsy nisy ny jôba? No woman no cry hoy ilay akama ray zay.
novalian'i fijo ny 05/07/2004 22:49
2. fijo ( 14/06/2004 23:54)
marina fa ny fisian'ny vehivavy no mahatonga ny olana eto an tany.saingy tsy azontsika ahilika ireo fa vita eo koa isika raha tsy misy an'ireo.
3. xxx ( 15/06/2004 05:04)
marina fa ny fisian'ny vehivavy no mahatonga ny olana eto an tany??????hmmm :(
4. aladin ( 15/06/2004 05:40)
toy ny zavatra rehetra io.misy ny soa sy ny tsara azo avy aminy de misy koa ny ratsy sy ny olana.tsy afa-misaraka @ vehivavy tsika.hay!! sady raha tsy nisy kou mou ny vevavy de efa tsy nisy tsika e!ngah tsika nilatsaka avy any an-danitra?
5. mumu ( 15/06/2004 07:16)
raha tsy nisy ny jôba de tsy tonga teto amin'ny serasera enao amorona an'io sujet io!!
6. pam ( 15/06/2004 09:08)
Ny olona rehetra de samy taranaky EVA , tsy ny job ihany ange no fatsora ve . Fa lasa ohatra foana mantsy io EVA , fa olona rehetra de efa samy nanota .
7. donemaskit ( 15/06/2004 10:09)
lé "No woman no cry" tsy hoe "tsisy vehivavy tsisy tomany" fa hoe "aza mitomany ry vehivavy"
8. titixe ( 15/06/2004 11:09)
samy manana ny défô any daholo na lelà na vevavy fa tokony tsy hifampitsara.
9. jhouhlambout ( 15/06/2004 11:10)
Tany tsisy joba izany dia ohatran'ny vary tsy misy laoka!!
10. methode ( 15/06/2004 11:15)
Tsy Eva nge ry zareo no ratsy fa ny fakam-panahy no betsaka e! Tsy le bibilava koa fa ny demony ao anatiny!! Ka raha ze misy ratsy rehetra esorina daholo dia tsy misy tokony eto isika ireto!!!
11. vegas ( 15/06/2004 13:14)
mumu> ka naninona aho mo na tsy teto aza namorona an'io sujet io? lol
Mety notadiaviko tany amin'ny planeta hafa tany lé vavikeiliko zay ra tsys nisy vavy teto antany aloha e. Tena ilaina ny vevavy fa za akory tsy niteny oe tsy ilaina, fa saingy izy taran' i eva fotsiny oa.
12. bichette ( 15/06/2004 15:44)
tsy misy olona hoe tsara na ratsy izany. Na olona ratsy be aza afaa miova rehefa tena te hiova.

vegas, marina ny tenin'i mumu ha ha ha
13. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:23)
14. fijo ( 15/06/2004 22:21)
vegas kosa anie tsy nanaratsy anareo sipa fa mba nampahatsiahy fotsiny ny maha taranak'i eva anareo e.tsy hitako izay fahotana vitany.
15. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:34)
dia ny lehilahy Taranak'i Adama... mba asina egalite kosa e
16. mumu ( 16/06/2004 11:59)
fijo hoy izy hoe "mety nilamina koakoa ve hono ny tany raha tsy nisy jôba??" euh!!! tsy manaratsy ve zany hoy enao???

fa nga mou tsy hoe taranak'i Adama sy Eva tsika??? Adama tsy navita lahy irery ary Eva tsy navita vavy irery fa niaraka reo!!
17. angie ( 16/06/2004 12:23)
tena resaka mandany lera kou ity indray mitoraka ity kah.
Mahazotoa nareo
18. voninkazokely ( 16/06/2004 14:03)
Raha tsy nisy ny vehivavy tsy nisy ny fiainana!
19. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:55)
ary raha tsy nisy lehilahy nampitsimoka ilay vehivavy ko tsy nety ka
20. chipie1 ( 17/06/2004 08:04)
mifameno ny lehilahy sy ny vevavy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2936