Taranak'i EVE ny vehivavy.

21. pitchou ( 17/06/2004 08:48)
tena mandehana aloha ary vegas mitady toerana tsy misy vehivavy d miverena aty rehefa tsy tanty intsony d tantarao anay e!
tsy tadidiko aloha izay anaran'ny razambenay fa toa tsy misy adama na eva zany ka! gasy rizareo ko!
22. xxx ( 17/06/2004 08:52)
Chipie / Mifameno toa ahy sy...Poopy !
23. fi ( 17/06/2004 11:04)
Fa natao hifameno... tsy afamisaraka aa!
24. chipie1 ( 17/06/2004 13:10)
xxxx oups!!
25. mimich ( 17/06/2004 13:27)
tsy misy afa mandeha ila izany e!
26. nananie ( 17/06/2004 14:02)
'zay mintsy.
27. jhouhlambout ( 17/06/2004 17:11)
... et bla bla bla ... (indray andro hono)
28. fijo ( 17/06/2004 20:21)
mumu an,manontany kosa izy eo fa tsy miafirmer hevitra akory.ary maninona no menatra atao hoe taranak'eva ianareo e.
29. mumu ( 17/06/2004 21:53)
fijo tsisy mamenatra an'izany!!

xxxx toa ianao sy ... sa Poopy!!
milay io hira io e!!!
30. vegas ( 17/06/2004 22:06)
pitchou> tsy mety tsony fa efa nahita an'lé vevavy aho nge. Fa ra oatra ka tsy napafatarina ahy atramizay ny fisian' ny vevavy de mety vitako iany lé miaina. Zao efa trop tard, milay lôtra lé fiainana misy vavy. Fa saingy izy taranak'i eva fotsiny oa.
31. methode ( 17/06/2004 23:23)
vegas, za tena mino fa nilamina ny tany raha tsy nisy eva, satria rehefa maty le lehilahy tokana dia tsy misy mpanakorontana intsony!! Hihihi! Na rangahy io aza tsy nametraka fanontaniana nanakorontana teto!! Sa tsy izany ry taranak'i Eva (Sika rehetra no taranak'i Eva an)?
32. vegas ( 17/06/2004 23:28)
Zay eo ihany, fa hono oa: iza kay ny vavy niterahan'i kaina sy abela? sanatria ve de ......beuuuuurkk
33. ikaretsaka ( 18/06/2004 03:30)
jereo any anaty boky tsy voasoratra ao anaty baiboly fa toa hitako fa nisy vehivavy vadiny ka
34. mimich ( 18/06/2004 06:46)
vegas> ny anabaviny ihany ka! maromaro ry zareo no mpiray tampo fa i kaina sy abela ary set ihany no tena voalaza ao anaty baiboly
35. pitchou ( 18/06/2004 07:21)
voretra saina reto lmehilahy ato reto ka! marina moa!
vegas> d ialao le vevavy e! @zay afaka ny problemanao rehetra !
36. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:59)
pitchou kosa masiaka loatra e!
37. fi ( 18/06/2004 09:49)
Ny vehivavy fanaja, naterany ianao f'aza gaga...
38. pitchou ( 18/06/2004 10:07)
tsdy masiaka aho fa toa problema ho azy ny fisian'ny vehivavy d nahoana izy no tokony hiaritra moa?
39. kinaoly ( 18/06/2004 10:14)
hihihi, sa ny fiainan'ny amazones ve no tsara ? "ny sipa no mitondra ny zava-misy fa lasa mâles reproducteur dôl dôl ny bandy rehetra " hummmm :D
40. xxx ( 18/06/2004 10:46)
kinaoly / Tô tsara ny manao vakansy kely any @ izany tanana izany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8404