Taranak'i EVE ny vehivavy.

41. kinaoly ( 18/06/2004 11:37)
xxxxx> efa tsy misy tsony aza le izy kou , zavatsa legende le izy....lol be
42. vegas ( 18/06/2004 11:46)
pitchou> fa nisy niteny nga teo oe nareo vavy no problemako? mifanohitra no izy: mety bleme be ra tsisy vavy ny lahy. Fa saingy oe izy taranaky eva fotsiny oa.
fi> tsisy oul manaja vavy noho za kosa ngamba ry fi. Manaja lôtra ndray aza ka lasa idirandoza...
43. rinakely1 ( 18/06/2004 15:10)
so d mba we" no man no cry "aza no tokony titre an le hire kle. inn no ataonareo rah tsy eo zay viavy kle. ho PD doly zany?
44. kinaoly ( 18/06/2004 15:47)
lojika be nge ry zareo hoe raha tsy misy vavy tsy misy lahy e, de tsy misy PD kou zany (lol be) hihihi sa ve mety hoe nivôka avy anaty laisoa marina nareo amzay (ôtsan'ny le fampiresahana zazakely reny) hihihi
45. kinaoly ( 18/06/2004 15:48)
lojika be nge ry zareo hoe raha tsy misy vavy tsy misy lahy e, de tsy misy PD kou zany (lol be) hihihi sa ve mety hoe nivôka avy anaty laisoa marina nareo amzay (ôtsan'ny le fampiresahana zazakely reny) hihihi
46. pitchou ( 18/06/2004 17:27)
toa aleoko mieritreritra laisoa marina! hihihi
vegas> ianao ihany no niteny hoe nilamina kokoa v raha tsisy vehivavy ko nahoana no mihemotra?
eva moa zany rafozanao? na rafozambenao?
47. pitchou ( 19/06/2004 03:50)
din ty ramaso! tsy mahalala menatra! eo d hampidera ny mahalehilahy azy eo!
48. vegas ( 19/06/2004 11:30)
hihihi
49. rinakely1 ( 19/06/2004 19:21)
afeno any ny zavatrao fa mampitsoaka e!
50. vegas ( 20/06/2004 12:53)
rinakely1> aza mbola mitsôka fa mbola lé izy matory angé io mampitsôka anao io e. otrany oe antitra kely zany lery refa matory fa refa mifoha io lasa tanora kely tsy marokoroko hihihi, kitio kely nge e lol
51. xxx ( 20/06/2004 21:08)
milamina ve ny tany raha tsy misy vehivavy...
Raha misy tsaratsara kokoa atao solony ve tsy hilamina ihany
52. mimich ( 21/06/2004 10:25)
vegas< aiza ary izany niafaran'ny resak izany, toa taranak'i eva no resaka ka lasa matory sy mifoha ary antitra sy tanora!!
53. xxx ( 21/06/2004 10:39)
pam15/06 ok : taranak'i Adama ny lehilahy !!! k'aiza ?
54. xxx ( 21/06/2004 10:39)
pam15/06 ok : taranak'i Adama ny lehilahy !!! k'aiza ?
55. nananie ( 21/06/2004 15:35)
de ôtran'ny mijery film mintsy mamàky ny soratanareo.
56. hendry ( 21/06/2004 16:07)
vadin´i eva i adama, vita tompoko
57. fijo ( 21/06/2004 22:29)
ianareo masiaka nefa fanontaniana no napetraka ka tsy hay hoe inona kay no tokony hampasiaka.
58. jhouhlambout ( 22/06/2004 09:17)
Hita hoà
59. mimich ( 22/06/2004 11:25)
satria ianareo mpanilika izay rehetra ratsy aty @ vhv foana. iza no tsy tarana-bhv ?noho izany taranak'i Eva daholo izany
60. pitchou ( 22/06/2004 16:19)
tsisy masiaka kosa eo fa manisy sira daolo fotsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1807