Resa-dehilahy
ralipo
(
23/03/2004 15:37)
Rehefa ela "niodinana" ny sipa dia mamatotra ny bandy @ zay!...
suite
répondu par mimich le 02/07/2004 10:57
surf
(
20/03/2004 12:01)
Hono ho a! tsisy bandy mitovy feeling mihintsy angaha ato @ty site ty e? Tena desespéré mihitsy aho ......
suite
répondu par leonardodicaprio le 25/10/2004 14:31
joda
(
20/03/2004 11:21)
marina ve fa ireny cola ireny tena mampiridiridy tokoa e.....
suite
répondu par fijo le 19/04/2004 21:43
hendry
(
17/03/2004 15:40)
Oharina amin´ny vhv hono ny lhl dia be hambom-po be? Inona ny mahatonga an´zany?...
suite
répondu par pitchou le 02/07/2004 18:50
gable
(
13/03/2004 14:11)
Inona no tena atao mba ahafa-po ny vehivavy?...
suite
répondu par rafilo le 20/04/2004 12:06
peluche
(
12/03/2004 12:30)
manampy ao an-trano,manasa vilia,mampiseho fitiavana fa tsy lay tery saina be reny,tsy manao didin-jadona.sa ahona hoy nareo?mbola lava ny liste ka zay te-hanampy manampy...
suite
répondu par pitchou le 23/04/2004 17:29
nananie
(
11/03/2004 12:18)
répondu par nananie le 29/04/2004 10:43
hendry
(
05/03/2004 16:54)
Ny ankamaroan´ny lhl dia mitsiriritra vhv kelikely ( antonony), lava volo, mahakarakara vatana, nahita fianarana...
Marina ve zany?...
suite
répondu par fijo le 03/05/2004 21:47
jhouhlambout
(
29/02/2004 19:07)
Inona no tokony tenenina raha misy manontany hoe:
-Fa maninona no Izaho no nofidianao fa tsy Izy?...
suite
répondu par fijo le 09/04/2004 00:06
fijo
(
20/02/2004 16:53)
nahoana kay ny sipa gasy aty andafy no mampifila be,nefa rehefa mahita ny bandy misaovaly vazaha dia kirizy be sy be resaka ery e....
suite
répondu par fijo le 25/05/2004 23:58
xxx
(
18/02/2004 12:26)
répondu par fijo le 03/05/2004 21:52
vegas
(
13/02/2004 16:42)
Hono hoa ry zalahy akama isany. Za lety ra vao tsy manao elaela de henoko otrany miamavesatra zany ny voniny a. De velompanontanina aho hoe otran'izany daolo ve ny kôfa rehetra sa za rery? Firy andro...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/03/2004 12:51
fijo
(
11/02/2004 20:11)
inona no hitan'ialahy isany fa mampiavaka ny sipa vazaha sy gasy?...
suite
répondu par fijo le 01/06/2004 21:26
xxx
(
05/02/2004 17:45)
ny ankamarony bandy d oh tsy misy hafa tsy resaka hoe manao refa miaraka! inn kay mahatonga azany!?...
suite
répondu par fijo le 10/03/2004 10:32
mijo
(
05/02/2004 14:37)
Misy ahafantarana azy avy aty ivelany na @ fihetsiny ve ny bandy PD ?....
suite
répondu par fijo le 22/04/2004 21:51
xxx
(
05/02/2004 11:09)
élaisany aza manaiky ataon'ny sipa hoa" kofa"zany fa "fako"anie lety zany e! ...
suite
répondu par leonardodicaprio le 25/10/2004 14:36
ratsiraka
(
03/02/2004 15:24)
- Mahalala mipetraka rehefa tokony hipetraka
- Manana hery miafina sy madio
-Feno voninahitra
-Mahay misitaka kely rehefa tokony handeha...(veloma)...
suite
répondu par xxx le 26/03/2004 20:06
lema
(
02/02/2004 09:39)
raha mitaraina ny sipa hoe "ny namanao mikitikitika ahy"inona no tokony ho atao...
suite
répondu par fijo le 12/02/2004 09:36
mijo
(
30/01/2004 16:19)
Tsy azoko mihitsy fa misy fianakaviana dia tsy misy henatra intsony ao an-trano.Ny zanaka lahy tsy menatra ny miboridana eo anatrehan'ny anabaviny na ny olona rehetra ao an-trano ?.Hitanareo mety ve i...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/03/2004 20:50
