MISY FAMANTARANA AZY VE ?
1. mijo
(
05/02/2004 14:37)
Misy ahafantarana azy avy aty ivelany na @ fihetsiny ve ny bandy PD ?.
novalian'i fijo ny 22/04/2004 21:51
3. fijo
(
05/02/2004 19:06)
ny pd aloha dia tsy heloka.
ary misy avy dia hita,fa ny sasany kosa tsy hainao mihintsy.

4. surf
(
06/02/2004 11:16)
Bôgôsy..., intelligent, amin'ny ankapobeny dia olona tia art, mozika, lamôdy, décoration, fa izao raha vao bandy aloha no danseur dia efa izy zay. Fa milay be ange ry zalah reny e! oay! hay moa zah koa izy !!!
6. xxx
(
06/02/2004 10:15)
bjr,
izay lelahy rehetra manao kavina dia PD daholo (araka ny fita,ntarandry zareo frantsay sy amerikana PD), io izany any no amanterana ny PD, tsy hay ny antsika gasy na geste na mahalala an'io.
bye

7. xxx
(
06/02/2004 10:18)

8. ikaretsaka
(
06/02/2004 12:08)
bedebe nefa ny bandy manao kavina nefa manana sipa vehivavy say mba misy mahavoa ihany an... ry johny, ry agassi, ry keanu reeves
9. ikaretsaka
(
06/02/2004 12:09)
bedebe nefa ny bandy manao kavina nefa manana sipa vehivavy say mba misy mahavoa ihany an... ry johny, ry agassi, ry keanu reeves
10. herry
(
06/02/2004 15:01)
Tsy izay rehetra manao kavina aloha araka ny hevitro no PD satria nataon'ny sasany ho lamaody ilay izy .Nefa raha ataony ankavanana hono ilay izy dia izy izay ilay bandy.
Raha vao manao an'ireny fitafy( T-shirt ) manara-batana ireny koa hono dia izy.

13. donemaskit
(
06/02/2004 16:04)
Pd ny ankamaroany tonga dia fantatra bê!!! môlamôla fandeha, manisy fond de teint, ...
17. xxx
(
07/02/2004 16:59)
aiza ko d izaymanao kavina rht fa misy zest fotsiny
Refa izy midoladola be izay aoha dia izy izay e, inddra manao akanjo manarabatana (fa tsy voatery)

19. ikaretsaka
(
08/02/2004 15:45)
miodina any San Francisco dia miodikodiana eny @ downtown eny fa 5 minitra dia hainao ny manavaka azy
20. xxx
(
08/02/2004 13:15)
Afindrao aty Dago ary San Francisco dia ho hitantsika eo ny manavaka azy.