MISY FAMANTARANA AZY VE ?

21. ikaretsaka ( 08/02/2004 18:58)
miodina indray any antaninarenina rehefa alina ny andro e
22. xxx ( 09/02/2004 17:30)
Ao @ jardin eo Antaninarenina io marina misy azy betsaka.Efa nisy nanaraka izahay indray andro ary tsy menatra mihitsy ry zareo.
Tsy mba fanao ny miakatra @ iny totoha-bato mankany Antaninarenina iny rehefa hariva ny andro raha tsy te ho harakarahan'ny PD.
23. fijo ( 10/02/2004 10:08)
misy tsy hay mihintsy hoe izy ka.ny sasany indray dia avy dia hita be.fa ry zareo aloha dia namana mahafinaritra e.
24. pitchou ( 10/02/2004 17:47)
ooooooohhhhhhhh! fijo! tandremo izany an! ho voasarika any ianao an! fa marina aloha hoe misy tsy fantatra mihitsy ety ivelany e!
25. fijo ( 11/02/2004 20:02)
an,an,aza matahotra.manana namana homo aho aty,fa dia manaja be ry zareo,ary tena azo hitokisana raha misy olana.io anie rehefa tsy izy ianao,tsy hivadika mihintsy e.izy izao,na forcena hiaraka amin'ny hetero foana aza,dia tsy miova,satria efa izay e.tsy misy tsiny izany,fa dia samia koa mifanaja e.
26. rinakely1 ( 11/02/2004 13:36)
sao defa voasarika kosany aza i fijo fa tsy miteniteny!
27. ikaretsaka ( 11/02/2004 13:42)
io ndray rinakely nefa rehefa atao misitrika any tsy mamaly le hevitra ao @ forum intsony
28. fijo ( 12/02/2004 09:20)
aza manahy mihintsy ka.efa nahita ny tsara ve hiova famimdra.fa izao ary e.izay sipa miahiahy amiko,dia tongava any amin'ny RNS.
29. donemaskit ( 14/02/2004 09:58)
misy pelaka koa zany any @reny RNS reny ?!!
30. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:23)
tsy hay tsy hay fa eritrereto
31. fijo ( 17/02/2004 09:33)
ngaha kosa izy tsy mahazo mankany radone a.avelao izy mba hifaly toa ny rehetra e.
32. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:13)
zany hono lety ry mazikita an
33. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:14)
zany hono lety ry mazikita an
34. fijo ( 25/03/2004 12:12)
esory fotsiny ny tanany e.
35. xxx ( 14/04/2004 22:58)
ny ahy mahafinaritra ahy ny sipako rehefa manao akanjo teritery fa sexy be izy nefa izy tsy pelaka.
36. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:56)
tsy mangidy ve?
37. fijo ( 15/04/2004 22:12)
raha be kibo toa ahy aloha tsy ao izany akanjo mifinjifinjy izany e.
38. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:18)
azoko an-tsaina le
39. fijo ( 16/04/2004 23:19)
ih,ih,ih
40. vahona ( 22/04/2004 05:45)
mila manao abdom elaela kely dia afaka daholo ny kibo rehetra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.443