inn mahatonga?

1. xxx ( 05/02/2004 17:45)
ny ankamarony bandy d oh tsy misy hafa tsy resaka hoe manao refa miaraka! inn kay mahatonga azany!?
novalian'i fijo ny 10/03/2004 10:32
2. niaina ( 05/02/2004 18:34)
ka tsy maintsy hiafara amin'izay le resaka na ela na ho aingana, de tsy aleo ve tairina dien'ny mialoha é!
ny fotoana mande ko....
3. fijo ( 05/02/2004 19:04)
tsotra ny antony.ary naturaly ko.amin'ny natiora dia natao hifameno ny lahy sy ny vavy.ny vavy raha manao jejo,dia mba hisarihana ny lahy.ary ny lahy matoa voasarika,dia misy ilay tadiaviny any.
4. lema ( 06/02/2004 11:54)
ka amiko alou raha tsy manao dé mbola mpinamana izany amiko e!rehefa manao eo zay vo manomboka ny fifankatiavana
5. nananie ( 06/02/2004 13:51)
Ary hazoko amizay kay ny mampatonga an'i Lema ôtrin'io!Tsss!!
6. lema ( 06/02/2004 14:48)
nananie:ka tsy zany ary ve no marina
ra énao dé inona ny evitrao
7. nananie ( 06/02/2004 15:07)
Marina fa hoe natioraly takan'ny lazain'i Fijo, fa na izany aza, abusé ny ataonareo.Ndraindray aza ôtran'ny obsédé mintsy rehefa tàfàraka.Fa angaha dia tsy misy afats'izany ny an-doha e?Ny sipa rehefa miharaka dia lazaina fa mifosa nefa ny ataonareo aza tsy hita!
8. xxx ( 06/02/2004 15:13)
zay tsy obsédé zany
9. nananie ( 06/02/2004 15:28)
Ko ra tsy obsédé maninona tsy sahy mampiseho anarana?Matahotra ny analan'y sasany angaha se kely?
10. xxx ( 06/02/2004 15:51)
nananie:fa atao inona anarana nga tsy voalaza ny evitra ra tsy misy anarana fa le miteniteny foana ohatran'io no tsy tianay ampisehoana anarana.
11. kally ( 06/02/2004 15:56)
Aza kanosa ry xxx a!izay solon'anarana aza tsy sahy aseho,dia lehilahy hono...!inona no atahoranao e?Matahotra ny ho afa-baraka ve?Sa matahotra ny hifanena eny an-dalana dia hoe iny ilay atsy amin'ny namana dia izao no resany.Inona ary ity?Tsy hitako izay antony tsy hanehoanao solon'anaranao ry xxx fa dia kanosa loatra ianao!
12. donemaskit ( 06/02/2004 16:01)
tsotra ny mahatonga an'zany, satria io foana (ihany) no ao an-tsaina
13. jhouhlambout ( 06/02/2004 16:22)
zany mihintsy
14. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:51)
ka loha anakiroa hono ny an;ny lehilahy no mieritrewritra sy tsy maintsy atao mi concorder tsara...
15. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:51)
ka loha anakiroa hono ny an;ny lehilahy no mieritrewritra sy tsy maintsy atao mi concorder tsara...
16. xxx ( 07/02/2004 10:48)
zany hoe ra io fona ny ao antsaina dia obcédé zany nareo tahaka lazain'i nananie eo ambony eo!
d ho an'i lema! ra tsy miaraka manao @nao zany lé sipa d tsy ho tianao mitsy! aiz moa enao no hahavita hiaraka @ olona à distance!
17. lema ( 07/02/2004 14:45)
fitiavana =amour
manao=amour
ka tsy zany ve no maryna ry XXX
18. xxx ( 07/02/2004 15:40)
ny anao zany ra tsy manao ny sipanao d tsy tia anao izy?
19. rinakely1 ( 08/02/2004 20:15)
inn njay ary no mahatonga an'izany rah tsy ny sain-dratsinareo ihany e! sa aona?
20. ikaretsaka ( 08/02/2004 15:44)
fitiavana daholo izany... ny vehivavy hono manome ilay zavatra mba hahazoana fitiavana de ny lehilahy manome fitiavana mba hahazoana ilay zavatra... ohabolana io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007