inn mahatonga?

21. jhouhlambout ( 09/02/2004 09:07)
Izy no mahatonga ny fanaovana fitiavana.
22. jo1211 ( 09/02/2004 09:48)
Ilaina ny manao fa arakaraka ny anaovana izany no mampitombo ny fiatiavana ry reto a!.Tsy hoe manao kitoatoa akory fa manao maka tsirony tsara.
23. fijo ( 10/02/2004 10:03)
tsy hoe miaro an'i lema aho fa marina ny voalazany.raha mbola tsy nanao dia mpinamana aloha.ary rehefa te hanao ny bandy tsy voatery hoe dia io foana no ao an tsiana.misy sipa manontany izao ato hoe ekenareo ve raha ny sipa no mitady aloha.dia ahoana izany io sipa io?
24. lema ( 10/02/2004 10:36)
miombon-kevitra @ fijo za
25. xxx ( 10/02/2004 16:38)
d ra efa nanao aza zao!oh ilay sipa sy ilay kofa d vao mifanena v d hoe andao anao foana!tamàna v sa obscédé??
26. fijo ( 10/02/2004 19:59)
raha tsara kosa ve ny vita,tsy aleo tohizana isaky ny mihaona.misy maha ratsy azy angaha izany?
27. rinakely1 ( 11/02/2004 13:33)
asa!!!!
28. fijo ( 12/02/2004 09:18)
izay ary fa misy ahiahy koa i rina.tsy sahy miteny hoe ratsy.
29. xxx ( 12/02/2004 12:05)
asa loatra reo kofa sasany zay tsy sahy miteny hoe obscédé ana fanaovana! vao mahita sipa d tonga d ny hanao ihany ny ao antsaina!!
30. donemaskit ( 12/02/2004 13:22)
na tsy mahita akory aza
31. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:14)
ko inona ny olana?
32. fijo ( 13/02/2004 20:04)
voalavo taitra e,lavaka ihany.aiza kosa ary izahay no hiery?
33. samoina ( 13/02/2004 16:10)
Matoa io lava no resahina dia satria tiana , haroso ny hetaheta ka raha tia sy vonona koa ny vavy, inona no maharatsy izany? Tsy obsédé izany
fa raha ny marina aza manamora ny fifandraisana ary mampandry saina ny couple rehefa raikitra ny kômbà !
Tian'ny ankamaroan'ny bandy ny sady manao no miresaka... zavatr'hafa !! Ary tsy hitako loatra ny maharatsy izany
34. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:24)
HO'zy le pikabary izay hoe tsisy lavaka mitady voalavo fa voalavo no mitady lavaka e
35. fijo ( 17/02/2004 09:23)
nefa koa ilay lavaka tsy mitampina,dia lasa e.
36. pitchou ( 19/02/2004 17:52)
iza aloha io manana problema @ fanaovana io e? matoa nomena anao io fitaovana io dia tokony ampiasaina, ny fitaovana tsy ampiasaina ange miaharafesina e! hoy ilay prof -nay izay hoe "tout muscle qu'on n'utilise pas s'atrophie!" ka raha atrophié eo ny voalavo sy ny lavaka tsy ho raharaha? naman'ny tsy nahatandrina izay nomena anao ianao izany! ary efa nolazaina koa hoe ampitomboy izay omena!
37. fijo ( 20/02/2004 09:19)
misaotra betsaka pitchou a.raha izaho no nilaza an'io dia hoe i fijo sy ny lehilahy dia izao foana,soa nisy anao izahay.
38. pitchou ( 20/02/2004 15:05)
ka marina izany ko! ny faritra rehetra @ tenanao nomen'Andriamanitra mba hampiasainao @ tokony ho izy! raha noheveriny fa tsy nilaina io dia ho tsy nasiany!
39. fijo ( 25/02/2004 10:24)
itako aho tia spaoro ko.
40. xxx ( 04/03/2004 10:32)
aPELAtananao ihany ity!

tsara kosa ilay hira hoe "Pelake" (Vilon'Androy): dia samy ho ela velona anie ny pelaka rehetra eto Gasikara!

ry Rapelanoro, ry Tojo, ry Zanaboay, ry Dogy Ango, ry Gaypride, ry Rakony, ry Konie, ry iza koa... ? dia miala tsiny @ ireo zay tsy voatanisa noho ny hafenon-dronono mandry be sira!

Any ianareo izay manano eny ambony farafara eny, any anaty lobolobo any, eny ambony fiara, eny ambony vatolampy any Isalo, any an-tsaham-boaloboka any Fianara any, eny @ Bordn'ny Mahajanga, eny @ Tanim-boanjo ao Tana.... de mangarona laona, de mitoto voatavo mariatra, de avy eo mandoa ronono mandry masira... lafatra any izany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1915