bandy ihany no milay
1. xxx
(
05/02/2004 11:09)
élaisany aza manaiky ataon'ny sipa hoa" kofa"zany fa "fako"anie lety zany e!
novalian'i leonardodicaprio ny 25/10/2004 14:36
2. nananie
(
05/02/2004 14:03)
Bandy ihany no milay angaha??? Macho va! Ary misy dikany matoa hataon'ny sipa an'izany!
3. bix
(
05/02/2004 14:09)
ka maninona raha kofa ary maninona koa raha bandy samy mitovy ihany izany raha dinihina daholo ny nihaviany dia samy horera ka hatao ahoana indray ary no ilazana azy eh ! zah mahita : morfal io indray hilazana azy eh ! dia mazotoa mikaroka hafa ary eh !
4. lema
(
05/02/2004 14:16)
morfal zany anie tendakanina e!tsy aiko alou e!
ny bandy ndray de hoe dimbaka ny kofa mou zany dé hoe fako
ny bandy ndray de hoe dimbaka ny kofa mou zany dé hoe fako
5. niaina
(
05/02/2004 18:33)
raha ny fahalalako azy aloa de avy amin'ny hoé cowboy, nadika hoé "kofiboay" , de niafarany hoé kofa...ilay teny é!
mety diso aho...
mety diso aho...
11. donemaskit
(
07/02/2004 09:25)
lay "pasy" toa tsisy fanajàna mihitsy klé. Lay an'i Lema io no toa mahafinaritra.
16. ikaretsaka
(
08/02/2004 15:50)
ny teny hoe sipa dia avy amin'ny teny anglisy hoe Sheep izany hoe ondrivavy, fiantson'ny Amerikanina tany @ taona 50 tany ho any (jereo ireny western John Wayne taloha ireny) ny vehivavy.. dia azon-dramalagasy dia niova ny heviny
ny hoe boay dia avy amin'ny teny Anglisy hoe Boy, da ny hoe bande no tsy arako
fa ilay film western taloha ireny ange nisy azon'ny gasy mpilahatra tany @ cinema ritz sy palace fahiny e
ny hoe boay dia avy amin'ny teny Anglisy hoe Boy, da ny hoe bande no tsy arako
fa ilay film western taloha ireny ange nisy azon'ny gasy mpilahatra tany @ cinema ritz sy palace fahiny e
17. fijo
(
10/02/2004 10:20)
ny sipa koa mety avy amin'ny hoe passe ka,satria miovahova ny miaraka aminy.tsy abonné izany aho ry ptchou a.
19. pitchou
(
10/02/2004 17:45)
kay! mampatahotra ity karetsaka ity! ondrivavy ve r'ikaretsaka no ....?
20. fijo
(
11/02/2004 20:05)
pitchou a,aza matahotra,fa bandy atokisana io.efa tsara stage ireny ka.
