bandy ihany no milay

21. ikaretsaka ( 11/02/2004 13:44)
pitchou.. ko ohatran'ny frantsay manao ma poule sy ma biche io ko
22. fijo ( 12/02/2004 09:24)
marina letsy izany a.
pitchou>mon choux ary e.tsy maninona?
23. donemaskit ( 12/02/2004 13:23)
ma puce ihany koa, ataovy teny gasy nge e !
24. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:21)
hihihi hiresaka amin'ny rafozan'ialahy ialahy dia hoe parasiko aaa avia moa ianao aty.... azoko an-tsaina ...
25. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:22)
hihihi hiresaka amin'ny rafozan'ialahy ialahy dia hoe parasiko aaa avia moa ianao aty.... azoko an-tsaina ...
26. fijo ( 13/02/2004 20:10)
ie ataovy parasy ihany izy radone dia ho hitan'ialahy ny fipitipitihany.tsy harak'ialahy intsony avy eo.
27. donemaskit ( 14/02/2004 20:31)
tsss asiana émetteur izy amizay
28. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:24)
viens ixi ma cuce... o ry parasiko aaa avy aty ianao o
29. fijo ( 17/02/2004 09:48)
dia tsetsafiny ny ra avy eo dia mipitsika izy.
30. xxx ( 18/04/2004 13:16)
raha fako ilay kofa dia ny joba izany no fanariana azy. tsy maninona ka.
31. sejianis ( 18/04/2004 15:02)
ilay tsy nitonona anarana kosa manao toe-tsaina phallocrate be loatra, tsy fihetsika fanehoana ny virilité izany. mampaninona ny fiara moa ny atao hoe vam? mampihena ny heriny ve? angamba tsia. Dia toy izay ny kofa na fako hoy enao
32. fijo ( 19/04/2004 21:58)
mety ihany izany fa rehefa mahavita azy dia izay e
33. leonardodicaprio ( 25/10/2004 14:36)
hafa ihany letsy ny jôba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2766