Resa-dehilahy

jhouhlambout ( 30/01/2004 13:17)
Fangalana hevitra @ zalahy: Ialahisany efa nampijaly vhv ireny inona no plaisir azo avy eo? Satria tokony hisy matoa atao.... suite
répondu par ramoul le 17/04/2004 17:02
tahiana ( 30/01/2004 10:55)
inn tena dikany hoe"je te considère comme une amie" après une longue séparation?... suite
répondu par fijo le 03/06/2004 21:00
jhouhlambout ( 26/01/2004 14:52)
Teny mandreraka mihintsy ny vehivavy: @ voalohany izy mody tsy manaiky n' inon' inona: -Tsy mila -Za tsy hanao -Ndé madeha -Ts ... Etc ... Nefa efa fantany fa hanaiky ihany izy @farany. Sa tena ... suite
répondu par jhouhlambout le 16/06/2004 11:15
lema ( 23/01/2004 12:59)
inona no tsara miaraka @ sipa tsara toetra ve sa tsara tarehy.... suite
répondu par mamikely le 07/04/2004 09:39
ravatorano ( 21/01/2004 16:49)
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "... suite
répondu par fijo le 03/02/2004 20:36
shadow ( 19/01/2004 17:46)
Maninn' hwa ry zalahy ny bandy refa manambady no lasa matavitavy izany sa mitombina le hoe miadana ara-panambadiana nefa misy tsy miadana mbola ngeza fôna?... suite
répondu par fijo le 29/01/2004 16:24
jhouhlambout ( 15/01/2004 10:00)
Misy toa hendry B nefa mirevy @ sisiny misy miseho ho mpiodina nefa Façade fotsyny!!... suite
répondu par jhouhlambout le 22/05/2004 21:19
xxx ( 14/01/2004 18:59)
matotra,mirevy,mianatra,manja,sa... eny e,arakarakin'ny tsirairay fa le hevitry ny tsirairay mitsy no tina ho fantatra.... suite
répondu par fijo le 10/05/2004 22:11
xxx ( 13/01/2004 11:17)
misy fona le hoe bandy na sipa tsy tia miaraka @ olona mainty,nefa dia gasy otran'azy ihany,aleony ary miaraka @ vazaha. Fa nga de tena mbola minkoty be izy io e?... suite
répondu par fijo le 06/04/2004 23:34
ravatorano ( 12/01/2004 12:06)
kofa toy ny inn no tena mahasarika anareo jô ireo ? Ny lélà mantsy hono tsy mba misy faharatsiany fa bôggany dhl... suite
répondu par fijo le 03/02/2004 16:33
petale ( 10/01/2004 19:00)
tamy za vao sambany nandalo taty Mada ( ary vao izay ihany) de tena tsapako fa tena nahafinaritra daholo zay lehilahy nifanerasera tamiko tany. ary hitako fa tena mahay mamalifaly sipa kely izy ireo..... suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:11
lema ( 08/01/2004 13:43)
misy sipa be tapony ary misy ndray le fisaka iza @ireo ary no tena mahafinaritra misy koa ny be molotra misy koa ny kely mahaiza misafidy ry zalahy ... suite
répondu par fijo le 14/04/2004 21:27
colpain ( 07/01/2004 15:46)
Inona kay no tokony ataoko , fa mibilaka miankavia ny ahy rehefa mihenjana . Tiako ahitsy mantsy.... suite
répondu par playlista le 03/12/2004 08:51
xxx ( 07/01/2004 11:50)
kof maromaro lesy zay nakany diego tany de nisy zay ranonjavatra kely zay nomele ol anay fa bô te hampirehatra sipa. kanjo tsy nety maty intsony ne ny rasta fa kay nosotroiny daholo le izy fa de ho ... suite
2689 ( 03/01/2004 13:28)
Misy namana @ serasera eto namitaka. Tsy holazaiko aloha izy fa aleo hahatsapa tena. Lazainy @ mombamomba azy fa vehivavy izy, dé ny solonanarany rehefa avadika dia anaran-jazavavy! Hay kay ile... suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:52
hascom ( 02/01/2004 18:21)
Ahoana kay ny fanalana henatra fa izaho dia sarokenatra be sady be trac be koa rehefa misy zavatra ataoko indrindra fa eo imason' olona (oh:t@ pazzapa dia trac bediabe no nananako ,,,) Ahoana no fana... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:39
lema ( 01/01/2004 16:50)
tena mba tsy azoko ry zalahy fa misy bandy efa manambady na manana sipa dé mbola manenjika makorely ihany.sa zay ve lé hoe "tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao an-trano"... suite
répondu par ikaretsaka le 15/02/2004 18:27
xxx ( 31/12/2003 20:39)
Impiry isa-kerinandro ry zalahy ny mpivady no tokony hifanaingina ?... suite
répondu par fijo le 13/04/2004 23:18
xxx ( 29/12/2003 15:00)
Tiana ve ny joba vo asiana sa asiana vo tiana?... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:43
donemaskit ( 22/12/2003 14:48)
Mba tiako fantarina leisy raha fidèles isika : > Tantarao ny fifankahitanareo > Teo no ho eo ve sa taty aoriana? > Inona no nanintona anao tany aminy? > Inona no nanintona azy tany aminao? > F... suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535