valiny

1. dify ( 31/03/2004 09:30)
mitovy feeling daolo ze miteny ato e!
novalian'i booboo ny 08/06/2004 16:51
2. ravatorano ( 31/03/2004 10:17)
tsy voatery !
ny lhl kosa tokony hitovy hevitra
3. mandamina ( 31/03/2004 11:32)
arakaraka ny sujet kosa no mampitovy na tsy mampitovy , fa tsy tonga de terana hitovy e!!
4. nananie ( 31/03/2004 13:10)
Sali Dify an!
Ny zavatra hiraisana angamba dia ny fitiavana mifanakalo hevitra ato e!
5. hendry ( 31/03/2004 13:22)
raha mitovy feeling daholo manjary lany zara ny sasany.Hihihi
6. ravatorano ( 31/03/2004 13:29)
ny vhv no betsaka dia izay no hahalany anjara azy ve ry hendry
7. ralipo ( 31/03/2004 17:50)
tsy voatery fa ny marina tsy mbola nisy nifanompa na tsy mitovy feeling aza.
8. jhouhlambout ( 31/03/2004 17:55)
tsy voatery
9. fijo ( 31/03/2004 21:35)
inona aloha io feeling terena hitovy io e.izay fanerena izay mantsy dia efa tsy azo ekena
10. ravatorano ( 01/04/2004 07:58)
feeling ?
revy miainga ?
aoka marina tsy hifanery fa tsy hisy hiditra eto tsony kosa aloha rah ny lazaiko ihany no miverina eo ambany eo
11. angie ( 01/04/2004 09:49)
Mba ataovy matotra ilay hevitra ry zareo fa toa mandany andro fotsiny a
12. ramoul ( 01/04/2004 15:01)
hihihi tena mandany andro nareo
13. kitjo ( 01/04/2004 16:27)
ra nitovy feeling dol d vao misy valiny 2 na 3 d mijanona ny resaka fa no comment mamarana azy
14. donemaskit ( 01/04/2004 19:41)
fa misy mitovy feeling mints ka
15. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:56)
ka mitovy sa tsy mitovy e
16. peluche ( 02/04/2004 12:07)
fantaniana goavana e??
17. ravatorano ( 02/04/2004 13:22)
ikaretsaka>misy mitovy
doné>misy feeling hafa kosa tsy hitovizana indray
peluche>tsy dia goavana raha jerenao hoe kely na hakelezina ilay goavana>
Izay zao defa tsy mitovy>
Angie>aza mety lany andro zany
18. nananie ( 02/04/2004 14:35)
Angie/ omeo hevitra vaovao ary e!
19. kitjo ( 03/04/2004 09:38)
efa misy ve?
20. dify ( 03/04/2004 09:56)
le feeling lazaina zany ry nanani de resadela fa asa ra tafiditra @zany enao sa enao ko passa par tout hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.535