valiny

21. kally ( 03/04/2004 10:53)
F'angaha Dify passe partout?Dia ohatry ny ahoana ity passe partout lazainao ity?
22. kally ( 03/04/2004 10:53)
F'angaha Dify passe partout?Dia ohatry ny ahoana ity passe partout lazainao ity?
23. ikaretsaka ( 03/04/2004 18:29)
zany hono ko
24. hendry ( 05/04/2004 12:54)
misy itovizana kosa aloha hatr@ zao, hatr@ androany alatsinainy 05.04 dia mbola tsy nisy xxx niditra t@ ity lohahevitr´i dify ity. Misy mahamarina azy ny an´i Dify.
Fa tsy voatery hitovy kosa nefa ny feeling n´ny tsi-1 ry Dify a!
25. fijo ( 05/04/2004 22:54)
rehefa mifanaja dia ok na tsy mitovy aza e
26. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:45)
Ampanjakao ary ny fifanajana
27. fijo ( 08/04/2004 23:50)
izay fotsiny no mba takiana amintsika.
28. sejianis ( 13/04/2004 15:08)
ka mitovy hono sa tsia hatreto e!
le feeling io; feeling dololy izany !!
29. fijo ( 13/04/2004 23:08)
ny feeling samy manana ny azy fa aoka koa tsy hifampitsikera
30. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:06)
|:-)
31. booboo ( 08/06/2004 16:51)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2055