resaketotra

1. neo ( 12/04/2003 17:34)
Iza ny sipa tena milay ato ry zala? mba ataoko namana e!
novalian'i deghany ny 25/08/2005 13:15
2. njnj ( 12/04/2003 18:34)
Sipa be dia be ireo ve leisy dia manahirana an'ialahy.
Andefaso daholo leisy dia misafidy ialahy arak'izay revin'ialahy. Kanefa tandremo fa mitovy amin'ny bandy ihany ny sipa an : samy mahay mampiesona.
3. hery ( 12/04/2003 11:53)
Dia tandremo koa mitontona amin'ny sipan'ialahy taloha na ny ankehitriny. Mety ato koa izy dia izy ihany no ampiresahan'ialahy dia midofotra ao... Nisy nitaraina hoe efa tratra ha ha
4. ilyo ( 14/04/2003 16:03)
ny manitikitika ahy indray dia hoe sao dia bandy no milaza sipa ka loza no mahazo
5. xxx ( 14/04/2003 18:50)
Raha ny joba tsy lany eto ny fisafidianana azy no manahirana.Sady virtuel koa ny eto ka mety kofa no mitonona ho joba dé ampiresahany ianao dé roboka de mény foônn eny amin'ny planet dé méémézany avy tteo
Mitandrema ihany zalah ah !
6. neo ( 14/04/2003 18:52)
Marina mihintsy zany lazain'là hoe misy sipa manome espoir be nefa kay bandy be zao no manadala ao ambadiky ny ordinatera ao!
7. xxx ( 14/04/2003 11:42)
Izaho kosa aloha ny fantatro tato dia tena réelle daholo é. Ary tena réelle aza satria menatra daholo rehefa tena hita en face... ato amin'ny net fotsiny no miseho manindry.
8. xxx ( 15/04/2003 17:57)
Ny sipa milay ato ve ry Neo! Bobaka be ! Mitadiava ray ataovy namana de aveo takio tsikely² ny tena momba azy.
9. xxx ( 24/04/2003 10:58)
Marina izany izaho aloha mahita fa le sipa sasany hita mihitsy hoe frazyna bandy fa tsy sipa fa misy koa tena nangataka mail mihitsy ary ni-tel azy aho fa tena milamina e
tsy anenenana io fa karohy fa betsaka ny manana olana ao dia izay akana azy e
10. levondraky ( 04/05/2003 18:26)
Ka ny pelaka moa izany Lahy sa Vavy ato amin'ny sitaka namana serasera. Sao dia tsara ny mamatraka safidy Lahy/Vavy/Pelaka? Hiiihy. Resak'etona koa izany e!!
11. xxx ( 09/06/2003 15:14)
Ka tsy ela rery nge no mahay mampiesona eh!
tena efa betsaka no tratra fa tsy lainga io fa ny tena loza le PC en reseaux ao ampiasana de miseho mampiresaka kay le rafotsy efa ho retraite ao ambadika ihany no nampiresahana t@ net elabe kle avy eo vao silakabe sady lasa vedette eran'ny fiasana eo ka'nga tsy loza kle
12. xxx ( 15/10/2003 18:58)
Ianao aloha ve mba tena milay no mitady sipa milay e?
13. oupsyyy ( 05/11/2003 12:48)
Samy milay daolo ny ato. Azo atao namana daolo ka, na de hoe virtuel aza fa qui sait mety hivadika réalité ihany.
14. fijo ( 06/11/2003 20:58)
ka nanao ahoana ilay rafotsy be efa andeha retirety?loza indray izany klé.ary i piso be ve tena izy sa ahoana koa?dia ahoana koa i oupsyyy?tena izy daholo?sao dia i miao ihany no mioupsa.ih,ih,ih
15. oupsyyy ( 06/11/2003 18:01)
Ela ty ry fijo tena mahita tenenina mitsy ka, miaika an ela mitsy za.
Naona lety za no tsy tena izy an. Ho hita n'ela eo mo za am 29 kou. Sa mou ela tsy aty Dago.
Zay sy pisobe lety mi existe mitsy an; na de manao mioups kely tsindraindray ihany
16. fijo ( 06/11/2003 19:33)
ny tena anontaniako anie dia hoe vavy sa lahy e?toa miovaova mantsy ilay firesaka.tsy koa izay fa dia aza hadino indray ny sary amin'io fihaonana io,mba misy ahitanay ny namana rehetra aty.indrindra i piso BE.
17. xxx ( 10/11/2003 11:00)
Ny sipa samy milay daholo e!
18. pisobe ( 11/11/2003 20:54)
Salut!
Vao zay za vao mandalo ry Fijo a.
I Oupss de lahy ary i Piso de vavy.
Fa mety ho mioupss koa zahay raha izay no tinao, sa ahona ry Oupss?
Fa tsisy sipa milay atao namana zany eto e.
19. oupsyyy ( 12/11/2003 15:54)
Zany mitsy ry piso a.

Fa manin enao no milaza hoe tsisy sipa milay atao namana eto???
20. isrine ( 12/11/2003 20:53)
Salut!
Ka izy mitady ny milay kou, nefa ny sujet resak'etotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9213