resaketotra
24. fijo
(
14/11/2003 20:05)
jereo ao amin'ny sary rehetra fa mety ho tena tonga saina,ialahy mahita ny hatsara-dry zareo vehivavy ao.manja daholo.
25. oupsyyy
(
14/11/2003 16:27)
Fa le sary ao lety misy fopla, tena misy invraisemblable be a, za tsy hitonona pseudo fa tena hita hoe bombina a
27. rinakely1
(
01/12/2003 20:44)
aza mifidy zé milay fa zé mahafinaritra ny miresaka aminy io no tadiavo e!
29. oupsyyy
(
03/12/2003 16:44)
Amin aona ary????? hilailay ahona kou ry rfanjav??? Mampatahotra zany an!!!!!!
32. fijo
(
16/12/2003 09:57)
ianao ko tiako be ny miresaka aminao ka.rehefa tsy manao ilay :Nonnnnnn be iny.
40. deghany
(
25/08/2005 13:15)
neo:
Iza ny sipa tena milay ato ry zala? mba ataoko namana e!
i maman'lisany!!=))=))=))=))=))
