Kely zavatra

1. xxx ( 14/04/2003 11:52)
Ah ah ah, tonga dia tsoriko ny resaka. Fa za toa mahatsapa hoe kely ny fandehanjavatra ka mihomehy ny jôba. Firy cm kay ny norm e? Ary raha sendra kely dia atao ahoana? bbbrrrrrr
wwwaaaaaazaaa
2. xxx ( 14/04/2003 12:08)
Izao anie X e, izahay vehivavy dia tsy miraika firy ny halehiben'ity zavatrareo ity, fa ny fomba fampiasanareo azy ny tena mahaliana anay.
Ny fitaovanay mantsy dia manao adaptation amin'izay atolotrareo, ary manaraka izany, araky ny filazan'ny dokotera sy ny fahatsapako azy hatramin'izao dia tsy misy hozatry ny fahafinaretana any anatiny lavitra any, fa eo amorony eo ihany, ka ilay fikitikitihinareo ilay fidirana eo no tena izy.
Ankoatr'izany, ny tena tianay dia ny orokoroka sy safosafo ataonareo rehefa mandeha ny action, fa tsy toy ireny be mokon-doha be ireny, tonga dia mitratrevatreva.
Hainao koa moa, ny faharetan'ilay firaisana dia manana lanja lehibe satria ny vehivavy dia tsy misy starter, fa miakatra tsimoramora eny, rehefa tafakatra dia aoka fotsiny.
Ka dia aza manahy intsony ary ianao X, fa resaka izany norme izany. Toy ny hatsaran-tarehy io e, angaha misy norme....
Sa tsy izany......
3. xxx ( 15/04/2003 18:04)
wazaaaaaaaa!firy cm ny tinao fa omeko daholo araka izay tinao!izay vevavy mantsy tsy miraharaha ny alavany fa ny habeany no tena jerenay e!fa raha ngeza loatra aloa dia aleo mitsinjo ny ho avy fa sao torana sady tsy miditra @zany mihitsy zay e!fa raha kely loatra koa dia imemezanay fotsiny e!
4. neo ( 15/04/2003 15:08)
tsy blèm 'zany rangah! efa misy sipa 2 vavolombelona eo. Ary raha mihomehy izy araky ny voalaza dia aza omena lety e!
5. vainn ( 17/04/2003 11:57)
hihihi! tsy ny hakelin'ny fil hono no jerena fa ny tanjaky hny courant entiny é! vazivazy zany fa raha te hanaraka norme ingahy dia aleo ihany mijery dokotera! hafa ihany tokoa ange ny ao anaty norme é! reny ngezabe reny zao dia tsy lasa fa mamono olona! ndrindra raha kelikely ilay vehivavy! ny vehivavy gasy raha ny fahalalako azy tsy dia mieritreritra loatra ny hangeza na hakelinio! hafa ny vazaha efa zatra ....ka tsy mahita tsirony raha vao kelikely! ankotrizay dia ezaho izay hahazoana feeling tanteraka rehefa manao firaisana é!
6. xxx ( 30/04/2003 12:44)
Bandy 24 taona aho mamaly anao dia tsoriko hoe raha mbola azo ampiasaina (mety mihenjana) io dia tsy problème fa ny fahaizanao mampiasa azy no tena izy !!
Isika mijery film porno dia mahita fa kely ny antsika saingy ny marina dia ny an-dry zareo acteurs ireny no lavabe (voafidy izy ireny mba hamalifaly ny mpijery!!)
7. djiulambout ( 03/05/2003 19:47)
Blabla dôly zany rainy a, mandana elah any alakamisin 'ambohimaha, de anontanio ny olona any oe, aiza le toerana, ahafahana manalebe ny fandehany oe, de atorony an elah
any elah manao sarisikotra @ hazo ny halehibeny izay ilain elah, mifanaraka @ nofinofin elah, de atsipin elah ao @ le toerana izay de mody elah, de vita.
HIhihih, tantara mba henoko less io fa tô marina ono a, fa izao ihany no azoko ambara e, tsy de mikonty lotra io zavatra io raha tena fitiavana marina no ataon elah satria tsy momba akory elah , ( raha hiodina alouny tsy lasa raha kely lôtrany e), araky ny vôlaza etsy ambony oe, le eo @ molony eo ihany no tena ....
8. xxx ( 04/05/2003 08:09)
Efa henoko koa io resaka Alakamisy io fa tsy sahy niteny aho. Fa toa sady haingana hono no mandaitra. Ny ankizilahy lehibe tao Fianarantsoa dia saika mahalala an'io sy ny anaran'i le Rangahy manao azy. Anontanintanio any ange e !
9. xxx ( 06/05/2003 12:14)
rehefa hita fa tena kely dia misy fika amin'ny e-buy tena sicuentifika dia wazaaaaaaaah !! tsy a leo ve reny eh 50 $ livré discretement dia omendry zalahy 4 inchs!!
zakoa handany vola amin'izany !!!
10. xxx ( 26/05/2003 12:04)
Na kely io na lava lesy, tsy blem zany ah..Rehefa hain'toi ny mampiasa azy de zay. Tsy aleon'toi v kelikely mahavita b toy izay lava b mampandositra joba ??? Nefa asa aloha zay reven'toi
11. xxx ( 28/05/2003 15:09)
Sondage t@ internet no nahitako fa 13cm ny moyenne eran-tany. Izany hoe betsaka lavitra izany ny manana latsaky ny 13. Ireny acteur @ film ireny tsy dia fampitaha loatra fa hors norme ireny matoa nalaina hi-jouer film. Dia samia mamantatra ny tenany dia mionona hoe ao anaty norme ihany ve !
12. xxx ( 25/06/2003 10:14)
ok ! ny olana dia tsy eo amin' ny habeny na ny halavany loatra fa eo amin' ny tsy fahaizana mitazona ny ranon' aina ; misy anie manana basy lava sady vaventy kanefa eo am-pisafosafona ny vadiny ary mbola tsy mitsofoka akory dia efa lasa ny ranon' ainany e! vehivavy iza no tia an' izany. Mila hianarana ny manao firaisana; jereo ny tenanao ary fantaro ny vadinao
13. amoureus ( 27/06/2003 17:48)
tsy olana leisy izany an.Ny vadin'ialahy ampianarina maka tsirony amin'izay kely ananan'ialahy dia vita io.Tsy misy tsy vitan'ny tena fitiavana.Safosafoy tsara izy hiakatra ambony dia ambony.mandeha ho azy ny sisa avy eo.
14. xxx ( 18/07/2003 19:30)
Tsy maninona izany io na lehibe na kely. Ny hamafiny koa no mitondra an'io fa misy ange ny an'ny sasany lehibe nefa malemileny e! Aza manana complexe @ izany.
Sady marina koa ny an'ny namana ery ambony hoe : ny fitaovan'ny vehivavy efa mahay mi-s'adapte @ izay habeny eo.
15. xxx ( 20/07/2003 19:57)
tsy dia ny habeny no milaza inona ry zalahy a! marina aloha ny tenin`i xxxx e! ny fahaizana mampiasa azy ihany io, ary koa tsy dia maika loatra ka dia lasa 2mn fotsiny iny no tena maharangitra anay sipa, io le hoe tsy misy starter ny vehivavy e! mila maka fotoana,
16. xxx ( 21/07/2003 13:38)
Hoy enao hoe tsy milaza inona ny habeny,ary raha tena kely mintsy,n'inon'inona fahaizanao mampiasa iomehezan'ny sipa fotsiny,mety lazainy fa mangitingitika azy fotsiny enao.Raha sendran'ny le be molotra be ngamba de ataony teli-moka
17. xxx ( 23/07/2003 19:32)
Critère iray mampateza ny fiarahan' olon -droa ny fahafinaretana azo amin' ny firaisana ara -nofo . Izaho dia mihevitra fa kilema ny fananana bibity kely na lehibe loatra ( izany hoe misy ny antonony ) Tsy tokony anaovana resaka be izany iny satria kilema toy ny kilema rehetra azo tsy fidiny
Ny olana mahatonga ny vehivavy ilaza fa tsy afa - po rehefa manao firaisana amin - dehilahy dia matetika ny faharetany . Misy lehilahy vao misafosafo vehivavy dia latsaka ny azy .Tsy kilema io fa aretina ary azo sitranina.
18. xxx ( 28/08/2003 10:04)
Marina daholo ny voalaza ireo, fa ny fomba fampireven'ialahy ilay joba ihany no tena izy. Ny experience efa hita t@ resaka samy bandy dia ny faharetan'ny firaisana sy ny safosafo sy horokoroka miaraka @ no tena esentiel. okay dia mahavita be!!!
19. xxx ( 28/08/2003 10:05)
Marina daholo ny voalaza ireo, fa ny fomba fampireven'ialahy ilay joba ihany no tena izy. Ny experience efa hita t@ resaka samy bandy dia ny faharetan'ny firaisana sy ny safosafo sy horokoroka miaraka @ no tena esentiel. okay dia mahavita be!!!
20. xxx ( 28/08/2003 10:52)
Marina daôlo zany fa zao ny ahy indray ny blem d zao:ötran'ny tsy d mahavita firy e! zany hoe vetivety d ...!ka mba mitady torohevitra ny tary e! indraindray aza tsy mety mienjana mihenjana mintsy , Inona no fanafodiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415