Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

1. hery ( 16/10/2008 09:48)
Setrin'ilay http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f652990a9b0

Ny ahy ny tena tsy tiako de le mandeha miantsena tsy misy tanjona manokana. Tonga dia ndao hiantsena fotsiny dia rehefa any vao mijery hoe ity tokony hovidiana sns. Manome lagy sy mamizana mihitsy le mitety magazay sy rayons rehetra.
novalian'i Fanampy ny 19/02/2009 14:01
2. ssendra ( 16/10/2008 09:53)
huhuhuhu! ka iza manao hoe manaraha vehivavy te hiantsena :-D

ny ahy eviter ko mitsy ny miantsena mandende miaraka am lahilahy io fa tsy mahantanty ny kotrana akory tsinona hihihih mody hoe marary ny lamosiko hoe....vizana e....leo be e!....
Aleo ihany ny manao course no hiarahana manao raha mbola ca va aza izany....
3. ni81 ( 16/10/2008 09:57)
Ny ahy ny tena tsy tiako de le mandeha miantsena tsy misy tanjona manokana. Tonga dia ndao hiantsena fotsiny dia rehefa any vao mijery hoe ity tokony hovidiana sns. Manome lagy sy mamizana mihitsy le mitety magazay sy rayons rehetra.
=)) =)) =)) =)) be dia be mihitsy ny lehilahy tsy mahazaka an'io e! sady @ zay ny lehilahy raha toa ka mijery robe izao ohatra, dia tsy mbola tena @ ilay tiana ilay izy fa mbola te hijery hafa, dia tonga dia hoe: vidio rehefa io no tianao fa aza mitetitety magazay intsony e :-D :-D
4. ni81 ( 16/10/2008 09:59)
ny ahy eviter ko mitsy ny miantsena mandende miaraka am lahilahy io fa tsy mahantanty ny kotrana akory tsinona hihihih mody hoe marary ny lamosiko hoe....vizana e....leo be e!....
Aleo ihany ny manao course no hiarahana manao raha mbola ca va aza izany....
indraindray ange akia mba tena te haka toky hoe ahoana ity zavatra ho vidiana e! :-D :-D
5. hery ( 16/10/2008 10:12)
De anisan'ny tsy tiako @ vehivavy kou le mandray resa-dehilahy lol... kanefa ny oul tsisy miditra @ resany
6. booboo ( 16/10/2008 10:15)
:-D
7. ni81 ( 16/10/2008 10:16)
De anisan'ny tsy tiako @ vehivavy kou le mandray resa-dehilahy lol... kanefa ny oul tsisy miditra @ resany
ilay eto ve no tianao ho lazaina @ io? :lol:
8. ni81 ( 16/10/2008 10:18)
:( andray kosa e! misy lehilahy be dia be ange miditra ao @ resakay vehivavy ao nareo e!
9. ssendra ( 16/10/2008 10:19)
hery:

De anisan'ny tsy tiako @ vehivavy kou le mandray resa-dehilahy lol... kanefa ny oul tsisy miditra @ resany



:-D :-D :-D kou tsy mahalala an'ny ity atao hoe vehivavy angah i hery :-D :-D :-D ny lehilahy aza tsy hita izay hamaly azy :-D
10. ssendra ( 16/10/2008 10:20)
hoy i ni:

indraindray ange akia mba tena te haka toky hoe ahoana ity zavatra ho vidiana e!


ka maka toky am ahoana aza e! ny toky dia avy aminao ihany fa njainjay ny lahielahy tsy manana gout akory :-D :-D :-D :-D
11. Mandefitra ( 16/10/2008 10:31)
Ka zay ndrindra ... Indraindray ny gout ny sipa tsy mitovy @ revin ny bandy mitsy, fa ngamba hoe lafolafo le zavatra de hoe aleo entina lery mba hamoaka vola. :lol:
Fa ny manahirana @ sipa io vavany io tsy mijanona refa hanakiana, nefa refa mba kianina kely ny ranomaso no apotsapotsaka :-P
12. ni81 ( 16/10/2008 10:35)
Ka zay ndrindra ... Indraindray ny gout ny sipa tsy mitovy @ revin ny bandy mitsy, fa ngamba hoe lafolafo le zavatra de hoe aleo entina lery mba hamoaka vola.
:-D :-D :-D tsy mitovy ny gout, fa mba tsy hampisy ny menomenona koa rehefa tonga ao an-trano ilay zavatra raha somary lafolafo :D
13. tsihataorana ( 16/10/2008 11:15)
Fitiavan-tena.Marina ny lela no tena mpiteny lainga indrindra nefa ny vevavy no tena mpandainga. Refa tratra izy de mody halatsany ny ranomasony. Tena manupilatrice be . Ra fehezina de tsis ilana vevavy ra tsy @...........efa fantatrao lery eh! Mody fôret vièrge nefa tssssssssssssss
14. ni81 ( 16/10/2008 11:17)
Ra fehezina de tsis ilana vevavy ra tsy @...........efa fantatrao lery eh! Mody fôret vièrge nefa tssssssssssssss
ka nalaky nitaraina tany ambadika tany :lol: :lol: :lol: :lol:
15. MMS ( 16/10/2008 11:19)
Fa ny manahirana @ sipa io vavany io tsy mijanona refa hanakiana, nefa refa mba kianina kely ny ranomaso no apotsapotsaka


Arme tsy mandefitra mitsy io larme sy vava io nefa tsy afaka mankaiza raha tsy ny lela ihany!
16. Eumilianah ( 16/10/2008 11:22)
Fitiavan-tena.Marina ny lela no tena mpiteny lainga indrindra nefa ny vevavy no tena mpandainga. Refa tratra izy de mody halatsany ny ranomasony. Tena manupilatrice be . Ra fehezina de tsis ilana vevavy ra tsy @...........efa fantatrao lery eh! Mody fôret vièrge nefa tssssssssssssss
Zany fotsiny ve no ilanao vevavy eh! Tena mampatahotra be i Tsihataorana. :* :* :*
17. ni81 ( 16/10/2008 11:26)
Zany fotsiny ve no ilanao vevavy eh! Tena mampatahotra be i Tsihataorana.
mifanohitra @ ps-ny ve? :lol: :lol:
18. MMS ( 16/10/2008 11:43)
Fitiavan-tena.Marina ny lela no tena mpiteny lainga indrindra nefa ny vevavy no tena mpandainga. Refa tratra izy de mody halatsany ny ranomasony. Tena manupilatrice be

Marina mintsy zany eh! Fa indraindray izy maranitra ah! Manataka fotsiny, tena lame gillette :D :D
19. ni81 ( 16/10/2008 12:05)
Marina mintsy zany eh! Fa indraindray izy maranitra ah! Manataka fotsiny, tena lame gillette
voa angaha nareo? :-D :-D Tsy ny vehivavy rehetra kosa aloha no lame gilette e! :(
20. vale ( 16/10/2008 12:55)
booboo:

:-D


de ampiko koa booboo ! Hery: :-D :-D :-D :-D :-D, izany aza izy hoe vhv kooohhh! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267