Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
61. ikaretsaka
(
20/10/2008 20:39)
papoose> rehefa mahavita ze vitany le izy na maloto aza tsy asiako olana loatra fa sitrapony ny te hanao an'iny... fa ilay mitaraina hoe maloto ny pataloha velondrirana e mangatsiaka e...saika aho @ ity kiraro avo sy malama e... miborotsaka e.... no tsy laitra
62. rabilabila
(
20/10/2008 23:28)
Tsy fantatrareo angaha ilay tenin'i Aragon hoe:
La femme est l'avenir de l'homme ( ary mbola azo atao grand H koa aza)
Dia tohizako kely hoe : l' homme ( petit H) est l'avenir des c... :-P
La femme est l'avenir de l'homme ( ary mbola azo atao grand H koa aza)
Dia tohizako kely hoe : l' homme ( petit H) est l'avenir des c... :-P
63. rakaroka
(
21/10/2008 13:00)
Mandefitra:
ssendra, rakaroka, sakaizakely ... > tsy ianareo mi paozy no tsy tianay ka, zaranay mitsy aza hianareo mahafatifaty fa tsy le manao paozina zafindraony ireny :lol:
Fa le fahaizana mikajy ny fotoana tokony hiaingana : fa tsy hoe na miditra @ 8 na miditra @ 10 na miditra @ 11h30 de tara foana satria variana mi paozy ... zay monja.
Marina kosa aloha ny resak'i Mandefitra e! fa 'za tsy mba tara fotoana izany ka! Manaja fotoana be aho. Ary nisy namako vhv toa izany mihitsy fa dia tsy tafaraka intsony 'zahay nony farany, ka tsy tiako koa ilay fotoan-gasy satria na tany dago aza tao Isotry Fitiavana tsy nanao fotoan-gasy izany tao.
64. rakaroka
(
21/10/2008 13:03)
ainaheri:
Ny ahy tsy reviko ny veh kizitim-beul
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Ireny no tena "Milay koa" :-P :-D :-D :-D . Nisy "toko tapaka vilany mitongilana izay taloha...Dia miaina mihitsy lé "tantara misy lé ramatoa" vao renao fotsiny ny feony dia mitsiky ny ati-fanahy :lol: :-D :-D :-D
65. rakaroka
(
21/10/2008 13:04)
simplex:
ny sasany koa dia tena mafiloha be mintsy :lol: :lol:
Koa raha malemilemy loha ve ry Simp , ahatanty 'ty onjam-piainana :^) :^) :-D :-D :-D
67. rakaroka
(
21/10/2008 23:09)
ikaretsaka:
rakaroka.. l'arbre et le roseau moa le fable iry?
Andraso fa tsy araky ny mpisera ny setrin'ny tein'i Simp hoe "misy mafiloha izany no niresahan'i Ika ity kalon'i Jean de la Fontaine:
Le Chêne et le Roseau
Le Chêne un jour dit au Roseau :
Vous avez bien sujet d'accuser la Nature;
Un Roitelet pour vous est un pesant fardeau.
Le moindre vent qui d'aventure
Fait rider la face de l'eau,
Vous oblige à baisser la tête:
Cependant que mon front, au Caucase pareil,
Non content d'arrêter les rayons du Soleil,
Brave l'effort de la tempête.
Tout vous est Aquilon, tout me semble Zéphir.
Encor si vous naissiez à l'abri du feuillage
Dont je couvre le voisinage,
Vous n'auriez pas tant à souffrir:
Je vous défendrais de l'orage;
Mais vous naissez le plus souvent
Sur les humides bords des Royaumes du vent.
La nature envers vous me semble bien injuste.
- Votre compassion, lui répondit l'Arbuste,
Part d'un bon naturel; mais quittez ce souci.
Les vents me sont moins qu'à vous redoutables.
Je plie, et ne romps pas. Vous avez jusqu'ici
Contre leurs coups épouvantables
Résisté sans courber le dos;
Mais attendons la fin. Comme il disait ces mots
Du bout de l'horizon accourt avec furie
Le plus terrible des enfants
Que le Nord eût porté jusque-là dans ses flancs.
L'Arbre tient bon; le Roseau plie.
Le vent redouble ses efforts,
Et fait si bien qu'il déracine
Celui de qui la tête au Ciel était voisine,
Et dont les pieds touchaient à l'Empire des Morts.
73. Papoose
(
24/10/2008 19:32)
ssendra:
:-D :-D :-D :-D indry kou ky ry papoose mampmé mitsy tsy dia tiko loatra koa aloha ilay velondrirana foana e!
ary izany eo foana fa ilay manao pataloha somary mihantona na ilay palitaho efa karô kolera dia ny lobaka koa mbola atao karô kolera samy hafa ny lokony an! avy eo pataloha velondrirana :^)
non ka tena misy lhl matoky tena be hoe mahay miakanjo dia velondrirana foana!:-D
ika. mahavita zay vitany fa rehefa tsy mifanaraka anie dia tsy mifanaraka ee!! ohatran'ny hoe azo anaovana kiraro tsotra ny manao bowling (ary mahavita zay vitany) fa hoe tsy mifanaraka @ bowling ny kiraro tsotra fa mila kiraro manokana de zay!!!
zay no anton'ny tsy imehezana raha mba sendra nanao pajama ny tambanivohi-dahy @ mariaziny satria hitako mitovy ihany ny lhl ray manao velondrirana mainty mihaja hilalao spaoro! :wink:
74. ikaretsaka
(
25/10/2008 16:08)
ny ahy tsotra ihany @ io e.. rehefa tsy mitaraina izy de tsy raharahiako .. na godasy sy joggin aza ny akanjony mandeha miangona, na talon no entina mihosy tanimbary, na manao akanjoba be any maevatanana na inona... rehefa izay no maha confortable azy...fa le rehefa mimenomenona sy mampiditra anao @ tsy fahazoany aina izy izy no mahakamo,
75. ni81
(
25/10/2008 16:46)
ny ahy tsotra ihany @ io e.. rehefa tsy mitaraina izy de tsy raharahiako .. na godasy sy joggin aza ny akanjony mandeha miangona, na talon no entina mihosy tanimbary, na manao akanjoba be any maevatanana na inona... rehefa izay no maha confortable azy...fa le rehefa mimenomenona sy mampiditra anao @ tsy fahazoany aina izy izy no mahakamo,=)) =)) =)) =))
76. ikaretsaka
(
25/10/2008 16:56)
le hoeeee. haaaa miraikitra @ fotaka ny talons-ko eee (hitako io cas io indray mandeha nandevina tany ambanivohitra t@ andro avy orana) efa hitanao ve fa fahavaratra ny andro sy hoe hamotaka @ le lalana hankany am-pasana de mbola hizesta @ talons ihany?
na hoe handeha hamboly hazo de iny fa hanao t shirt na robe fotsy.. avy eo mbola nojinjafan'ny orana... (ny fotsy sy rano tafiaraka=transparent :^)
na hoe handeha hamboly hazo de iny fa hanao t shirt na robe fotsy.. avy eo mbola nojinjafan'ny orana... (ny fotsy sy rano tafiaraka=transparent :^)
77. rakaroka
(
25/10/2008 19:45)
Tsapako "SAROTSAROTRA" ihany ny resaka fiakanjoana ka 8O 8O 8O .
'za tany Italie farany teo 'zao : "maxi" no lamaody aty Frantsa anefa ny andrizareo mini-jupe . Ary tsy voatery aharaka nihitsy aho hoe inn ny
lamaodin-drizareo.
Ny aty Monokini farany teo. Ny tany mbola bikini.
Ny palitao na cravate koa "obligatoire" indraindray, ary tsy késtion "sehatra koa indraindray fa "hierarchie". I Raymond Domenech izao saiky mipalitao foana fanomezam-boninahitra ny lalao. , @ "golf koa dia saiky palitao sy pataloha velon-drirana koa no fitondra anefa sport!
Indraindray koa ohatra hoe ny tee-shirt fotsy no hany misy sy mampa à l'aise , anefa 'ndeha hilalao fotaka, dia iny izany no ampidirina koh! Dia rehefa maloto sasana e!

78. ikaretsaka
(
25/10/2008 23:38)
nena de ady gasy sy zamerl ihany io.. raha eny andalana sy tsy requirements dia izay maha confort ahy no ataoko
79. endrika01
(
26/10/2008 09:54)
ikaretsaka:
ny ahy tsotra ihany @ io e.. rehefa tsy mitaraina izy de tsy raharahiako .. na godasy sy joggin aza ny akanjony mandeha miangona, na talon no entina mihosy tanimbary, na manao akanjoba be any maevatanana na inona... rehefa izay no maha confortable azy...fa le rehefa mimenomenona sy mampiditra anao @ tsy fahazoany aina izy izy no mahakamo,
:-D :-D :-D
80. rakaroka
(
26/10/2008 14:15)
Ary mbô tinareo ihany 'zany ilay atao "bisous @ lokomena mifotetaka BBBbe 'reny , dia ilay mifindra lé izy. Toa tsy nisy niteny wé tsy tiany an :wink: :-D :-D :-D