Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

41. rakaroka ( 17/10/2008 15:28)
ssendra:

ùmandefitra :ka ny sipa kosa ve tsy hi pôzy e! :-D



'za mbô gaga koh, nefa anie rehefa misy vhv hafa metimety dia voasarika any ihany 'zareo, dia indry tsy avelany mipozy, quelle mentalité :roll: :-P :-D :-D :-D :-D
42. sakaizakely ( 17/10/2008 16:20)
rehefa misy vhv hafa metimety dia voasarika any ihany 'zareo, dia indry tsy avelany mipozy, quelle mentalité :roll: :-P :-D :-D :-D :-D


eny wa


43. MMS ( 18/10/2008 05:23)
quelle mentalité

V rai :-D
44. rakaroka ( 18/10/2008 11:39)
hery:

De anisan'ny tsy tiako @ vehivavy kou le mandray resa-dehilahy lol... kanefa ny oul tsisy miditra @ resany


Hi!hi!hi!
=)) =)) =)) :-D :-D :-D dé nefa hono setrin'lé resa-behivavy lé siozé,
tsy niditra ny resaka fa nitsikilo ftsn an :wink: :-D :-D :-D
45. naughtyboy ( 18/10/2008 14:47)
za ndray kalo de le tsy mahay mikarakara vatana iny no tonga de itako voloany na de tsy betsaka aza ny sipa otranzany..soa ihany,iny defa taratra 1 tsy voako ndrindr fa vhv ra bandy ndray tsy koi satria za tsy pelaka :-D ..
46. ikaretsaka ( 19/10/2008 22:22)
le mandeha miantsena nefa tsary fantatra hoe inona no hovidiana iny ko aloha tena mandreraka e
tsy mampaninona ahy ny miantsena raha voafaritra mialoha hoe aia aby ro handehanana
47. ikaretsaka ( 19/10/2008 22:23)
ny sipa tsa sportive fa le modamodaka be reny sy tsary mahatanty saoka koa ny ahy tsa voako...
le manao velo de mandeha 500m de reraka hono! :?
48. rakapy ( 19/10/2008 23:22)
Ika> nefa ve rehefa atao hoe andao hitady transmisio na arbra cam any @ brokany de mamoron-dia hoe hamangy ny an'i nenitoa aho? :-D :-D :-D
49. ikaretsaka ( 20/10/2008 01:13)
ny ahy tonga de teneniko hoe ho any @ brokany lo za fa very ny cle de 12 o!
50. Mandefitra ( 20/10/2008 05:16)
ssendra, rakaroka, sakaizakely ... > tsy ianareo mi paozy no tsy tianay ka, zaranay mitsy aza hianareo mahafatifaty fa tsy le manao paozina zafindraony ireny :lol:
Fa le fahaizana mikajy ny fotoana tokony hiaingana : fa tsy hoe na miditra @ 8 na miditra @ 10 na miditra @ 11h30 de tara foana satria variana mi paozy ... zay monja.
51. ni81 ( 20/10/2008 06:51)
Fa le fahaizana mikajy ny fotoana tokony hiaingana : fa tsy hoe na miditra @ 8 na miditra @ 10 na miditra @ 11h30 de tara foana satria variana mi paozy ... zay monja.
ny anareo kosa izy izany efa zatra ilay manao fotoan-gasy e! :-D :-D Io mantsy tena misy karazan'olona tara lava mihitsy, ary misy karazan'olona dia tena marim-potoana loatra :lol: :lol:
52. nomenjara ( 20/10/2008 15:09)
naughtyboy:

za ndray kalo de le tsy mahay mikarakara vatana iny no tonga de itako voloany na de tsy betsaka aza ny sipa otranzany..soa ihany,iny defa taratra 1 tsy voako ndrindr fa vhv ra bandy ndray tsy koi satria za tsy pelaka :-D ..


izaho koa aloha tsy mahavoa an'ireny tsy dia mahakarakara vatana ireny e!

:-P

46. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 20-10-2008 00:23:58
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
ny sipa tsa sportive fa le modamodaka be reny sy tsary mahatanty saoka koa ny ahy tsa voako...
le manao velo de mandeha 500m de reraka hono!
:-D :-D
manjary modaka hatramin'ny atidohany ve....eo de matory andro eo :-D

49. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 20-10-2008 07:16:13
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
ssendra, rakaroka, sakaizakely ... > tsy ianareo mi paozy no tsy tianay ka, zaranay mitsy aza hianareo mahafatifaty fa tsy le manao paozina zafindraony ireny
Fa le fahaizana mikajy ny fotoana tokony hiaingana : fa tsy hoe na miditra @ 8 na miditra @ 10 na miditra @ 11h30 de tara foana satria variana mi paozy ... zay monja.

aiza ndray fa tssssssss :°)

ny anareo kosa izy izany efa zatra ilay manao fotoan-gasy e! Io mantsy tena misy karazan'olona tara lava mihitsy, ary misy karazan'olona dia tena marim-potoana loatra

kanefa dia iny no mampalaza ny maha malagasy ny gasy...iny manao fotoangasy iny...tsy taitra tsy maika anefa tara be mitsiny :-D
53. ni81 ( 20/10/2008 15:57)
kanefa dia iny no mampalaza ny maha malagasy ny gasy...iny manao fotoangasy iny...tsy taitra tsy maika anefa tara be mitsiny
tara ange raha tsy tonga ara-potoana e! fa hafa mihitsy ilay tsy taitra tsy maika nefa tsy tara :-D :-D
54. nomenjara ( 20/10/2008 16:07)
fa hafa mihitsy ilay tsy taitra tsy maika nefa tsy tara Miverina ery ambony


ka efa hoe tara be kou indry angaha nahoana ah! :-D mampiteny irery indrindra refa tena maika iny ianao tsy tonga tsy tonga raha tsy efa vignitra be vao tonga miala any! ilay manao fotoana no tiko lazaina :-D
55. ni81 ( 20/10/2008 16:27)
ka efa hoe tara be kou indry angaha nahoana ah! mampiteny irery indrindra refa tena maika iny ianao tsy tonga tsy tonga raha tsy efa vignitra be vao tonga miala any! ilay manao fotoana no tiko lazaina
:-D :-D
56. ikaretsaka ( 20/10/2008 17:16)
ny tena mahasosotra koa le efa fantatra fa handeha hiosom-bovoka sy handeha tongotra ilometatra maromaro...
mbola mikiraro avo sy akanjo tsy mifanentana @ izany no anaovana!
avy eo maty aho akanjoko e..maty aho ranjoko eee
57. ni81 ( 20/10/2008 18:22)
ny tena mahasosotra koa le efa fantatra fa handeha hiosom-bovoka sy handeha tongotra ilometatra maromaro...
mbola mikiraro avo sy akanjo tsy mifanentana @ izany no anaovana!
avy eo maty aho akanjoko e..maty aho ranjoko eee
=)) =)) =)) =))
58. ssendra ( 20/10/2008 18:38)
:-D :-D :-D :-D mahita koa ry ikaretsaka
59. Papoose ( 20/10/2008 19:56)
fa misy koa lhl tsy mahay mampifanaraka ny zvt ataony @ akanjony! za efa nahita fa na ho aiza na ho aiza na hanao in na hanao in de velondrirana mainty foana ny pataloha hanaovana!
60. ssendra ( 20/10/2008 20:00)
Papoose:

fa misy koa lhl tsy mahay mampifanaraka ny zvt ataony @ akanjony! za efa nahita fa na ho aiza na ho aiza na hanao in na hanao in de velondrirana mainty foana ny pataloha hanaovana!



:-D :-D :-D :-D indry kou ky ry papoose mampmé mitsy tsy dia tiko loatra koa aloha ilay velondrirana foana e!
ary izany eo foana fa ilay manao pataloha somary mihantona na ilay palitaho efa karô kolera dia ny lobaka koa mbola atao karô kolera samy hafa ny lokony an! avy eo pataloha velondrirana :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5591