Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

21. ssendra ( 16/10/2008 13:07)

hoy i ni:
tsy mitovy ny gout, fa mba tsy hampisy ny menomenona koa rehefa tonga ao an-trano ilay zavatra raha somary lafolafo

ka izay indrindra rotany no antony hiasako mba tsy hampimenomenona azy ah! :-D :-D

10. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 16-10-2008 12:31:26
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
Ka zay ndrindra ... Indraindray ny gout ny sipa tsy mitovy @ revin ny bandy mitsy, fa ngamba hoe lafolafo le zavatra de hoe aleo entina lery mba hamoaka vola.
Fa ny manahirana @ sipa io vavany io tsy mijanona refa hanakiana, nefa refa mba kianina kely ny ranomaso no apotsapotsaka


fa angaha efa nisy nitomany ! hehehehe!
fa ita fa tsy de manana gout ny lehilahy fa ekena dool hoe tsara zé ampidirina retra anefa tsy tsara akory, hummmm aleo tsy mitondra lailahy miantsena fa eo am kestion de prix no mampitsoaka azy :-D
22. ssendra ( 16/10/2008 13:10)
Arme tsy mandefitra mitsy io larme sy vava io nefa tsy afaka mankaiza raha tsy ny lela ihany!
:-D :-D :-D :-D
hay be vava dool reto lehilahy ireto tena tssss ny vava no entina miady fa kanosa be :-D :-D :-D

Marina mintsy zany eh! Fa indraindray izy maranitra ah! Manataka fotsiny, tena lame gillette

tsy hianjera aty indray aloha izany resaka manataka izany e!
misy vevavy tena independante ary fière mitsy am zany mandataka nao izany :-D
23. ssendra ( 16/10/2008 13:12)
ni81:

Marina mintsy zany eh! Fa indraindray izy maranitra ah! Manataka fotsiny, tena lame gillette
voa angaha nareo? :-D :-D Tsy ny vehivavy rehetra kosa aloha no lame gilette e! :(


hihihih! fa hita kou! efa nivadika izao ny rasa sa ahoana ny fahitanjy azy


:^)
24. simplex ( 16/10/2008 13:18)

ary ilay tsy mirevy foot mintsy ka :)

fandaharana tsisy dikany: alefa
serie tsisy dikany: alefa doly
foot: angalarina ny telecomandy :roll:
25. ssendra ( 16/10/2008 13:21)
simplex:


ary ilay tsy mirevy foot mintsy ka :)

fandaharana tsisy dikany: alefa
serie tsisy dikany: alefa doly
foot: angalarina ny telecomandy :roll:






:-D :-D bu hu hu hu!
fa angaha ny foot ihany e!
bodoina tsy atao miala alavitra ny tele comandy sao ovainn'ny vevavy ny fahadaharana tsy misy dikany....vao alaina fotsiny ny telecomandy hanena ny volume de efa arahina maso ny tanana hoe sao hanova ny fandaharana tssssss :-D

soa fa misy tele reserva :^)
26. simplex ( 16/10/2008 13:21)

ny sasany koa dia tena mafiloha be mintsy :lol: :lol:
27. ssendra ( 16/10/2008 13:27)
mafy loha am ahoana hihihihi
28. simplex ( 16/10/2008 13:29)

ssendra
:-D :-D :-D
efa hatra@ Adama sy Eva ka hatr@ zao no fantatra ny olana fa hatr@ zao mbola tsy nahita solony ihany ny lehilahy ee :* :*

misy koa ny be konetaka 8O,
faran'ze tsy tiako indrindra :{ :{
tsy fantatra tsony oe iza no tena manana ny rariny :^) :^)
29. Noue ( 16/10/2008 13:51)
hery:

De anisan'ny tsy tiako @ vehivavy kou le mandray resa-dehilahy lol... kanefa ny oul tsisy miditra @ resany



:-D :-D :-D :-D :-D :-D ary ato izahay vehivavy no tena mamaly aaaa :-D :-D :-D :-D izahay koa mahay miaro-tena aaaa :-D :-D :-D :-D :-D
(fa atsy ambadika aleo jerevana kely hoe raha misy lahy mamaly) :-D :-D :-D
30. ni81 ( 16/10/2008 13:52)
hihihih! fa hita kou! efa nivadika izao ny rasa sa ahoana ny fahitanjy azy
:lol: :lol: Tena marina fa hivereno jerena ny dinika tany ambadika tany, dia jereo ny nataon'ilay lehilahy anankiray t@ ilay vehivavy vao niaraka taminy 10jours :-D :-D
31. ni81 ( 16/10/2008 13:55)
efa hatra@ Adama sy Eva ka hatr@ zao no fantatra ny olana fa hatr@ zao mbola tsy nahita solony ihany ny lehilahy ee
ka iny no efa natolotra ho azy koa :lol: :lol:
32. ainaheri ( 16/10/2008 13:58)
Ny ahy tsy reviko ny veh kizitim-beul
33. ni81 ( 16/10/2008 13:59)
Ny ahy tsy reviko ny veh kizitim-beul
Mba somary hazavao ilay fahakizitinana fa misy karazany maro :lol:
34. Noue ( 16/10/2008 14:08)
simplex:


ny sasany koa dia tena mafiloha be mintsy :lol: :lol:
tsy maintsy kaaaa !! satria efa mitovy saranga


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. salopard ( 16/10/2008 16:23)
hors sujet daholo nareo:
INONA NO TENA TSY tian''lisany @ vehivavy?
izay ny questoion eto fa tsy hoe:
Inona no tsy tian'lisany @ toetran'ny vehivavy.

Ny toetrambavy mety samy manana, ary samihafa ,na gasy, na vazaha, na soumise, na liberée,

Fa le vatan'ny vehivavy izay ikambanan'ny maro, dia tsy misy tokony tsy ho tiana izany:
ny sofiny, ny orony, ny tanany, ny takolany, ny derriere-ny, ny tongony, LANIKO Aambongadiny daholo.
tsy ampy aloha oa:
tchouff
sniff...
36. Noue ( 16/10/2008 16:38)
salopard:

hors sujet daholo nareo:

Fa le vatan'ny vehivavy izay ikambanan'ny maro, dia tsy misy tokony tsy ho tiana izany:
ny sofiny, ny orony, ny tanany, ny takolany, ny derriere-ny, ny tongony, LANIKO Aambongadiny daholo.

fa resaka vatana nga izy ity eee ?????


:-D :-D :-D :-D
37. ssendra ( 16/10/2008 16:56)
27. Mpandefa : simplex [ Valio ] 16-10-2008 15:29:39
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

ssendra

efa hatra@ Adama sy Eva ka hatr@ zao no fantatra ny olana fa hatr@ zao mbola tsy nahita solony ihany ny lehilahy ee


odoy eee! tam andron'i adama sy eva izany :-D
38. rakaroka ( 16/10/2008 22:22)
Fa nanahoana loatra angaha itony tany itony raha tsy teo ny " V E H I V A V Y "
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
39. Mandefitra ( 17/10/2008 07:09)
Ilaina ny vehivavy ka ... tsisy feeling ntsony ny fiainana ra tsisy vehivavy :lol:
Ny tsy laitra @ sipa koa de le fikenokenonana : na dia efa @ 11sy30 aza ny fidirana miangona ohatra, mbola tara ihany miditra am-piangonana.
Ary raha dodosanao @ iny izy sosotra be an : mahita excuses foana hoe za daholo no hianteherana @ rehetra, nefa le loko mena sy manja maso sy ny safidy ny akanjo hanaovana no maha taraiky matetika.
F zany hoe Adama tokoa no noforonina aloha vao Eva ka dia miandry ny bandy e. :-P
40. ssendra ( 17/10/2008 11:18)
ùmandefitra :ka ny sipa kosa ve tsy hi pôzy e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6037