Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

121. kotobekibo ( 24/11/2008 19:17)
Papoose:

adraisss, lasa mahita paradisan-tany zany :-D


zara aza izy v lé sambatsambatra iny ? :roll:

:-D :-D :-D
122. Papoose ( 25/11/2008 03:26)
ie, sambatsambatra fa voasafosafo ny kibony! :-P
123. kotobekibo ( 29/11/2008 00:33)
fijo:

hihihi le saropiaro gravy ko

fa aleo l'ty saropiaro toy izay kizy a! ref kizy d lasa saropiaro koa en plisy satria ilainy vanona dôly izao retra izao . :{
aleo hilamina !
Papoose:

le mamomamo iny mintsy no tena milay kooouu!! ahavitan-jvt :D


fa raha mamo loatra tsy misy zvbanona kouh :-D :-D :-D
124. Papoose ( 29/11/2008 18:02)
ka efa hoe mamomamo fotsiny neee!!! le somary mivembena kely fotsiny!!! toy avy misotro divay vitsivitsy vera :-P
125. ikaretsaka ( 29/11/2008 20:33)
+1 @ le kizy io
za mahalala sipakely zay fa kizy zany raha olona an
126. Papoose ( 30/11/2008 01:48)
kizitina ve zany kizy sa ankizy?
127. kotobekibo ( 30/11/2008 12:11)
ikaretsaka:

+1 @ le kizy io
za mahalala sipakely zay fa kizy zany raha olona an


za koa lesy mahalala sipa kizy izay , ary izy sady manampahaizana no manja , be sosy , fa hoy aho taminy hoe raha njy no vadiko na sipako , d herinandro d nisaraka . Tsy zakan'ny tsena-ko aloha e!
Fa izy manambady an! samy manana ny zogany e! :-P

Papoose:

kizitina ve zany kizy sa ankizy?


ieee! kizy = kizitina :-D :-D :-D
128. Papoose ( 01/12/2008 22:29)
za koa lesy mahalala sipa kizy izay , ary izy sady manampahaizana no manja , be sosy
saika za kle :°) fa saingy betsaka ny tsy ampy! :-P :-D
129. kotobekibo ( 02/12/2008 00:43)
Papoose:

za koa lesy mahalala sipa kizy izay , ary izy sady manampahaizana no manja , be sosy
saika za kle :°) fa saingy betsaka ny tsy ampy! :-P :-D


D njy koa v izany tsy todin'ny basi-pilesiko ?:roll:
:-D :-D :-D
130. Papoose ( 02/12/2008 03:20)
tsy tao anatin'io liste teo ambony io zay "tsy tody"zay aloha!!!

fa mba ahitana azy dia atorahy aloha de hita eo :-P
131. kotobekibo ( 02/12/2008 19:38)
Papoose:

tsy tao anatin'io liste teo ambony io zay "tsy tody"zay aloha!!!

fa mba ahitana azy dia atorahy aloha de hita eo :-P


:-D
132. Papoose ( 03/12/2008 17:58)
efa hoe..atorahy wa fa aza laozana mikimeme eo fotrn!
133. radomalala ( 15/12/2008 04:35)
ny ahy no tena tsy tiako @ vehivavy dia ilay fehany mibahana be inyn refa manao .mnety mitotovy daholo angamba ny lehilahy rehetra e.

satria isika refa manao dia tsy maintsy akipily @ tongotra aloha ny ranjonbehivavy fa mibahana dikan'izany ny fehan'ny sipa no tena tsy titsika lehilahy indrindra zany ...
sa tsy marina dreay zany
isaky ny manao zao dia tsipahyana hivelatra bfoana ny ranjony ee sa tsy marina zany eeee :^) :D :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

ny zavatra tsipaina no dikany dia tsi tiana amiko ...
io ny valin;io fanotanina io


comedie io ....... :P :P :P
134. kotobekibo ( 18/12/2008 16:20)
radomalala > atambaro ny tongony 2 d tsy mibahana intsony e! :-D :-D :-D
135. ikaretsaka ( 18/12/2008 17:09)
Hatao hatagny hafara koa leka aaa
136. radomalala ( 04/02/2009 04:37)
kotobekibo...ka sarotra be indray no azoanana ilay izy raha vao zay ko

:P :P :P :P :P
137. jord ( 16/02/2009 07:14)
tsy naharaka ze atrany ambony any fa efa lavabe
ny tsy tiko am sipa d le b kenona b, tairina fona isaky ny rai minitra we tara tara fa engana
de ankotran zay le saro piaro b lotra, enjana b,
de tsy tiko kou ny sipa refa tsy maharaka ny evie sexuelle-ko
santionany reo
138. Fanampy ( 19/02/2009 14:01)
Ny tsy milay @ sipa lesy le mimenomenona foana @ tsisy dikany a,fa aoka kosa hitandrina fa misy ny sipa maharaka be @ resaka sexe an.tsika lhl ndray no taraiky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8121