Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?

81. rastafarai ( 27/10/2008 04:31)
:^) Nenah le resa-behivavy mitsy no tsy tantiko e... :-D :-D :-D
82. Papoose ( 27/10/2008 15:03)
ary ohatran'ny efa nisy fotoanany koa ny nahalamaody ny pataloha miatona ny an'ny lhl e? fa ny an'ny olona sasany h@zao mbola lamaody foana le izy :-D
83. ikaretsaka ( 27/10/2008 16:30)
amiko aloha ny hoe resaka akanjo dia miankina bebe kokao @ maha conbfort nohon'ny hoe lamaody sy zest5a e
ka @ izay izy tsy mirotarota ko

ny an'ny tambanivohitra aza aforitra mihitsy ny pataloha

fa raha avy mibrorosy trano i papoose ka tsy ampy ny serre pierre sy ny mop ao aminareo dia tsy maninona raha arotarota aza ny pataloha
84. ssendra ( 27/10/2008 16:56)
79. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 26-10-2008 15:15:41
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
Ary mbô tinareo ihany 'zany ilay atao "bisous @ lokomena mifotetaka BBBbe 'reny , dia ilay mifindra lé izy. Toa tsy nisy niteny wé tsy tiany an


an han! zà tsy de dakaoro amin'io...ireny ilay bandy efa manambady ireny tsy tia an'lay bizou mifotetaka lokomena sao mitondra mody ka ho sirika hoe avy nampiaraka enao :^) :-D
85. ssendra ( 27/10/2008 16:57)
81. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 27-10-2008 16:03:05
Lohateny : Re : Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
ary ohatran'ny efa nisy fotoanany koa ny nahalamaody ny pataloha miatona ny an'ny lhl e? fa ny an'ny olona sasany h@zao mbola lamaody foana le izy
otran'ny patalohan'i jackon ka! :-P
86. ssendra ( 27/10/2008 17:05)
rakaroka:

Tsapako "SAROTSAROTRA" ihany ny resaka fiakanjoana ka 8O 8O 8O .
'za tany Italie farany teo 'zao : "maxi" no lamaody aty Frantsa anefa ny andrizareo mini-jupe . Ary tsy voatery aharaka nihitsy aho hoe inn ny
lamaodin-drizareo.
Ny aty Monokini farany teo. Ny tany mbola bikini.
Ny palitao na cravate koa "obligatoire" indraindray, ary tsy késtion "sehatra koa indraindray fa "hierarchie". I Raymond Domenech izao saiky mipalitao foana fanomezam-boninahitra ny lalao. , @ "golf koa dia saiky palitao sy pataloha velon-drirana koa no fitondra anefa sport!
Indraindray koa ohatra hoe ny tee-shirt fotsy no hany misy sy mampa à l'aise , anefa 'ndeha hilalao fotaka, dia iny izany no ampidirina koh! Dia rehefa maloto sasana e!



non! tsy hoe tsy maharaka ny any italy ry rakaroka fa tamity ete ity robe lava be no tendance d'été na tany am nandehanako vacs koa aza, fa na izany aza ny mini jupe mbola tsy lany lamaody iny


:-D

torakizany koa ny resaka bikini sy monokini, ny bikini mijanona ho bikiny ny monokini ho anzé te handoro ny nono izany hoe tiany atao mitovy couleur dool ny vatany fa mba tsy his yfaritra ilay nono hoe fotsy be! izay no hanaovana monokini normalement fa tsy resaka lamaody ny fanaovana a n'iny :-P :^)
87. ikaretsaka ( 28/10/2008 16:10)
le izy hoa ze maha confortable jerena (indrindra ho an'ny lehilahy) fa tsy heo satria manao rakoto de hanao koa rabe
88. Papoose ( 28/10/2008 18:39)
ndraindray koa ohatran'ny misy akanjo hoe iny foana no voaray dia tsy mety intsony na de efa tsy comfy aza fa efa fahazarana!!!
ohatra hoe zilet mena, nga rakoto sy rabe manao zile mena fa i rafotsy ihany? :lol:
89. ikaretsaka ( 28/10/2008 20:33)
izay kao eo..handy sy confort... tsy lehilahy aloha izany hoe hitady fonds de tiroir izany de hitady silipu assortis @ lobaka sy ba kiraro izany e! rehefa mijajika de izay :-D :-D :-D
90. rakaroka ( 29/10/2008 17:15)
ssendra:


non! tsy hoe tsy maharaka ny any italy ry rakaroka fa tamity ete ity robe lava be no tendance d'été na tany am nandehanako vacs koa aza, fa na izany aza ny mini jupe mbola tsy lany lamaody iny
:

Ohatran'ny misy "déphasage" kely izany koa, ka 'za sady taty no tany, dia 'zaho miala aty , feno ny magasin sy ny tsena mivarotra ilay akanjo rebareba. Efa maro koa no mitondra izany! fa nony tany aho, tsy nisy loatra an! tsy "tendance na tany @ magasin" na teny an-dalam-be.
'ndraindray koa tsapako io déphasage io rehefa manafatra ny akanjo ny olona any Dago. 'za aloha tsy mahay hoe iza no avance sns fa tsy mitovy ftsn
lé feeling indraindray!
Ary :-w :-w :-w mbo tianareo ve ilay mifanoroka @ olona lé midofaka bbbbe mihitsy ny ranomanitra dia avy eo manaraka anao ilay fofona iny?
Na ilay misy dihina "suce" roll: :roll: :?:



torakizany koa ny resaka bikini sy monokini, ny bikini mijanona ho bikiny ny monokini ho anzé te handoro ny nono izany hoe tiany atao mitovy couleur dool ny vatany fa mba tsy his yfaritra ilay nono hoe fotsy be! izay no hanaovana monokini normalement fa tsy resaka lamaody ny fanaovana a n'iny :-P :^)



91. Papoose ( 29/10/2008 18:30)
ikaretsaka:

izay kao eo..handy sy confort... tsy lehilahy aloha izany hoe hitady fonds de tiroir izany de hitady silipu assortis @ lobaka sy ba kiraro izany e! rehefa mijajika de izay :-D :-D :-D


tadidio fa tsy ohatranao aby ny lhl raha zay ny definition nao ny mety ho fanaon'ny lhl sasany

92. ikaretsaka ( 29/10/2008 20:38)
efa tsy norma izy raha tsy hoe handeha hi date na hanala akanjo any ho any ka hampitovy slipo ho assorti @ ba kiraro kosa e
93. Papoose ( 30/10/2008 15:27)
norma izy ka! tena norma! fa zay ny gout-ny ary mahafinaritra ahy
94. ikaretsaka ( 30/10/2008 19:09)
de mazotoa mi comvertir pelaka ho straight ary ko
95. Papoose ( 30/10/2008 19:46)
tsy voatery ho pelaka wa!
96. ikaretsaka ( 30/10/2008 20:01)
de any alavidavitra any indray mba mitady ho'zy ny hiran'i lolo
97. Papoose ( 30/10/2008 23:46)
mahita foana na tsy handeha lavitra aza ka! resaka fotoana fotsiny :wink:
98. arson ( 05/11/2008 08:39)
ny tena tsy tiko am vehivavy aloha de iz le mahay vava, rehefa mifamaly zay fa tena tsy mifidy teny tenenina fa alefa daholo ze hita rehetra, zay mihitsy no mahatonga ny lehilahy sasany mahakasitanana vehivavy,
99. ni81 ( 05/11/2008 09:21)
ny tena tsy tiko am vehivavy aloha de iz le mahay vava, rehefa mifamaly zay fa tena tsy mifidy teny tenenina fa alefa daholo ze hita rehetra, zay mihitsy no mahatonga ny lehilahy sasany mahakasitanana vehivavy,
Misy lahy koa tena manam-bava an! hum, fa matoa koa ny lehilahy sasany mikasi-tanàna dia efa toetra ratsy ananany ilay izy :(
100. fijo ( 06/11/2008 22:45)
ny tsy tiako amin'ny vehivavy ve,izy tsy toa ny labiera,ny labiera za foana no manokatra azy. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6519