Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
103. ikaretsaka
(
07/11/2008 00:20)
raha le labiera any @ bar tovozina @ keg sy draft ireny ra fijo de tsy mety io theorian'ialahy io..
ny any le barman no manokatra azy
ny any le barman no manokatra azy
111. fijo
(
12/11/2008 22:50)
ie mamomamo ,fa tsy mamo,za tena tsy tia io mamo io.nefa za dia tia misotrosotro.
112. Papoose
(
13/11/2008 01:45)
za mamomamo fa tsy le mamo be tsy mahalala zay ambonin'ny tany reny kosa.. manala barack
113. fijo
(
14/11/2008 22:03)
rah ainy dia tsara ka,le vao miakatra iny le dozy,fa rah ale mitrotrongy kosa ,aoka ka
115. kotobekibo
(
15/11/2008 18:20)
Ny ahy ny kizitimbelona no tena tsy lasako , aleoko indray ireny saropiaron-doza na ny mpandany vola .
Na ny mampirafy aza mety mbola ho zakako kokoa . :roll:
Na ny mampirafy aza mety mbola ho zakako kokoa . :roll:
116. ni81
(
15/11/2008 18:29)
Ny ahy ny kizitimbelona no tena tsy lasako , aleoko indray ireny saropiaron-doza na ny mpandany vola .
Na ny mampirafy aza mety mbola ho zakako kokoa .
119. kotobekibo
(
21/11/2008 18:11)
Papoose:
le mamomamo iny mintsy no tena milay kooouu!! ahavitan-jvt :D
izay v ilay hoe " havako mamomamo "
:-D :-D