efa nisy nampiasa ve sipanareo ?

1. MMS ( 04/10/2008 11:38)
Manitikitika kely ny saiko leitsy ity fampiasana ity prouduit natokana entina anabeazana ny nonom-behivavy ity. Marina ve fa mitombo raha osorana an' iny ilay izy. Avy eo ,tsy misy fiatraikany ary ve any afara.
novalian'i laris ny 10/01/2009 08:56
2. sakaizakely ( 04/10/2008 11:40)
:-D :-D :-D
3. ganakely ( 04/10/2008 11:43)
Ha,ha ,tandremo sao dia manandrakandrana any aloha fa sao tonga dia cancer no mahazo ny vadinareo . Ireny ange ny pub no betsaka e!
4. MMS ( 04/10/2008 11:45)
Aza imezana leitsy fa ? ANGE ZANY E!
5. karinah ( 04/10/2008 12:49)
MMS: mampisy volume an'ilay izy kah!:°) tena marina zà mampiasa! :lol: :°)
6. ni81 ( 04/10/2008 13:28)
MMS: mampisy volume an'ilay izy kah! tena marina zà mampiasa!
nisy namana hafa iny koa nitady fa atoroy azy raha nety e
7. karinah ( 04/10/2008 18:43)
ni81: ilay izy izany tsy hoe lasa ngeza le nono, fa raha somary nilatsaka de lasa mibontsina indray, fa omeko ihany raha ilaina e, Lift Buste(Gel crème tenseur) de Diadermine no ampiasaiko, misy marque hafa ihany koa fa tsy voatery Diadermine foana e. Mi-raffermir ny buste io,de mazotoa izany! :P
8. ni81 ( 04/10/2008 18:58)
ni81: ilay izy izany tsy hoe lasa ngeza le nono, fa raha somary nilatsaka de lasa mibontsina indray, fa omeko ihany raha ilaina e, Lift Buste(Gel crème tenseur) de Diadermine no ampiasaiko, misy marque hafa ihany koa fa tsy voatery Diadermine foana e. Mi-raffermir ny buste io,de mazotoa izany!
i tsiambara3 no nametraka dinika t@ io fa izay vao tsaroako e
9. karinah ( 04/10/2008 21:06)
Eny e, efa io nomeko io ilay izy. Efa nanome torohevitra ihany zaho tao, fa saingy resaka exercice ilay izy, dia raha mampiasa io produit io dia tsy maintsy ampiarahina an'ilay exercice ilay izy, izay no adinoko, atao isan'nadro mihintsy, au moins 50fois. Tsy ampy izany raha io crème io fotsiny.Fa marihako fa tsy manalehibe oà ireo ah, fa mampisy volume fotsiny, ny notadiavin'i Tsiambaratelo manko hoe te hanangeza nono... :°) , ka asa raha hampiasa ihany izy aloha fa ireo ny ahy no nataoko!! :P
10. ainaheri ( 05/10/2008 18:13)
Potsipotsero re f'aza mampiasa zvtr tsy fanta-piaviana any zany aaa,milatsaka eny ampandihizana otran'ny sasany eo ndray lol
11. vale ( 06/10/2008 08:09)
:lol: :-D :-D :-D :-D ainaheri!!hihhihihihi
12. nathie86 ( 07/10/2008 11:37)
tsy aleo ary v tsy d misy eh, @ zay b sakafo tsara ny zazakely ono
13. karinah ( 09/10/2008 21:56)
MMS:

Manitikitika kely ny saiko leitsy ity fampiasana ity prouduit natokana entina anabeazana ny nonom-behivavy ity. Marina ve fa mitombo raha osorana an' iny ilay izy. Avy eo ,tsy misy fiatraikany ary ve any afara.
lasa mafonjafonja :°) ary tsy misy fiantraikany any afara!!! :^) :^) :^)


14. Papoose ( 10/10/2008 02:56)
karinah, mety ho anay mbola maniry nono ve izy io? sao de tonga de mba mandray form le izy vao mitsimoka? :D
15. arialy ( 11/10/2008 12:54)
:-D :-D :-D :-D sao de hipotsaka eny ankalamanjana marina ny farany raha asiasiana zavatra eo
16. Papoose ( 12/10/2008 22:24)
cream v mampipotsaka?

azo ihazankazahana ve?
17. rurale ( 24/10/2008 08:03)
karinah a! liana be zah! mba tiako ny ahy raha mba asondrotra kely fa somary mitarozaka kely, sady @ le manao robe no itiavako azy raha mibontsina tsara izy. de aiza no tena ahitana azy, de mety ôatrin'eo ho eo ny vidiny mora anangonana e! fa hainao ihany fa tsy maintsy ny tena ihany no mi-debr an'izay mampilay an-tena e :D
18. fijo ( 06/11/2008 22:53)
karakarao ny sakafonjaza fa io anie ka tena hummmmm
19. xxx ( 10/12/2008 13:32)
ao ar oe jerek ra tena tafa tkou zany an'i karinah zany???jereko fotsin ane!!!
itelemana rora!!
20. andrywui ( 10/12/2008 13:34)
zay ary ny anao ry karinah !tehilingiling aty am resadehila aty mo ko ,zany mis te ijery oun zany ry le rony!ka aona! -mitady porof zany elà ry xxx o???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4014