lhl sy ny slip

1. rakapy ( 09/11/2008 05:53)
Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip?
inona no tena asan'ny slip @ lhl?
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:53
2. MMS ( 09/11/2008 05:58)
=)) =)) =))
3. Noue ( 09/11/2008 06:40)
dia aza manao slipo dia ho hitan'ny havany eo fa hokorozorozo ao ny zaferanareo aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ssendra ( 09/11/2008 08:40)
rakapy:

Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip?
inona no tena asan'ny slip @ lhl?


ka ireny anie style fotsiny fa tokony tsy hanao raha ny tokony ho izy e!
hafa ihany ny typik adam


:°)
5. Alaina ( 09/11/2008 09:20)
Noue:

dia aza manao slipo dia ho hitan'ny havany eo fa hokorozorozo ao ny zaferanareo aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))

le izy mikorozorozo tsy maninn fa refa mirehareha no manahirana, indrindra raha amasom-bahoaka. Raha mba misy slip manko de mba voafehy hanara-batana lery.

6. MMS ( 09/11/2008 10:50)
ka ireny anie style fotsiny fa tokony tsy hanao raha ny tokony ho izy e!
hafa ihany ny typik adam

typik adam eo ihany fa ela io ary sao mba mandea joli fotsiny le izy ao raha izany no izy !
courage an'izay tsy manao e!
7. ssendra ( 09/11/2008 10:55)
:-D mande joli angaha :-D
8. MMS ( 09/11/2008 12:00)
mande joli angaha

Alaivo sary an-tsaina ary ange e! ohatra aona ny paoziny rehefa enao hijery azy tsisy slip.Tsy bizar ve? :oops:
9. ssendra ( 09/11/2008 12:32)
:-D :-D :-D :-D :-D otran'ny hoe nono tsy misy soutif ihany e!
10. simplex ( 09/11/2008 12:46)

rakapy:
Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip?
inona no tena asan'ny slip @ lhl?
fitovian-jo :-P

:arrow: aza gaga ra hanao zipo izahay atsy ho atsy...
... dia mety ho arianay @ zay le silipo avy eo 8)

;-)
11. ni81 ( 09/11/2008 13:01)
aza gaga ra hanao zipo izahay atsy ho atsy...
... dia mety ho arianay @ zay le silipo avy eo
azo averina koa ange ny salaka fahiny e! :-D :-D
12. ssendra ( 09/11/2008 13:18)
simplex:


[

:arrow: aza gaga ra hanao zipo izahay atsy ho atsy...
... dia mety ho arianay @ zay le silipo avy eo 8)

;-)

otran'i Prince charle d'angleterre matetika manao jupe porte feuille ireny hihihih


MMS : Ndefaso sary MMS any aloha fa ny ps nao aza efa io kou tsy azoko alaina sary fa enao no tokony handefa sary

:^) :-D
13. xxx ( 09/11/2008 15:23)
hennnn ny lhl koa anie hony rehefa tsy manao slip toa lasa lava be ny zavatrany :^) :^) ary raha ny lhl nao no tsy tia manao slip ao raha :^) :^)
14. ssendra ( 09/11/2008 15:26)
:roll: :roll: =))
15. ni81 ( 09/11/2008 15:55)
=)) =)) =))
16. xxx ( 09/11/2008 16:47)
fa za alo halako raha hoe ny lhl tsy manao slip miraviravy fahatany mampataotra be :/ :/ :/
17. xxx ( 09/11/2008 16:49)
:^) :^)
18. menalamba ( 09/11/2008 17:21)
Amin'izao andro mangitsy izao ve no tsy hislipo tsy hidiran-rivotra maharary kibo manevika tsisy farany... 8O hon..
19. rakapy ( 09/11/2008 18:08)
Ka ilay slipo anie ka toa fitatazan-drano no tena ilana azy e! ka ny lhl angaha mandefa rano raha tsy ny mipipy sy manao ihany. Ilay voan'ny anagatra ko kay !!!
Raha hoe ny miraviravy indray dia toa tsy hitako izay blem satria hatrizay tsy nisy slipo ny lhl toa nandeha foana.
Ilay slipo mantsy dia miteraka fahasahiranana ny mikarakara azy indrindra fa raha any an-tranon'olona na koa any am-pandehanana any.
Ohatra ny voro-damba kely manahira izany no fahitako azy.
20. ssendra ( 09/11/2008 18:25)
ka ianao io izany tsy misilipy raha ny fahitako azy raha manao dia mety voan'ny angatra na mi pipi :roll: =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1807