lhl sy ny slip

21. Noue ( 09/11/2008 18:29)
rakapy:

Ka ilay slipo anie ka toa fitatazan-drano no tena ilana azy e! ka ny lhl angaha mandefa rano raha tsy ny mipipy sy manao ihany. Ilay voan'ny anagatra ko kay !!!
Raha hoe ny miraviravy indray dia toa tsy hitako izay blem satria hatrizay tsy nisy slipo ny lhl toa nandeha foana.
Ilay slipo mantsy dia miteraka fahasahiranana ny mikarakara azy indrindra fa raha any an-tranon'olona na koa any am-pandehanana any.
Ohatra ny voro-damba kely manahira izany no fahitako azy.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hay ve mbola misy zany oe lahy tsy mislipo zany eeeeee :^) :^) :^) :-D :-D :-D mahavariana zany aaaaaa :-D :-D :-D
22. rakapy ( 09/11/2008 18:48)
Ssendra>Za aloha dia efa tao no niala fa tsy hitako izay ilana azy e!!! :-D :-D :-D
Libre tsara sy mahazo rivodrivotra i lery @zao. Ary koa manana fotoana hanaovana zavatra hafa toy izay handany fotoana hikarakara slipo :-D :-D :-D
Noue> Fa taiza re ianao tamin'ny ora nidona e!!! ireny lhl any ambanivohitra ireny ve ataona fa mila izay slipo-nao izany!!! ny vhv aza any dia mbola maro no tsy manao slipo ko!!! :-D :-D :-D
23. kelly13 ( 09/11/2008 18:58)
:-D :-D
24. ssendra ( 09/11/2008 19:15)
rakapy:

Ssendra>Za aloha dia efa tao no niala fa tsy hitako izay ilana azy e!!! :-D :-D :-D
Libre tsara sy mahazo rivodrivotra i lery @zao. Ary koa manana fotoana hanaovana zavatra hafa toy izay handany fotoana hikarakara slipo :-D :-D :-D



12. Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-11-2008 16:23:01
Lohateny : Re : lhl sy ny slip
hennnn ny lhl koa anie hony rehefa tsy manao slip toa lasa lava be ny zavatrany ary raha ny lhl nao no tsy tia manao slip ao raha :^):^)


dainnnnn! azoko sary antsaina :roll: :-D :-D :-D :-D


25. rakapy ( 09/11/2008 19:16)
Tena marina e!!! :-D :-D :-D jereo anie atsy ambadika @ resa-behivavy fa lasa blem ilay "SLIPO" afenina nefa tsy maintsy atapy masoandro ihany indraindray. Nosasan-drafozana sns... :-D :-D :-D
Ny ahy dia efa navelako any amin'ny mpivarotra azy any!!!
26. ssendra ( 09/11/2008 19:18)
ka ny patalohanao ve tsy marokoroko be raha izany =)) =))
27. rakapy ( 09/11/2008 19:23)
Marokoro be ahoana?
28. ssendra ( 09/11/2008 19:36)
Ka maketaketa ny hamadoana araka ny voalzanny sasany etsy ambony dia rehefa maina marokoroko ka! amilay tsy manao atinn'ny pataloha fa tondé direkta ny pataloha hihihihihih
29. rakapy ( 09/11/2008 19:53)
Mandro matetika ry Ikala a!!! ny lhl anie ka tsy mitete ny tafotrano e! ka hoe hatahotra hamandoana sy lomotra izany :-D :-D :-D
30. vale ( 09/11/2008 21:47)
rakapy:

Ssendra>Za aloha dia efa tao no niala fa tsy hitako izay ilana azy e!!! :-D :-D :-D
Libre tsara sy mahazo rivodrivotra i lery @zao. Ary koa manana fotoana hanaovana zavatra hafa toy izay handany fotoana hikarakara slipo :-D :-D :-D
Noue> Fa taiza re ianao tamin'ny ora nidona e!!! ireny lhl any ambanivohitra ireny ve ataona fa mila izay slipo-nao izany!!! ny vhv aza any dia mbola maro no tsy manao slipo ko!!! :-D :-D :-D


hihihihihihi..
31. Papoose ( 09/11/2008 22:29)
xxx:

hennnn ny lhl koa anie hony rehefa tsy manao slip toa lasa lava be ny zavatrany :^) :^) ary raha ny lhl nao no tsy tia manao slip ao raha :^) :^)



dia mahavita mitendy piano ohatran'le atsy @ humour.com :-D :-D
32. rastafarai ( 10/11/2008 02:40)
:lol: Rakapy aza so d antony hafa no tsy hanaovany slip!so d tsy lery no hampakana rivotra fa le deriera :-D :-D To d mibanaka! :-D
33. Papoose ( 10/11/2008 04:14)
mitendry
34. rakapy ( 10/11/2008 05:02)
Omena rivotsa sy atooo mahazo aina tsara daoooly na ny devaa na deriera rast'!!! Nareo otsan'ny anaranareo fotsiny no rast' fa toa tsy maharaka revina rast' kory nareo. Le slipo anie ka revina Eropean de manaraka daoooly ry tavany rehetra :-D :-D :-D
Papoose> Ny anay afaka mikapoka djembe mihintsy fa tsy piano fotsiny ka!. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. ssendra ( 10/11/2008 06:34)
:-D :-D :-D :-D :-D Aza mba tratrani"'zany kapoka n'i rakapy izany ihany fa mangana angmba refa frizy be ny andro vao maika mivaingana be otran'ny vato satria tsy mifono :-D
36. Noue ( 10/11/2008 07:10)
rakapy:

Mandro matetika ry Ikala a!!! ny lhl anie ka tsy mitete ny tafotrano e! ka hoe hatahotra hamandoana sy lomotra izany :-D :-D :-D
isaky ny avy mikaps zany ianao dia mandro aaaa???? oatran'hoe voretra be zany tsy mi-slipo zany eeee ! dia mikaps im-piry isan'andro ? na dia mifafa aza dia io ve tsy hisy fofona eeeee.???? dia io palaloha io indray ve no mbola hanaovana ny ampitso ???????njenestoooooooo
ilay couture iny zany no misisika anaty vody ???? satria tsisy slipo manaka ???? ay ay ay ay ! grrrrrr brrrrr


:^) :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
37. rakapy ( 10/11/2008 10:35)
Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!! F'angah mbola misy fofona ny anao rehefa avy mikapa ka mifafa @ taratasy??? :-D :-D :-D :-D Aza mba voazanaky ny frantsay ihany wa :-D :-D :-D Sady mbola maimbo rehefa avy mikapa no mbola manimba ny tontolo ihainana ihany koa @ fampiasana taratasy be fahatany.

F' angah misisika be anaty vody ny couture n' i Noue rehefa manao pataloha??? Ny ahy aloha tsy misisika e!!! :-D :-D :-D Izaho anie tsy vhv e !!!

38. majakely ( 10/11/2008 10:43)
hihihi,ngah fafana am tanana zany deriera rakapy fa tsy am taratasy?HIHIHI
39. ni81 ( 10/11/2008 10:51)
Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!! F'angah mbola misy fofona ny anao rehefa avy mikapa ka mifafa @ taratasy??? Aza mba voazanaky ny frantsay ihany wa
Fa inona kosa izao no hidiran'ny fanjanahana frantsay @ zao? :roll: Ohatry ny tonga dia borné loatra ao an-doha izany resaka frantsay izany ange e! :-D :-D
F' angah misisika be anaty vody ny couture n' i Noue rehefa manao pataloha??? Ny ahy aloha tsy misisika e!!! Izaho anie tsy vhv e !!!
na dia lahy aza dia misy ilay riran-jaitra iny dia lasa misisika kosa e. Ny lehilahy sasany raha toa ka tsy tia manao slip fa maneritery azy dia manao ilay caleçon fohy iny ry zareo (malalaka tsara fa tsy teritery) anaty pataloha.
40. Noue ( 10/11/2008 10:51)
rakapy:

Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!! F'angah mbola misy fofona ny anao rehefa avy mikapa ka mifafa @ taratasy??? :-D :-D :-D :-D Aza mba voazanaky ny frantsay ihany wa :-D :-D :-D Sady mbola maimbo rehefa avy mikapa no mbola manimba ny tontolo ihainana ihany koa @ fampiasana taratasy be fahatany.

F' angah misisika be anaty vody ny couture n' i Noue rehefa manao pataloha??? Ny ahy aloha tsy misisika e!!! :-D :-D :-D Izaho anie tsy vhv e !!!


eeeeeeeee ! ianao milaza fa tsy mi-slipo eeee ! ny vavy ve dia ho possible oe tsy mi-slipo eeee ????? ouaiiiii eeee ! kay ianao tsy mifafa @ taratasy ko ????


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D voazanaky ny frantsay ve raha mifafa @ papier hygiénique ????? 8O :^) :^) :^)
hay va reee ka mifafa @ inona ianao raha izany ?????
ka raha tsy mi-slipo ve ianao inona no manakana ny vodinao tsy hikasika ny patalohanao ?????? sa manao ireony pataloha miroraka be hatrery @ lohalika ery ????? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
dia iny pataloha iny foana ve no hanaovana isan'andro tsy misy slipo ????? dia madio ve zany @ nao eeeee ???????? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ny vavy misolo slipo isan'andro eeee ! misy aza misolo matetika mahintsiny raha samy hafa ny akanjo hanaovany en une journée eeee !!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4119