lhl sy ny slip
42. Noue
(
10/11/2008 11:01)
ngah fafana am tanana zany deriera rakapy fa tsy am taratasy?zaho mba gaga aaa
Aza mba voazanaky ny frantsay ihany waary tena tsy fantatro oe voazanaky ny frantsay raha mifafa @ taratasy :-D :-D :-D :-D dia mifafa @ inona rakapy zany kay eee??? :-D :-D :-D :-D
"ni81":zaho mba gaga ry ni81 aaaaa ! :-D :-D :-D :-D :-D sady efa tsy mi-slipo hono izy no tsy mikasika na misika ny riran-jaitra :-D :-D :-D :-D :-D
na dia lahy aza dia misy ilay riran-jaitra iny dia lasa misisika kosa e.
43. rakapy
(
10/11/2008 11:03)
Inona moa no andaniana andro isolo slipo raha toa ka tsy ilay izany :-D :-D :-D :-D
Ary ny lohahevitra anie natao ho an'ny lhl fa tsy nisy nanotany teo hoe " maninona ny vhv no manao slipo???"
Inona no maha-defensive be nareo eo? =)) =)) =)) Matahotra anga sao dia hanaraka an-Drakapy ny vadinareo :-D :-D :-D
Ary ny lohahevitra anie natao ho an'ny lhl fa tsy nisy nanotany teo hoe " maninona ny vhv no manao slipo???"
Inona no maha-defensive be nareo eo? =)) =)) =)) Matahotra anga sao dia hanaraka an-Drakapy ny vadinareo :-D :-D :-D
44. ni81
(
10/11/2008 11:15)
Inona no maha-defensive be nareo eo? Matahotra anga sao dia hanaraka an-Drakapy ny vadinareofa angaha rakapy pelaka no hanaraka ny vadinay? =)) =))
45. ni81
(
10/11/2008 11:22)
Saingy na izany aza ianao rakapy, dia tsy hanaraka izy fa aza matahotra a!
46. MMS
(
10/11/2008 11:38)
quoteInona moa no andaniana andro isolo slipo raha toa ka tsy ilay izanyKa ela kosa ngah tsy misy madama mba mikarakara no tsy mahavita manolo rehefa otr'izay ! zay ange no angalana vady e!Raha manao jean zany ve tsy tena dram be? :-w :-w
47. ni81
(
10/11/2008 11:42)
Ka ela kosa ngah tsy misy madama mba mikarakara no tsy mahavita manolo rehefa otr'izay ! zay ange no angalana vady e!Raha manao jean zany ve tsy tena dram be?zavatra tsy sarotra akory izany na tsy misy madama aza ry MMS a! ahoana koa izany olona miandry toloram-potsiny izany??
49. Noue
(
10/11/2008 12:02)
MMS:dia hitsikilo ve oe efa nanao slipo ve ianao ee ???
Kanareo ange alaina hikarakara e!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
50. ni81
(
10/11/2008 12:02)
Kanareo ange alaina hikarakara e!eny e! tsy laviko, fa kosa raha toa ka tsy mbola manana dia mba tokony ahay hikarakara irery e. Raha zatra miandry ny hafa foana tsy ho tafavoaka ange e! tandremo :)
51. MMS
(
10/11/2008 12:21)
Raha mbola celibataire ndray ange de mividy betsaka de maka fotsiny isa-maraina handray douche e! Fa tsy mitsikilo akory fa mba mampatsiahy kely e!
Sady raha mitsikilo moa maninona fa ny zavatra hafa efa mifankahita foana!
Sady raha mitsikilo moa maninona fa ny zavatra hafa efa mifankahita foana!
52. ssendra
(
10/11/2008 12:26)
rakapy:
Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!! F'angah mbola misy fofona ny anao rehefa avy mikapa ka mifafa @ taratasy??? :-D :-D :-D :-D Aza mba voazanaky ny frantsay ihany wa :-D :-D :-D Sady mbola maimbo rehefa avy mikapa no mbola manimba ny tontolo ihainana ihany koa @ fampiasana taratasy be fahatany.
F' angah misisika be anaty vody ny couture n' i Noue rehefa manao pataloha??? Ny ahy aloha tsy misisika e!!! :-D :-D :-D Izaho anie tsy vhv e !!!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
53. ni81
(
10/11/2008 12:29)
Raha mbola celibataire ndray ange de mividy betsaka de maka fotsiny isa-maraina handray douche e!dia tokony ho toy izany ihany koa no atao na misy vady aza e!
54. MMS
(
10/11/2008 12:36)
De mbola za foana kosa ve no andeha hividy sy anasa le lamba kely iny ,tsy vitako tsony kosa aloha e! Enao efa reraka miasa ,manampy azy mahandro sakafo sns de mbola endrasana ahy koa ve ny anasa iny. ^:^
55. ni81
(
10/11/2008 12:46)
De mbola za foana kosa ve no andeha hividy sy anasa le lamba kely iny ,tsy vitako tsony kosa aloha e! Enao efa reraka miasa ,manampy azy mahandro sakafo sns de mbola endrasana ahy koa ve ny anasa iny.Ka raha misy madama dia izy no mividy e! fa dia ianao kosa no maka azy ao anaty armoire rehefa handeha handro,fa tsy miandry tolorana fotsiny, dia ampiarahana sasàna ny lamba fa tsy atao tsirairay avy eo :lol:
56. MMS
(
10/11/2008 12:56)
Ka io ange arakarak'ilay fanazarana ataon'zay olona miaraka @nao ihany ange io e!
57. Noue
(
10/11/2008 13:07)
rakapy:iza no tena voretra maloto ???? ny olona manao slipo misolo isan'andro na in-2 na in-3 isan'andro suivant ny akanjo hanaovany sa ny olona tsy mislipo dia iny patalohany iny foana no hanaovany isan'andro ?????
Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!!
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) gaigy be zany bandy tsy mi-slipo sady tsy mifafa @ papier hygiénique no tsy misolo pataloha zany aaaaaaa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
58. Lejoba
(
10/11/2008 13:41)
Rakapy ve tsy mbola voasaringotry ny braguette @ izany tsisy anatiny izany? Ary tsy mamadika ve i balita raha sendra misy mahataitra azy dia miporitsaka mivoaka izy ka mipoitra ny lohany?
Dia inona no entinareo milomano? =)) =)) =))
Dia inona no entinareo milomano? =)) =)) =))
