lhl sy ny slip
101. ni81
(
19/11/2008 17:32)
Tena mpâkafy tsy mikilaoty mihitsy ny bando ato ireto ka! izao mitohy ihany ity resaka tsy lmikilaoty ity:-D :-D
mba efa mivoatra izao ry rakapy fa mba boxer ndray fa tsy silipo milanja basy nao izany ah!
102. ikaretsaka
(
19/11/2008 17:41)
tsyt ilaina hoa iznay lamaody iznay @ lehilahy fa ze maha konfort ihany
103. heidi
(
19/11/2008 17:51)
ka confort ve iny mihotsakotsana à gôsy sy à droaty iny e! :-D tsy misy kilaoty ny tiako lazaina eto raha misy fonony ndray izy mba voataty ny kilaoty dia mihotsana moins :-D
105. fijo
(
19/11/2008 23:09)
rehefa miditra doanyianao ,dia tsy manao silipo izany.tsy olan amihintsy izany nefa ,ka tsy itako loatra izay tena hilana azy.
108. kotobekibo
(
21/11/2008 19:32)
Ilaiana ihany klé ,
za injay anjo izay (efa ela b aloha e! ) efa lé maika iny , t@ izay tsy nanao slip fa tena voakaikitrin'ny bragette ouah balita fa narary an! tena narary an! 8-)
:-D :-D
za injay anjo izay (efa ela b aloha e! ) efa lé maika iny , t@ izay tsy nanao slip fa tena voakaikitrin'ny bragette ouah balita fa narary an! tena narary an! 8-)
:-D :-D
109. Papoose
(
21/11/2008 20:02)
ary manin raha asiana club des ts miklot eee!!!!
iza reo kely fika reo, iza reo kely fika reo o^o =))
iza reo kely fika reo, iza reo kely fika reo o^o =))
110. kotobekibo
(
21/11/2008 20:20)
Papoose:
ary manin raha asiana club des ts miklot eee!!!!
iza reo kely fika reo, iza reo kely fika reo o^o =))
Aza ny hakelin'ny bala hono no jerevana fa ny elefanta matiny .
:-D :-D :-D
111. ikaretsaka
(
21/11/2008 23:53)
kotobekibo:
Ilaiana ihany klé ,
za injay anjo izay (efa ela b aloha e! ) efa lé maika iny , t@ izay tsy nanao slip fa tena voakaikitrin'ny bragette ouah balita fa narary an! tena narary an! 8-)
:-D :-D
sa ian io hoa .. na mislip elahy na tsy mislip rehefa hanaikitra i bragety de manaikitra
fa manandrama ialahy mislip dia mmanaova velo de mpedaleva 20 km fa mitsovaka ny zaferan'ialahy le..mivanditra aby
112. Papoose
(
22/11/2008 03:29)
koa tsy aleo ve mba mislipy de mihena ny damage???
ny ahy aloha de kely fika matoa tsy mislipo e! tsisy tazonina! excuse daholo ny hoe manketsy mankeroa ny an'ny klioba detsimklot
ny ahy aloha de kely fika matoa tsy mislipo e! tsisy tazonina! excuse daholo ny hoe manketsy mankeroa ny an'ny klioba detsimklot
113. ikaretsaka
(
22/11/2008 21:53)
tsy mitombina hoa le theory...
ny sipa tsy mi soutiens izao no be nono ..jere ireny le manao lamba hoany fotsiny any @ cotes ireny fa raha ngeza noho'ny an' ireny ny nononao dia manaiky aho
de toy izany koa ny slip @ lehilahy
ny sipa tsy mi soutiens izao no be nono ..jere ireny le manao lamba hoany fotsiny any @ cotes ireny fa raha ngeza noho'ny an' ireny ny nononao dia manaiky aho
de toy izany koa ny slip @ lehilahy
114. Papoose
(
23/11/2008 16:19)
tsy ny olona manao lambahoany eny @ cote ihany no jerena de hoe benono zay tsy misoutien.....fa misy dia misy ny tsy misy nono tsa mi choutin... fa raha tsy mitombina aminao ny hvtro(theory ozy datoa) dia mitombina amiko foana le izy satria za mahita foana!!
aaako tsary ande hanao competition na nono @zany ka, fa za mino ny theory-ko!!! ny fiainana wa tsy competition foana!
aaako tsary ande hanao competition na nono @zany ka, fa za mino ny theory-ko!!! ny fiainana wa tsy competition foana!
116. Papoose
(
24/11/2008 17:43)
de lazao koa fa i kotobeventre voky foana na bikina en permanansss fa be kibo :-P
117. kotobekibo
(
24/11/2008 19:12)
Papoose:
de lazao koa fa i kotobeventre voky foana na bikina en permanansss fa be kibo :-P
njy an! :oops: hummm! voky rivotsa v ?
:-D :-D :-D :-D
119. ikaretsaka
(
24/11/2008 23:10)
jereo kao izao ny kibon'i kobobeventre... tsy misy soutiens soutiens sy silipo silipo iznay nefa ngeza...
120. Papoose
(
25/11/2008 03:24)
kotobeventre, zay ary nenao :-D :-D :-D
iiizany hono eee!!
ika, hay ve eeee!!!faly mahita oh!
iiizany hono eee!!
ika, hay ve eeee!!!faly mahita oh!
