lhl sy ny slip

61. sakaizakely ( 10/11/2008 16:51)
ssendra:

rakapy:

Noue> Ary sao dia ataonao hoe voretra hoatra anao daholo ary ity olona ee!!! F'angah mbola misy fofona ny anao rehefa avy mikapa ka mifafa @ taratasy??? :-D :-D :-D :-D Aza mba voazanaky ny frantsay ihany wa :-D :-D :-D Sady mbola maimbo rehefa avy mikapa no mbola manimba ny tontolo ihainana ihany koa @ fampiasana taratasy be fahatany.

F' angah misisika be anaty vody ny couture n' i Noue rehefa manao pataloha??? Ny ahy aloha tsy misisika e!!! :-D :-D :-D Izaho anie tsy vhv e !!!





=)) =)) =)) =)) =)) =))



ssendra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
62. Noue ( 10/11/2008 18:00)
Lejoba:

Ary tsy mamadika ve i balita raha sendra misy mahataitra azy dia miporitsaka mivoaka izy ka mipoitra ny lohany?



=)) =)) =)) =)) =)) =))
63. rakapy ( 10/11/2008 21:25)
Lejoba> Tsy mamadika izany i balita rehefa tsara taiza!!! Rehefa milomano dia manao short ohatran'ny olona rehetra ihany e ! sa nareo manao slipo koa rehefa milomano? :-D :-D :-D Sao dia mandodoto rano zany kle! :-D :-D :-D :
Noue> angamba ianao olona tsy misy atao ka dia ny slipo sy ny akanjo no soloina in-3/ andro =)) =)) =)) =)) =))
Sa irony karazan'olona mitahiry trondro maina sy lasary voatabia ao anaty kilaoty irony??? Tandremo ary sao rovitry ny slipo elakela-pe fa toa misiska be mihintsy ny anao izany!
Ary izy ity anie ka fanotaniana napetraka ho an'ny lhl nefa toa ny vhv no manatsafa. lhl aho no manotany satria dia mahatsapa fa tsy dia misy ilana loatra ny slipo eo @ fiaina'ny lhl. nefa izay moa no nasisika tao an-doha fony kely ka dia zatra ary tsy afaka.
64. fijo ( 10/11/2008 22:50)
za aloh atsy manao ireny,ka dia tsy haiko izay tena hilana azy e
65. rakapy ( 10/11/2008 23:44)
Zay zao fa manomboka miteny ny lhl. Ary mino aho fa maro no tsy mila io slipo io fa mety tsy te hiteny satria matahotra na menatra eo anatrehan'ny vhv. :-D :-D :-D
Izaho manam-bady aman-janaka fa ny vadiko dia niaiky fa tsy misy izay ilan'ny lhl slipo loatra eo @ fianana. Ny vhv aza hoy izy tsy fidiny no hanaovany azy ka ianao lhl indray ve no hanahiran-tena amin'io :-D :-D :-D
66. zoukimi ( 11/11/2008 01:00)
Miankina amin' ny fahazarana io fa tsisy hidiran' ny hoe voretra sy fanjanahana sns ... izaho zao tsy mahazo aina fotsiny raha tsy mi-sligany, ankoatr' izay , tsisy ... raha tsy hoe le aro lozan' ny fifamoivozana angah (ilay midera tampoka eny imasom-bahoaka) :°)
Ny papier hygienique indray tsy ny rehetra no mampiasa an' iny fa misy firenena maro misasa amin' ny rano, Ratsy heritreretina fa azo lazaina fa madio kokoa noho ny mifafa amin' ny PH, fa ny mahakamo dia mbola amin' ny tanana ihany koa izy no hihinana avy eo :-P
67. ikaretsaka ( 11/11/2008 01:30)
za koa tsy manao slip dia tsy manan-kambara
68. MMS ( 11/11/2008 09:23)
Hmmmm..........!
:-D :-D :-D :-D
69. ssendra ( 11/11/2008 12:01)
itanareo amzany fa maro ihany no mbola tia an'ilay typik adam waaaaa! tsy marina ve no nolazaiko indrindra fa ny lahy no mankafy an'izy io fa sao marina aloha ka misisika ny riranjaitranlay pataloha an manaikitra anie e! :-D :-D :-D
70. xxx ( 11/11/2008 13:50)
Noue> angamba ianao olona tsy misy atao ka dia ny slipo sy ny akanjo no soloina in-3/ andro
71. Noue ( 11/11/2008 14:29)
xxx:

Noue> angamba ianao olona tsy misy atao ka dia ny slipo sy ny akanjo no soloina in-3/ andro
dia mampaninona anao io eeee????


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :^) :^) :-D :-D :-D :-D ieeeee ! iza no tsy efa nisolo akanjo in-2 na in-3 anaty iray andro ???? mbola tsy nanao an'io ve ianao eeee ???? :-D :-D :-D :-D
iny marainy iny oatra io aaaa ! mbola ilay pijam no nanaovana , avy eo dia misolo akanjo fa oatra oe andeha hiangona , dia vita iny dia misolo akanjo indray mba ilay akanjo fanaovana ao an-trano no hanaovana eeeee :-D :-D :-D :-D :-D dia drayyyy drayyyy oatra oe @ 20h30 ande soirée dia misolo akanjo indray fa ilay legging no hanaovana aaaa ! :-D :-D :-D :-D :-D pendant qu'on y est indray dia tsy aleo soloina ilay slipo ??? atao ireny tsy misy trace ireny hita hivelany :-D :-D :-D :-D :-D

tena misy manao an'izany kosa eeeeeee ! kozy eeeee zaho aloha mahafantatra sipa zay aaaaa ! tena manao an'io aaaa :-D :-D :-D :-D :-D
dia midika ve zany oe tsisy atao izy ????? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
72. rakapy ( 11/11/2008 17:17)
Marina ny tenin'i Zoukimi ary tsisy mahamenatra raha ny lhl no tsy manao slipo.Tsy milaza akory izany fa hoe mitanjaka izy raha tsy mi-slipo.
Noue> Ilay voalazanao dia cas exeptionel fa raha 7/7jrs na koa ny olona classe moyenne izay maro an'isa no hanao toa izany isan'andro dia ataoko hoe something is wrong in their mind :-D
73. ikaretsaka ( 11/11/2008 19:34)
ssendra> raha aminay ka mislip kosa ao anaty cycliste no mi pedale 120 km/jour ngamba votsotra ao aby ze tsary tokony ho votsotra
74. Papoose ( 11/11/2008 20:13)
raha be voanatsindrana kosa mila mislipo ihany fa mikiraviravy eo ny sosisy..... fa comprehensible kosa anie raha kely sosisy sy voanatsindrana eee...optional ny mislipo :D zay koa no mahatonga an'le kely nono kamo mi souta manjary migolobona be fotsiny le tokony hisy ny entana!!!

fa mino aho fa matoa sahy tsy mislipy reo kofa reo dia mipiripirina ny sosisiny
:-D , eny hoe! :-D
75. ikaretsaka ( 11/11/2008 20:32)
tsy mitombona le theorie
ne kely aza no tia mi support azy mba hampanome image ngezangeza ilay zavatra knooo
le soutiens push up ireny ohattra, nono eponza ohatra

fa ny manana be tsa de miraharaha izany.. jere ireny sipa misalovana sy mi lambahoany any @ cotes ireny ohatra.. ireny aloha tsy kely e... fa betsaka ny tsy mi soutiens...

sady jereo koa ange @ le pub ireny fa bandy somary pelapelaka ireny foana matetika no ataony mannequin ana pubn-tsilipo ndelahy e!

tsy mbola nahita aho heo arnold na obama na mac cain nanao pub ana silipondehilahy...
76. fijo ( 12/11/2008 22:46)
tsy dia tena itako aloha ny hilana azy e,mampitombo ny lamba hosasana fotsiny
77. Papoose ( 13/11/2008 01:43)
ika, pfff extreme loatra le ohatra lazain'se!!!
ny soutien anie ka natao hi soutenir eee, de ny apons natao mba tsy hampiseho loha-nono na koa hanome endrika ilay nono.... dia ny push up sady manasexy rams no mitondra anle nono hivangongo eto aloha fa tsy hitarozaka ambany na hivelatra ho any ambany helika.
dia le slipo natao hitazomana ny mikiraviravy na koa hanafenana.... fa matoa tsa mislipo dia voafin'ny pataloha ny fika sady tsa de misy hoemikiraviravy, eny hoe! :-D
78. sakaizakely ( 14/11/2008 09:57)
Papoose> ny kely entana tsy mila kitapo :-D :-D :-D :-D :-D
79. fijo ( 14/11/2008 22:02)
manelingelina ko,avelao mba hiaina izy telo lahy e
80. ikaretsaka ( 14/11/2008 23:40)
izay mantsy ..aleo hiaina izy 3 lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045