lhl sy ny slip
81. kelly13
(
15/11/2008 11:22)
hum, ra hitako zany fijo any vitrolles d tonga d ozy za oe "iny le fijo zao tsy manao slip ô!" hihihihihi! d tsy manelingelina ny fe-nareo tkou v iny zvt mikororaroza iny ra tsy mi slip nareo?
82. sakaizakely
(
15/11/2008 11:50)
ka tsy tonga any @ fe zany fa mihantona antenantenandalana :-D :-D :-D
84. kotobekibo
(
15/11/2008 18:16)
Gravy le tsy misilipo na manao kalisonina ( iny manko malalaka b toy ny tsy manao ) satria ref mihazakazaka tena manelilgelina mihitsy lery .:-D :-D
Aleo boxer no tena lafatra , satria ny slp maneritery hafa2 . :D
Aleo boxer no tena lafatra , satria ny slp maneritery hafa2 . :D
85. kelly13
(
15/11/2008 20:28)
hitanjy zany ry sakaizakely fa manelingelina ono refa mihazakazaka ry zalahy hahahahaah
86. ni81
(
15/11/2008 20:32)
hitanjy zany ry sakaizakely fa manelingelina ono refa mihazakazaka ry zalahy hahahahaah:-D :-D
87. fijo
(
15/11/2008 21:02)
ko za tsy mihazakazaka ko,rehefa mihazakazaka aho dia teren'ny justacorp izy,fa raha mipataloha,tamin'ny voalohany no nikasokasoka fa izoa efa zatra de tsy olana
88. rakapy
(
16/11/2008 00:04)
Io koa anie fahazarana sy fitaizana no fahitako azy e! Raha jerena ny tantaran'ny gasy dia tsy nahalala izany slipo izany ny gasy na lhl na vhv fahiny. Nandritra izay 1000 taona mahery tsy nanaovana slipo izay ve tsy nisy nitaraina fa nanelingelina ,koa izay 40 taona nahalalana slipo dia lasa hoe manelingelina sy hoe tsy afaka mihazakazaka tampoka?
Raha ny gasy eto Mada fotsiny no jerena. Firy % amin'ireo lhl gasy no manao slipo? mino aho fa tsy mihoatra ny 20% akory.
Mbola hanaovana theses ny momba an'io ao aorina kely :-D :-D :-D
Nisy koa ilay sous vetement ireny fa tsy lancer intsony!!! toa lasa asa manokana ny fikarakarana azy!

90. kotobekibo
(
17/11/2008 22:58)
rakapy:

Tena marina sy mila these izy ity an!
Vao tsy ela akory ny nisian'ny tel portable , nefa diniho fa ny ankamaroantsika izay efa nampiasa azy d tsy afaka aminy intsony . Fa ahoana tokoa moa no natao taloha:?:
Toy izany ny bus , kiraro , radio , TV , Internet....
Toy izay ilay resaka slp sy boxer . 8)
91. ikaretsaka
(
18/11/2008 02:56)
de nareo ve de hanao hoe raha any aoriana any ka lasa tsy lamaody intsony indray ny stringy de mbola histringy ihany ohatra?
92. vale
(
18/11/2008 16:45)
rakapy:
Inona moa no andaniana andro isolo slipo raha toa ka tsy ilay izany :-D :-D :-D :-D
Ary ny lohahevitra anie natao ho an'ny lhl fa tsy nisy nanotany teo hoe " maninona ny vhv no manao slipo???"
Inona no maha-defensive be nareo eo? =)) =)) =)) Matahotra anga sao dia hanaraka an-Drakapy ny vadinareo :-D :-D :-D
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
93. vale
(
18/11/2008 16:52)
zoukimi:
Miankina amin' ny fahazarana io fa tsisy hidiran' ny hoe voretra sy fanjanahana sns ... izaho zao tsy mahazo aina fotsiny raha tsy mi-sligany, ankoatr' izay , tsisy ... raha tsy hoe le aro lozan' ny fifamoivozana angah (ilay midera tampoka eny imasom-bahoaka) :°)
Ny papier hygienique indray tsy ny rehetra no mampiasa an' iny fa misy firenena maro misasa amin' ny rano, Ratsy heritreretina fa azo lazaina fa madio kokoa noho ny mifafa amin' ny PH, fa ny mahakamo dia mbola amin' ny tanana ihany koa izy no hihinana avy eo :-P
angaha tsy sasainy tsara le tanany iny avy eo???
:{ :{ :-D :-D :-D :-D :^)
94. ikaretsaka
(
18/11/2008 17:26)
aza mandeha lavitra i vale fa etsy afrika fotsiny ka sendra teren'ny fahaporetana (ventiny) any ankebakebany any
fa tsy maintsy hoe tanana sy rano no ady eo.. na any @ le tanana sy villages ireny aza! fa az amieritreritra taratasy izany!
rehefa avy eo anefa hikaly de hikaly @ tanana an :-D :-D :-D
fa tsy maintsy hoe tanana sy rano no ady eo.. na any @ le tanana sy villages ireny aza! fa az amieritreritra taratasy izany!
rehefa avy eo anefa hikaly de hikaly @ tanana an :-D :-D :-D
95. Noue
(
18/11/2008 17:27)
ikaretsaka:dia ho hariana kosa aza ve eeee ???
de nareo ve de hanao hoe raha any aoriana any ka lasa tsy lamaody intsony indray ny stringy de mbola histringy ihany ohatra?
:-D :-D :-D :-D :-D
96. kotobekibo
(
18/11/2008 21:31)
Noue:
ikaretsaka:dia ho hariana kosa aza ve eeee ???
de nareo ve de hanao hoe raha any aoriana any ka lasa tsy lamaody intsony indray ny stringy de mbola histringy ihany ohatra?
:-D :-D :-D :-D :-D
mety tsy ho ariana fa hanao famafana vilia
8-) :^) :^)
97. vale
(
18/11/2008 22:58)
ikaretsaka:
aza mandeha lavitra i vale fa etsy afrika fotsiny ka sendra teren'ny fahaporetana (ventiny) any ankebakebany any
fa tsy maintsy hoe tanana sy rano no ady eo.. na any @ le tanana sy villages ireny aza! fa az amieritreritra taratasy izany!
rehefa avy eo anefa hikaly de hikaly @ tanana an :-D :-D :-D
dain, beeurrk, beeee ktyy, f'angah tsy ny silamo sy ny karana no mpanao an'ireny??
:lol:
98. rakapy
(
19/11/2008 02:12)
Dia mba vidiano slipo maromaro ny vadinareo ry reto fa ho avy ny xmas an!!! Aza atao mille bands fa mba le mba misy sary basy ireny eo aloha no vidio ho azy :-D :-D :-D :-D
99. heidi
(
19/11/2008 16:55)
Tena mpâkafy tsy mikilaoty mihitsy ny bando ato ireto ka! izao mitohy ihany ity resaka tsy lmikilaoty ity :-D :-D :-D :-D
mba efa mivoatra izao ry rakapy fa mba boxer ndray fa tsy silipo milanja basy nao izany ah! =))
mba efa mivoatra izao ry rakapy fa mba boxer ndray fa tsy silipo milanja basy nao izany ah! =))
100. sakaizakely
(
19/11/2008 17:06)
variana mifamaly eto nareo de ilaozan'ny toetrandro eto fa efa tsy slipo sy boksera intsony zao fa sakakouylle tondé misy lavaka 2 reny njay
mba manaraha lamôdy wa :lol: :lol: :lol:
mba manaraha lamôdy wa :lol: :lol: :lol: