Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 18/03/2009 09:28)
Fa naninona Ravalomanana no resy???
17/03/2009 / MADAGASCAR Pourquoi Ravalomanana a perdu * Madagascar * politique Le président malgache Marc Ravalomanana vient de démissionner et de remettre le pouvoir à l'armée. P... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 10:55
mion ( 18/03/2009 08:40)
Majunga,tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale
Merci Port de Majunga , izany ny olona sahy ! tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale, narindriny ny portail ! mikatsoeeeeeeee ! hihihihi Ny vahoaka manerana ny nosy no tokony hanao grevy... tohiny
essera ( 18/03/2009 08:25)
Tsy tokony himenomenona ny pro Ra8
Tokony tsy himenomenona ry reto nareo a. Ny antony dia tsotra : - [u][b]Novidian'i TGVny miaramila sy ny etc.[/b][/u] Iza no nanomboka an'io zavatra io raha nisy raha tsy efa tany am Ratsiraka nit... tohiny
andrywain ( 18/03/2009 07:49)
faly be zahay anay ny fitondrana
azonay ny fitondrana andry tgv president iza ndray no mbola say miteny fa ra8 presiden efa vonna zahay zao haka vola ao ami bak mondial hutsarana an i le8 falu be mihits zay zao fet be ny anay... tohiny
xxx ( 18/03/2009 06:27)
Aiza ireo Mercenaires? manipulation? voasaron'ny Onja Dago!
Aiza ireo Mercenaires dradraina fa ho avy izay andrasan'ny MIARAMILA Malagasy. Atody tsy miady amam-bato fa misy farany ny zavatra rht. Manaova ny MARINA fa efa voasaron'ny Onja mainty tanteraka i MA... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 10:14
essera ( 18/03/2009 06:11)
Ny antony nialan'i Ravalomanana
Salama daholo é. Ho an'ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpomba an'i TGV. Efa maro loatra tato ho ato ny tsaho sy ny fandranitana na avy amin'ny andaniny na ny ankilany. Izao dia lasa ny TIM... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 14:42
njara2007 ( 18/03/2009 05:56)
Tokony hifankatia ny samy Malagasy
Andriamanitra ô tahio ny tanindrazanay!! io no hany ambetin-dresaky ny Malagasy tsirairay nandritra izao krizy izao. Dia ho izao tokoa ve no atao hoe valim-bavaka? sa kosa hiteraka korontana indray??... tohiny
penguin ( 18/03/2009 05:50)
Tsy nanapaka tetezana ny mpitondra taloha ka ndao ny TGV
Tsy nanapaka tetezana ny mpitondra teo aloha ka miandry ny hafangainam-padehan'ny TGV ho fandrosoan'ny firenena izahay. Aza maka ny tarika mpitondra teo aloha fa izay no nahavizana sy nahapotika anay ... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 09:11
Mandefitra ( 18/03/2009 04:51)
Ho fampaherezana ny Kristiana Gasy
Ho fampaherezana antsika mpanara-dia an' i Jesosy : Marka 4: 35 Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita. 36 Ary rehefa nampodin'ny mpiana... tohiny
ainaheri ( 18/03/2009 04:44)
F'AONA NO TSY NISY NIARO RA8??????
° Les Etats Unis disent ne pas héberger Marc Ravalomanana à leur ambassade Aiza ireo britisndra8 ee,nodakany enao refa lany ny maminy .....Miandry ny sitra-pon'i Andry sisa no ivoahan-dra8 velon... tohiny
novalian'i moi ny 20/03/2009 07:01
niryna ( 18/03/2009 04:05)
Mivavaka amin'ny anaran'i kristy ...ahoana izany ?
Ahoana no fahalalanao na ny fiheveranao izany hoe" mivavaka amin'ny Anaran'i kristy ?" to pray in Jesus' name ? (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/04/2009 17:49
xxx ( 18/03/2009 03:00)
orakoraka izao an
Tsy misy tour de vita! Tsy misy tour dia vita!... tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/03/2009 16:05
TEGEVE ( 18/03/2009 02:14)
MANOMBOKA SAHADY NY HOE" HO HITAN'IALAHY TSARA ARY"
anaka isany voaray an-keriny moa izany fitondrana,fa mody nolalorana demokrasia fotsiny,ka sahirana izahay ato @ foibe mizara andraikitra fa samy miady toerana daholo ry zalahy mpandroba (l) (l) .tan... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 06:08
xxx ( 17/03/2009 23:35)
nisy nanafika teny ambatobe
nisy nanafika teny ambatobe ary votifitra teo @ fitombena'i tgv,tsy maty anefa izy fa mbola nahiditra hopitaly vao teo www.redtube.com, ny CNN no nilaza ny vaovao ary efa manombolka milaza koa ny AF... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:23
salopard ( 17/03/2009 23:24)
DJ indray hono no president, Tout est possible oa...
Hatramin'izay nisian'ny President illetré mpivaro-dronono izay , dia tout est possible à Madagascar, sur fa hahazo[b] honoris causa[/b] koa ra-DJ ato ho ato avy eo dia 2011, mpivarotra main... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 23:55
Randria2009 ( 17/03/2009 22:30)
Vaovao vao izao: MAY KOA NY......
[b]Vakio hatramin'ny farany:[/b] [b]ANTSO AVO[/b] Daty: mar 17 mars 2009 22:11:27 Ho an’i Terak’Iarivo iray manontolo, Ho an’ireo Terakin’ny faritra hafa nefa monina eto Antananari... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 18/03/2009 08:26
badboy ( 17/03/2009 22:17)
Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina
Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina Nahitana karazan-javatra hafahafa marobe nokarohina tao amin'ny lapan'Ambohitsorohitra, omaly. Ny mpiandry no nahita azy. Nivarahontsan... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 11:09
tafita ( 17/03/2009 21:41)
Namana mpiaserasera
Izao isika namana ato anaty serasera dia mba mihevera ka hiara-mivondrona hanomana ny ho avy na lahy na vavy satria misy olona tena mahavita azy tsy hoe vazivazy fa mila olom-banona sady hendry ... tohiny
bazylou ( 17/03/2009 21:19)
afaka 24 mois hoe!!!
Rajoelina se dit "président" de transition, une élection "d'ici 24 mois" il y a 19 min Imprimer Le chef de l'opposition malgache Andry Rajoelina s'estime "président" de transition avant une é... tohiny
vilambava ( 17/03/2009 20:49)
Misy fanaovam-beloma eny Tsiafahy
Izay moa no anisan'ny fampanentan'ny president Radomelina. HAvoaka ny gadra tsy mari-pototra: ka efa mangoron'entana izany ny sasany eny Tsiafahy sy ny eny Antanimora sy ny fonja hafa. Mety misy bal p... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6724