DJ indray hono no president, Tout est possible oa...
1. salopard
(
17/03/2009 23:24)
Hatramin'izay nisian'ny President illetré mpivaro-dronono izay , dia tout est possible à Madagascar,
sur fa hahazo honoris causa koa ra-DJ ato ho ato
avy eo dia
2011, mpivarotra maina president
2016, mpivarotra mangidy president
2021, mpivaro-b...bo...bodofotsy
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ra-fijo a..sy fiona a!!!!
sniff...
tchoufff...
sur fa hahazo honoris causa koa ra-DJ ato ho ato
avy eo dia
2011, mpivarotra maina president
2016, mpivarotra mangidy president
2021, mpivaro-b...bo...bodofotsy
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ra-fijo a..sy fiona a!!!!
sniff...
tchoufff...
novalian'i xxx ny 17/03/2009 23:55
2. xxx
(
17/03/2009 23:29)
mbola mitohy tantara e 2026 mpivoro kiso no mpitondra. :-D :-D :-D ,ahoana aloha e efa mba nahay nionina ihany ve ifiona izay snfifif tchoufoka le fika hihiihih :-D :-D :-D,fa tena niara niombina alahelo azy aho teto
6. xxx
(
17/03/2009 23:55)
lasa illétré indray angaha ity ra8nao ry salopard , ndry ity ianao zava-boary mahonena , hay va re ka dia kisoa ity ra8nao aza mamadika palitao e ! kisoa be izy iny angaha sa lambo enjana na koa soavaly tsa nisy lamboridy angaha ni misnif sy mitchoff rehefa tsy ampy dozin'ny serasera dia ndàna mivavaka be injay fa toa olo masina anao io ntsoo !! VONGA YTA VA! :idea:
