Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penguin ( 19/03/2009 07:07)
Tsy ilaina fa ho atao ny FIHAONANA AFRIKANA hoy TGVendrana
Rehefa eny @ 13 Mai haka fitondrana dia lazaina hoe tsy ilaina ity Fihaonambe Afrikanina ity. Omaly ihany dia nilaza ny TGVendrana fa hatao eto io.... tohiny
novalian'i penguin ny 20/03/2009 06:11
irihat ( 19/03/2009 06:58)
Sommet UA
Fangah nanaiky ny handraisana io SOMMET UE ihany nefa t@ fihaonana de hoe tsy laharam-pahamehana izany. TSY EFA FIVADIAHANA @ VAHOAKA ve izany? Ka izahay vahoaka tsy te-hahalala izay investissement na... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:40
Bazily ( 19/03/2009 06:44)
Tena ho fanjakan'ny Baroa marina raha izao no mitohy
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=479626 ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:36
Landrymimi ( 19/03/2009 06:41)
Epreuve dure du Pasteur Lala
Sambatra i Pasteur Lala; tanteraka taminy ny zavatra niainan'i Jesoa tao anatin'ny chemin de croix. "ho halan'izao tontolo izao ianareo"... tohiny
novalian'i mia ny 13/04/2009 20:45
sitlo ( 19/03/2009 06:25)
Odon sy ny katolika
Mahasosotra ny nidiran'ny fivavahana tamin'ny resaka politika. Izaho moa izany dia mbola vao mianatra an'ilay resaka finoana katolika ka dia tena sorena kely mihitsy, satria mbola tsy votom-pinoana... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:53
xxx ( 19/03/2009 05:35)
tsy nisy tombotsoa azon'ny vahoaka madinika hoe tamin-dra8?
Tsy hitanisa aho fa contre exemple iray fotsiny no hoteneniko. Fivarotan'ny tantsaha eo Anosibe. Fota-maimbo hatreny amin'ny tapa-dranjo, nivadika goudron matevina. Vahoaka majinika ireo sa ino... tohiny
novalian'i Oay ny 19/03/2009 07:57
yakuza ( 19/03/2009 05:30)
Tapitra ny fampisehoana tantara vao2 be!
Mahereza ry ANDRY a! ataovy @le oui ny fitantanana ny Firenena mandritrin'ny 24 mois mino sy manantena izahay fa tsy andrarak'ilo mbi andoha enao Andriamanitra anie hanampy a... tohiny
novalian'i majakely ny 19/03/2009 07:54
saranga ( 19/03/2009 05:19)
declaration de l'armée malagasy
DECLARATION Nous, militaire de la Base Aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (1e RFI) d’Ivato, tout grade confondu déclare solennellement : 1- Nous con... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:43
ninimalala ( 19/03/2009 04:48)
SAMIA MANDINIKA
Mahagaga ahy fa de be mahitsy ny mpanolotra hevitra eto @ ity sehatra politika ity, fa ny tsapako ko de be ny mpankafy an-Dra8. Tsy omena tsiny nareo fa samy manana ny tiny io de zay le demokarsia hoy... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:59
rakapy ( 19/03/2009 04:29)
Ny olombelona ve no ambony indindra eto an-tany?
Efa nisy ady hevitra momba ity tany @ sujet hafa fa mba tiako ny hanaovana azy sujet manokana. Mino sy miheritreritra ve ianao fa ny olombelona no ambony indrindra @ zava-boaharin'ilay Nahary? -Azav... tohiny
novalian'i rakapy ny 21/03/2009 20:13
TEGEVE ( 19/03/2009 02:44)
DEAL ENTRE TGV SY AREMA NOTSIPAHAN'I ANDRY
anaka isany malahelo aho no sady faly ihany koa ; -malahelo satria tsy misy demokrasia ny ato @ foibe fa ny voalazan'i prezidà saribakoly ihany no atao ato,setrasetra foana ,manao matahora lava,di... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:54
bazylou ( 19/03/2009 01:32)
efa nivadika ny pejy
ry zareo ary efa resy le8!!!! ho anareo izay tsy maty voalavo ankibo, andana mirifatra mankany amin'ny le8 rehefa tsy faly e!! Azonay e , tsy avelanay ,,,,, :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
soanja ( 19/03/2009 01:12)
Mandrotirotika ny foko....
Mandrotirotika ny foko ny mahalala Fa mizarazara ilay nosy malala. Mandrotirotika ny foko ny mahatsapa Fa Notafiana ny lapa. Mandrotirotika ny foko ny maheno Fa mbola ho ela vao ho feno Ny faha... tohiny
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:41
salopard ( 18/03/2009 23:23)
WANTED:RALEVA-BE(Ra8) na i JOE DALTON: 60million,1cent de $
à tous les chasseurs de prime JOE DALTON est en cavale, chassé du pouvoir par par LUCKY LUKE Prime: 60 millions,1cent de $ [u][b]description:[/b][/u] -un homme toujours faly (faqly aho fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 23:28
Randria2009 ( 18/03/2009 22:36)
Efa TENA TSY RARINY intsony...
Mbola azo antsoina hoe olombelona ve ny mahavanona izao habibiana tsy rtoa aman-tany izao? [b]GAZETIKO[/b] Anio, 18-03-2009 l Laharana : 3316 vaovao misongadina 19-03-09 [b]Manameloka n... tohiny
novalian'i laimiday ny 04/08/2012 07:17
xxx ( 18/03/2009 22:35)
pasitera nihinanemaniny
SOURCE : GAZETIKO vaovao misongadina 19-03-09 Manameloka ny Fjkm omaly teny Andrainarivo Nasaina nisotro ny fivalanan-dranony ny pasitera Rasendrahasina Lala ImageMiantso ny kristiana ... tohiny
novalian'i moi ny 20/03/2009 06:55
xxx ( 18/03/2009 22:08)
Ho antsika mba misaina, azafady vakio ity
[b]Bold text[/b]http://www.dabio.net/Madagascar-Le-president-dechu-appelle-l-ONU_a5018.html Mipetraka ny fanontanina : naninona loatra ramalagasy no lasa toy izao? Misaotra tompoko. :roll: ... tohiny
xxx ( 18/03/2009 21:30)
Ho an'i Fiona
Hataoko fa nangidy taminao tokoa izao zavatra mitranga teo amin'ny firenena izao ka mba misy hira tiako ho henoinao ity mba hampamamy kely an'ilay izy. Ataoko fa ho tianao avy hatrany. http://www.you... tohiny
novalian'i ifiona ny 19/03/2009 04:55
xxx ( 18/03/2009 20:59)
Loza amin' atambo .Vaovao afaka 5mn izao .
[color=red][b] Notafihin' olona maro nanao cagoule ny TGV sy ireo gardes de corps- ny , 5 naratra mafy ary 2 maty . Voan' ny bala ny tongotr' i Andry . Nosamborin' ireo olona ny vadiny [/b][/color] ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:45
myari ( 18/03/2009 20:39)
Na fokontany iray aza to tsy zakan'ity Prezida ity
Izany mitondra fanjakana izany anie , dia mila fiomanana tsara ahafahana mamefy ny firenena iray manontolo , tsy hoe fokotanin' Ambatobe akory ka vitan'ny fanakaramana jiolam-boto sy fanomezana baiko ... tohiny
novalian'i papala ny 19/03/2009 06:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6062