DEAL ENTRE TGV SY AREMA NOTSIPAHAN'I ANDRY

1. TEGEVE ( 19/03/2009 02:44)
anaka isany malahelo aho no sady faly ihany koa ;

-malahelo satria tsy misy demokrasia ny ato @ foibe fa ny voalazan'i prezidà saribakoly ihany no atao ato,setrasetra foana ,manao matahora lava,didy jadona arahina basy,,

-faly ihany koa satria ,voatrerin'ireto dinozoro fa tsy nanantotosa ny deal nifanekeny (io moa tsy mahagaga fa ny azy dia nan nan nan foana ),izany hoe miampy ny fahavalony ka aza maika fa ho avy ny tsy mety aminy raha tsy efa izy tenany ihany no manao izay tsy mety aminy (l) (l)
tantara mitohy
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:54
2. xxx ( 19/03/2009 02:47)
nolazain'i AREMA fa gouvernemanta mpikomy ny anao ra TEZEVE =)) =)) =))
3. pikatti ( 19/03/2009 06:04)
aleo ry zalah hifampagalatra ao reo a,izy samy izy hany no mikolay ao :-D :-D :-D
4. ravatorano ( 19/03/2009 06:26)
ry rolland ratsiraka any toamasina efa ny sarin Ingahy rainy Ratsiraka o efa arangaragan'ireo mpakato azy ary dia somary sorena ireo tgv hoe inn ary ty fa angah izao no izy.Tsy nisy ny kolera orange tany fa ny mena be mariky ny revolisiona sosialista sy ny arema no tany !
dia ho avy amizay v ny ady saritaka e sa tsy maintsy homena toerana sahaza azy ry zalahy ireo mba hanginany nefa ampy azy v izany :?:
5. pikatti ( 19/03/2009 06:40)
ravatorana>reo anie olona tsy mahalala onona zany é,omena rantsan-tanàna izy de ny tanànao ray manontolo no halainy raha tsy ny vatanao mintsy aza,fa atahorako ho vaky ity nosy ty ry zalahy :-* :-*
6. majakely ( 19/03/2009 08:10)

http://fihavanana-madagascar.com/index.php?option=com_content&task=view&id=28&Itemid=1
7. fijo ( 19/03/2009 22:54)
ravato an,ka tsimaintsy mitaky ny famerim bola kosa i dadatoa ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0744