Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 19/03/2009 12:22)
milay hoaho
ity ny anay e!! http://www.bubbleshare.com/album/276942/overview :lol: :lol: ... tohiny
Bazily ( 19/03/2009 12:13)
Vaovao avy aty Mahajang ihany
Marihiko eto ampiandohana fa tsy fanosorampotaka fa zava-nisy: Vaovao eto Majunga : 1°) Omaly nisy andianjatovo niditra ankeriny tao @ Biraon'ny FOkontany Ambovoalanana ( Mahajanga I ) ary nanesotr... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:56
marsika ( 19/03/2009 12:03)
"saropiaro" Nanah sy Stan
Salut,saka mba angataka ny tononle hira nirain'i Nanah sy Stan tsy de aiko tsara le tonony fa misy anzao le izy"tsy saropiaro aho,tsy tia tena aho,fa ho tia anao amizao tontolo izao....." De misaotra... tohiny
novalian'i istraky ny 20/02/2012 08:40
tarzand ( 19/03/2009 11:56)
Tsy ilaina intsony ve ny Université.
Mbola ilaina ihany ve ny mianatra rehefa nahavita ny Bacc fa toa na DJ aza d'efa afaka manao filoha eto amintsika e? lol. Toa le mba nianatra toa ambakain-dry lerony fotsiny, lol. Mitsanganà ny manam... tohiny
novalian'i Oay ny 20/03/2009 06:16
tgvra8 ( 19/03/2009 11:44)
CV DE Gildas le lidec en afrique et madagasikara
Gildas Le Lidec tantara mitohy Kinshasa l'assassinat de Laurent-Désiré Kabila Abidjan lors des conspirations à répétition contre Laurent Gbagbo Madagascar ejction du president "dicta... tohiny
xxx ( 19/03/2009 11:40)
vaovao eny ivato
nanao fanambarana ny bandi sy rfi eny ivato manameloka ny coup d etat capsat sy tgv. manomea ultimatum ry zareo.ny rfi mo dia radio frantsay pro tgv ka mahagaga ihany io fanambarany io... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:03
noufe ( 19/03/2009 11:33)
ny ambony sy ambany
ny ahy aloha ry reto ny fantatro dia na iza na iza no eo dia tsimaintsy hoe : ny ambony aloha dia ambony ary ny ambany dia ambany foana sa tsy izany?... tohiny
novalian'i arson ny 25/03/2009 14:47
essera ( 19/03/2009 11:08)
Anjaran'ny TIM sy pro ra8 indray izao !!!
Tsy aleo ve tsy mandany andro manoratra intsony ry zareo Tim sy ny sisa fa atao manaitra daholo ilay titre nefa resakareo ao an-trano mifanimpy vao2 tsy marina ilay izy. Mandehana mankao amin'ny so... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:04
essera ( 19/03/2009 09:59)
Ho an'ny pro Ra8.
Mahavariana fa dia lasa ianareo indray izao no mpanao calamité. Raha mijery ny sujet rehetra eo ambany aho dia tena mazoto manoratra tokoa ianareo fa ny mahagaga ahy dia lasa mpiasan'i Radio Mada d... tohiny
ravatorano ( 19/03/2009 08:52)
vaovao mampalaelo momba an'i KAMBA
Araky ny hafatra sy resaka nifanaovako tamin 'i anarim vao eto dia nilaza izy fa nindaosin'ny fahafatesana izao maraina izao i KAMBA ilay zaza nifanomezantsika tanana teto iny na ny namana serasera da... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/04/2009 12:33
filazana ( 19/03/2009 08:37)
manome ultimatum ny RFI Ivato handravana coup d'etat
manome ultimatum ny RFI Ivato handravana coup d'etat... tohiny
novalian'i anjanix ny 23/03/2009 21:55
badboy ( 19/03/2009 08:30)
Akombony @ izay ny vava ry very fihinanana isany
Matoa nametrapialana dia satria ilay seza tsy voatana!! Matoa halambahoaka dia noho ilay fitiavantena tafahoatra! Matoa nialan'ny miaramila dia vokatr'ilay baiko mitanila! Ireo ra nalatsaka no mp... tohiny
novalian'i vale ny 19/03/2009 14:44
xxx ( 19/03/2009 08:21)
hivoaka tsy ho ela i coutiti sy gal fidy
avoaka daholo ireo lazaina fa gadra politika,izany hoe na dia mamono olona aza dia tsy maninona satria resaka politika daholo izany,dia efa miomana ela isany ry tsalo kely fa miala any coutiti liandra... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:12
TIMTIKO ( 19/03/2009 08:09)
MIOMANA NY MARAMILA
efa manomboka miomana ny maramila fa rehefa samy hanao coup d eta ihany hono sy hifampiasa hery dia miomana samy asaina mody daholo ny exilé politique hisy fitsarana etsy mahamasina i zafy ndefo... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:26
xxx ( 19/03/2009 08:02)
HIGH TECH
Slt daôlo,saika mba anotany kely oe,aiza avy zao no misy mivarotra fône sy produit informatik. May manko ny citik s trading center de tapidalankaleha e.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:47
xxx ( 19/03/2009 08:00)
Vonjeooo!!!!!!!!
K'aiz k'aiz daholo ry namana. Afaka mikozy daholo ny ny bandy na ny sipa fa tsy misy bedy . Zao ry zareo no tena bleem eh ! Tena tsy mahatakatra an'l Sipako mihitsy aho rehefa mihina aza fa ny BASIKO ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 06:29
xxx ( 19/03/2009 07:38)
france irery no mankatoa an'i TGV
France irery no mankatoa an'i TGV no filoha Zambia irery no tsy mankatoa an'i TGV Ny hafa tsy misy sahy maneho hevitra daholo: UN, AU, EU, USA, Rosia, ... Hoamidy ny roplanina hampidirana vola.... tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 13:14
Luxam ( 19/03/2009 07:36)
Papa sy ny resaka preservatif
Ahoana ny hevitrareo amin'ilay resak'i Papa tany afrika ? http://www.liberation.fr/societe/0101556406-le-pape-au-pilori-apres-sa-sortie-anticapote ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:54
arihando ( 19/03/2009 07:34)
SIMBA de Mamy Be
Slt daolo ô! mba miangavy ze mahay ny tonon'io hira io azfdy ô d maztou daolo... tohiny
novalian'i catalyn ny 10/04/2009 09:44
saranga ( 19/03/2009 07:28)
Mitandrema isika
Asa na tsy matotra na be vazivazy na tsy alehany fa tena misy mpanely tsaho gaigy be eto amin'ity serasera ity. Mba matotra razoky a ! Enao io mihitsy no teneniko eto, enao mamaky an'ity hafatra ity... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 19/03/2009 08:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.7902