Akombony @ izay ny vava ry very fihinanana isany
1. badboy
(
19/03/2009 08:30)
Matoa nametrapialana dia satria ilay seza tsy voatana!!
Matoa halambahoaka dia noho ilay fitiavantena tafahoatra!
Matoa nialan'ny miaramila dia vokatr'ilay baiko mitanila!
Ireo ra nalatsaka no mpitsara nampilatsaka ;
Ireo harena natao ampihimamba no porofo nahavoapanga ;
Ireo sisa tsy maty no hikaroka ilay nitsoaka, ary hamalifaty!
(l) (l) (l) (l)

novalian'i vale ny 19/03/2009 14:44
2. fifaliana01
(
19/03/2009 13:09)
Za very fihinanana satria hatramin'ny Fevrier 2009 teo no tsy nahazo karama
Very fihinanana satria mahalala fa tsy hisy avenir intsony ireo zanakay nohonny fihovantsaina any amin'ny ratsy
Fa saingy tsy hanaiky ny hangina satria marary ny aina

3. vale
(
19/03/2009 14:42)
badboy:
Matoa nametrapialana dia satria ilay seza tsy voatana!!
Matoa halambahoaka dia noho ilay fitiavantena tafahoatra!
Matoa nialan'ny miaramila dia vokatr'ilay baiko mitanila!
Ireo ra nalatsaka no mpitsara nampilatsaka ;
Ireo harena natao ampihimamba no porofo nahavoapanga ;
Ireo sisa tsy maty no hikaroka ilay nitsoaka, ary hamalifaty!
(l) (l) (l) (l)
des délires!!! que des délires!!!!!!!!!!!
:twisted: :twisted: :twisted: