SIMBA de Mamy Be

1. arihando ( 19/03/2009 07:34)
Slt daolo ô!
mba miangavy ze mahay ny tonon'io hira io azfdy ô
d maztou daolo
novalian'i catalyn ny 10/04/2009 09:44
2. xxx ( 19/03/2009 11:16)
Simba simba simbainao fitiavako anao ooooo

tena poince kosa leisy iny ra banane an
okay leisy ramamy ah

izay leis ny tonony kely haiko ah
ampio reo ry zalah ah
3. lolove83 ( 04/04/2009 07:52)
filafila fampitambezana ditra nataonao taminaka e
tsy ahoako ndreky zalahy zeny efa nahazatra e
tsarovy anefa fa ratsy natao f`izaho tsy hiambinae
k`aza omena tsiny izaho cherie
na anao sitra-po ny anaka décision satria
simba simba simbainao ny fitiavako anao o
simba simba nobatiana ny fitiavako anao
simba simba simbainao ny fitiavako anao
simba simba , izaho efa tsy nisy safidy e

Zay aloha fa mbola tsy itako le tonony fa arak ny faenoko azy fotsiny io a :twisted:
4. catalyn ( 10/04/2009 09:44)

SIMBA
Ao antsika a !
Filafila fampitambezana , ty raha nataonao taminakahy é!
Tsy ahoako ndreky zalahy é! , zegny efa mahazatra é!
Tsarôva nefa fa ratsy nataonao, vengence miambina é!
K’aza amena tsiny zaho chery , nanao sitra-po fa ny anakahy decision satria:
SIMBA(2) Simbanao ny fitiavako anao ô!
SIMBA(2) robatinao ny fitiavako anao ô!
SIMBA(2) simbanao ny fitiavako anao ô!
SIMBA(2) zahay koa tsy nisy safidy é!
Aha, efa ela nijaly loatra zaho vadiko é!
Efa mitseky, mitseky , mitseky !!!! Asany !
Yeh !eh! eh! Yah eh! Eh! Eh !Eh !
Niasa maray izaho koa nitia, fitiavana mariny ankitiny zaho koa nitia â!
Tsy antegna farany olo ho lavorary, fa hitako fiarahantsika tsy hanjary
Fagnahin’olo tranoaraiky, tsy misy mazava am-pô
Tsy fifanajana amboara hely, fa manjary aretim-pô
Yeh ! eh! Eh! Yah! Eh! Eh! Eh!
Aleoko mitandriny izaho koa mitia
Ampitondra takaitry ny fitiavana azo am’ity ah!
Maro loatra vandy nataonao, karaha zegny voafitaka
Tsy afaka an’eritreritra sanabavy é!, sitrany misaraka
Sarotro tena sarotro,marigny antsika hifagnary é!
K’aza amena tsiny zaho chery,nanao sitra-po ny anakahydécision satria:
SIMBA(2) Simbanao…………..
SIMBA(2) robatinao…………..
SIMBA(2) naratra ny fitiavako anao é!
SIMBA(2) zahay fa tsy nisy safidy é!
Eka , ataova, ataova…Zaho efa mitseky aminao koa…
Zaho efa ty hisaraka ity koa navamba !
Paquet-nao n’ahoronao é !
Yeh !eh !eh! Yah! Eh! Eh! Eh!
Aleoko mitandriny zaho koa mitia
Yeh! Eh! Eh! Yah! Eh! Eh! Eh!
Ampitondra takaitry, moa izaho ndreky paralysé !
Taloha tagny samy mifanara-tsaigny,misy nanakahy samy tsy malaigny
F’indraika tato-ato ô! Nanova fômba izy é !
Gidragidra ady lava zalahy , ts’isy fiafarany é!
Yeh ! eh! Eh! Yah! Eh! Eh! Eh!
Filafila fampitambezana ........(couplet voalohany)....
SIMBA(2) simbanao...
SIMBA(2) robatinao...
SIMBA(2) simbanao...
SIMBA(2) aleoko mitady anjara hafa é !
Ayah, yah, yah, lasa izy é! é!
Ayah, yah, yah, any izy é! é!
SIMBA SIMBA……………………
Poince kosa lesy ireny ra-banane â !
Okay lesy ramamy â ! MAM’ BE

Izay ary fa mazotoa daholo mihira é!, marina fa milay kosa aloha ilay vazo é!
Mba izarao ilay : k’atao anizany an’I LOLA indray izay mba manana é!
:D :D :D :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1552